ECOUTER Flash Infos 21h15 Rajoelina demande suspension réuni

1. vatofototra ( 04/11/2009 18:57)
ECOUTER Flash Infos 21h15 Rajoelina demande suspension réunion 04 nov09

- A la demande de Andry Rajoelina, la réunion est suspendue pour aujourd'hui. Andry Rajoelina fustige Ravalomanana de blocage
- Interview de Andry Rajoelina.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i xxx ny 05/11/2009 13:02
2. patrick2002 ( 04/11/2009 19:15)
Nivoaka ny salle i Ravalomanana ,nangataka ny hanajanonana ny fivoriana androany ny Mouvance Rajoelina .
Izay no fandrenesako azy teo Ravatofototra ,fa aza manao mpanao gazety vilana ianao ,fa manjary lasa MBS online ny blog nao :D :D
3. pikatti ( 04/11/2009 20:28)
Kenda i Andry de nanao fanambarana haingana fa tsy te hiverina @ tapaka tany Maputo intsony ,tsss lery mintsy anefa no miala teo raha manaiky ny tapaka tany Maputo izy
Mailo be lery fa aleo hoy izy hanao zay te-hanao ary zay no mety ho hiafaran'io dinika io ,de nangatahiny hijanona ny @ androany,
Tratra ny sakodim-paninana ndray lery

Io ary le kôziko ,mandany fotoana fotsiny i Andry de eleony hiverina @ teo ihany
Tsy afa-bela @ Frantsay hoa lery
Mitohy ny tantara
4. xxx ( 05/11/2009 13:02)
Na te hanao zavatra hafa aza i radomelina izany hoe te hanaraka ny satan'ny maputo dia tsy af-mihetsika fa OTAGE lavan'ny la frantsa sy ratsy honana sy deba laden ,te hanao eo koa mbola aiza anefa ny hahazo an'io kely fingotra io .
Ny ahy hitako mandany andro RA8 fa tokony regler-ny à la honduras a@izay fa hifampiraharaha lava @io 'apprenti putchiste ' lava eo ,NY VAHOKA NATAO TOHatra fiakarana efa mitrontrongy @tany mihintsy mbola milalotra a@ireo fatina fatin'alika ireo.
Nrehefa tsy te hiverina intsony RA8 dia tokony omeny anDRAJAOBELINA na RASAMOELINA na RANJEVA ny baolina fa dj bac-3
lava io no hanovana négociation lava tsy hamokatra efa hita fa tsy tompon'ny tenany io ,MCAR ANGAHA LANY OLOMANGA ka olona faikany ohatrandradomelina no hatao eo na transition aza! je réve ,tsy aleo omena ny mpivarotra anana sy voatabia sady ireny no tena VAHOAKA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1064