FA DE NANINONA LÔTRA!

21. rakotobriac ( 09/04/2018 19:53)

andry08:

lako:

Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!!
Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cousin ko io!
De manana mpanampy ry zareo de ilay mpanampy kosa alo tsy ratsy ee!!
De hay io cousin ko io miverina mody ao antrano refa lasa miasa ny vadiny de lasa mianatra ny ankizy!!de izy mody ao indraindray ary matetika mitsy!
De nony taty aorina efa 3ans no niasan'ilay mpanampy tao fa bevohoka io cousin ko io mpanampy io!!De le mpanampy koa moa tsy de mahay le we bevohoka de efa tsy azo afenina tsony vao nisy nahatsikaritra!efa handray 5 mois vao tonga tao an-trano ny feo we bevohoka izy!mbola olona indray ary no niteny le madama we bevohoka izy an!!
De notenenin'ilay madama an'ny cousin le izy (le madama tsy mahalala ninoninona) de niteny izy fa tsisy an'zany!
De farany tsy naharitra le madama fa tonga de niteny le mpanampy sy nanontany azy (T@ fotôna tsy naha tao ny vadiny) satria nifamaly mitsy ono izy mivady noho io resaka io fa mazain'ny cousin ko fa tsisy anzany on!
De tsy fantatr'ilay mpanampy mitsy le izy fa nanontanian'ilay madama we ovina indry règle farany de tsy nahateny izy!!de tezitra be le madama de notereny tao le mpanampy, de niteny we tsy tadidiny tsony!saika tapaka ono ny lalandrà madama de tonga de nentiny tany @ hôpitaly le mpanampy, de misy dr fantatry madama mitsy nataony nijery io mpanampy io de fantatra fa eo @ 5 mois eo le izy!!nandany vola mitsy izy t@ io ary nanapaka tsy niasa!
De tonga de notereny tany an-trano le mpanampy hilaza ny olona niaraka taminy!de niteny le mpanampy fa ramose no niaraka taminy! de ramose iany fa mbola tsy mahay an'zany izy! de notantarainy teo de nampiany fa omena 25 000 fmg isaky miaraka @ ramose ono izy!tena tsitany ze atao fa hany heriny de natsoiny ny rafozany de natsoiny ny reniny de no téléphone ny cousin!!de nampifanatrehana teo le resaka!!fa tena manana heritsaina be izy an!!tena miaiky mitsy za!satria de tena nidrikina be mitsy cousin fa tsy afa nanaôtra fa nanaily iany nony farany!De ny fanapaha-kevitra de nisaraka taminy le madama!tsy nanaiky mitsy le madama fa tonga de nande!de nentiny ny zanany 2 lahy nony hariva!tsy nety nifandaminana mitsy alo izy atr@ zao fa de nanao divorce mitsy!!efa 2 mois zay zay tantara zay no niseho de nipetraka tany @ reniny izy!!de inona hevitrareo @ io !!


Dia vita fa tsy misy inn intsony anie e! Efa namadika t@ ilay mpiasa tao , dia tsy misy inn intsony fa misaraka tsy misy naratra na dia naratra aza.
Ny hevitro dia ampy izay dia basta!!!!! on n'est pas sur la terre à suppoter l'insupportable!!!!!!

:-D :-D :-D :-D


ny hevitro @ io resaka fitiavana io dia tsotra fotsiny;
tsy misy catalogue io ka oe , ity ny lamaody mety; na koa hoe zah manaraka lamaody na tsia;
tsy misy lalàna biolojika io ka hoe: rehefa zao dia izo no atao, na oe zao no mety;
zay no hitandrangahy fa mety dia izay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2213