izay vao tena guerre civile raha i tgv no ho lasa president

1. xxx ( 03/11/2009 17:02)
plan b
novalian'i xxx ny 03/11/2009 18:24
2. kidoropamba ( 03/11/2009 17:07)
ok ok up up
Arosoy ny guerre civile fa ilaina raha izany no hany vaha olana misy.
Aza adino hoa fa jeneraly amam-polono no notapahan'ny jerry Rawlings tenda vao nilamina i Ghana.
3. feticon ( 03/11/2009 17:14)
ireo foza feno ao tana ireo no mila hamboarina kely fa manamaimbo ny tanana
4. kidoropamba ( 03/11/2009 17:17)
hin hin hin, amboary ao zareo ireo fa tena manamaimbo mihitsy e.
BSMM ange nareo é. Ataovy ny kandra nanakaramana anareo. Haingana fa telo andro ihany no azonareo hanaovana an'azy. Alefa à
5. xxx ( 03/11/2009 18:24)
fanatko tsara ialahy io rakido fa ialahy no tapaka voalohany ny lohan'ialahy :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5261