ECOUTER Flash Infos 17h spécial Addis-Abeba- 03 nov 2009

1. vatofototra ( 03/11/2009 15:36)
ECOUTER Flash Infos 17h spécial Addis-Abeba- 03 nov 2009

Ravalomanana est sorti de la salle. Interruption de la réunion.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i xxx ny 03/11/2009 19:17
2. ifiona ( 03/11/2009 15:38)
mandeha ny tsenan'i vatofototra alou zao aa
3. kidoropamba ( 03/11/2009 15:49)
hin!hin!hin!hin!nivoaka lery tsy nahatanty "frappe kranina" tao. hin!hin!hin
Ati-doha hoa no ampiasaina fa tsy io bala rora io.

Ratsiraka aza efa tsy mahita fa mbola be mokondoha ary mampiasa kranina satria i "lomotra" mihitsy no nentiny any ka lavolavo le8. hin!hin!hin!

Mbola hiverina ihany ve le8 sa lasa nanao "masazy" kely @ virja ? hin hinhinhin
4. pikatti ( 03/11/2009 16:35)
refa complet lesy ny ekipa vao mandroso a, zany ve de tsy takatry ny lohanareo sakaa,aleo aloha asina pause café, fa elah zany kou toa maneno tsy @ napany :-D
5. kidoropamba ( 03/11/2009 16:45)
hin hin hin! avelao ao lery lalaovin'ny "lomotra" ao fa izay no tadiaviny.
Efa complet ange ilay ekipa e. Ndàna hoa manao "masazy" kely fa tsy zakanao io resaka négoSiasion politika avo lenta io. Potsepotsero tsara aloha ilay "virja swazi" dia miverina indraya enao rehefa konsAntré tsara.

Efa te hanao "la féte" izahay araky ny tenin'ny zafy.
6. locl ( 03/11/2009 16:47)
Mba fantatrao moa ry kidoro fa zava-doza ny tsy fanaovan-Rav8 sonia eo. amin'ity Malagasy efa maimbo rà amin'i TGV
7. locl ( 03/11/2009 16:49)
Bien Kidoro, tsy mihaino loatra ny sofinao
8. kidoropamba ( 03/11/2009 16:57)
Aza atao sonia ra8 raha tsy te hanao ianao a. Tsy koi izany fa fantatry ny vahoaka ny ataony.
Efa nilaza ra-pingy fa "tokony tonga saina" ianareo efatra ireo. Ka raha tsy hanao sonia le8, "tomponandraikitra mazava izy "e.

Alefa ary hafaingano fa efa te hanao "la féte izahay" e.
9. xxx ( 03/11/2009 19:17)
Inona no mba haindrakidoro ry reto tsy aleo miresak a@toutou kely mba mahazo resaka,tsisy zavtra hainy hafa tsy resaka maloto,tsy hainareo ilay pub manao hoe:" nous n'avons pas la méme valeur" ,ohatran-dradomelina io e,TSISY QUAlité.
Afaka mifaly aloha izay tsy tia an'itgvendrana fa mbola izay tiandRavalo ihany no harahandrizareo any Afrika ,toy ny hoe tsy miray hotely @ireo mouvance telo ireo aho sy ny hoe tsy te hahalala izay fifanarahna tao @ny carlton aho fa tsy decideur no rôle n'i dramé sy tibelé fa mediateurs dia nanaiky Ping ary hanao fanambarana i Ping momba na'izay désinformations voalaza tao @carlton IZAY FA NY UA dia tsy mi s'engager @izay lainga nataon'i dramé sy tibelé izay soa moa ny vahoaka mpanohan andRA8 eny @magro na tulear na tamatave na tananarive fa mahazo vaoavao MARINA tsy tapaka fa mazava ho azy moa ny télé mandeha eto MCAR dia lainga daholo nolazainy satria izany ny demokrasian-dradomelina sinon izay sahy miteny ny marina eo dia tongavan'ny capsat mamondrongony sy mamo toaka!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1601