B.K.L.N.M.M

1. pimaso ( 03/11/2009 12:14)
Boay Kely Lava Nify Mora Mitomany
:oops:
:oops:
:oops:
2. Mirananirina ( 03/11/2009 13:33)
:-D :-D :-D
3. kidoropamba ( 03/11/2009 14:09)
Tsy nanaiky handeha ao @ Hotely misy ny delegasiona hafa Ra8 sao dia rakatra ireto "virja swazi" netiny ireto. hin hin hin hin hin
4. pikatti ( 03/11/2009 16:16)
tgv tsy mety hiaraka avion @ delegasiana sasany ha ha ha , te hiziriziry ihany fa lery mahavidy air force3 :-D :-D :-D
5. xxx ( 03/11/2009 16:52)
ndeha ialahy any planete de singe any
6. bazylou ( 03/11/2009 18:55)
lava nify tsy laninareo mianakavy io e, ny cox sy ny lahy antotra ve no hifanina aminy tsy ho vereziny, :-P :-P :-P :-D :-D
7. pikatti ( 04/11/2009 00:42)
tsy ampy karoty ny lavanifin'elah :-D :-D :-D
8. tsimatimanota ( 10/11/2009 06:50)
Banga
Adala
Zoridira
Yogangs
Lany
Ozatra
Ulcère
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.105