Ho ratsy fiafara ingahy Rajoelina

1. rabaradaka ( 02/11/2009 08:46)
Raha mitambatra ny herin'ny dadatoa Ravalomanana sy dadatoa Monja Roindefo dia tsy omeko herinandro dia rava io tetezamita izay terena ho entin'ny Andry TGV io
2. tlay ( 02/11/2009 08:48)
mety omarina io hevitra io nefa mety tsy ho marinako
3. ratavao ( 02/11/2009 11:37)
Dia ho hitantsika fona ny tohiny ny amin'izay lalana tian'Andriamanitra hitondràna azy, Inona ozy Hasina Andriamanjato tamin'ny Invité spécial tam Alahady tao am T.Plus? Andriamanitra no mitantana an'ity Firenena ity de ho hita mibaribary fona ny fizotr'izany.
4. terrywui ( 02/11/2009 13:30)
io Hasina io ko alo aminio mitenten foana io d ahita ny anganony foan ko io ! hhhh ! :roll: :idea:
5. patrick2002 ( 02/11/2009 13:52)
Dia mba ahoana ny ihafarany firenena raha hiara-dalana ny mouvance ravalo ,sy ny mouvance Roindefo :lol: :lol: :lol:
Zany anie efa tsy misy atidoha misaina intsony fa dia hoe doroy ny ala handositra ny gidro ,izay ihany ,ny hatazomana ilay toerana fotsiny .
Aiza koa ny Dadany sasany misy an`izany hiantso miaramila SADEC ,hanala an`i Andry hono :-D :-D :-D , mba gasy ihany ianao hiantso vahiny hanafika ny firenenao loza , loza.
6. halloweenn ( 02/11/2009 14:23)
tsisy an'izany lesy teo rapaty fa aza mihaino resaka gidro ao elah an :twisted: :twisted: :twisted:
7. xxx ( 02/11/2009 15:03)
terrywui:

io Hasina io ko alo aminio mitenten foana io d ahita ny anganony foan ko io ! hhhh ! :roll: :idea:



+10 ity !!!
8. kidoropamba ( 02/11/2009 15:30)
Tsy misy hery dada sy hery Monja izany eo fa politika avo lenta hoa io.
"Harovy TIKO", io ihany izao no karatra lalaovin-dra8 ao Addis Abeba fa tsy misy zavatra hafa izany. Fotoana hisarahana izao hoy Koika e. hin hin hin hin

Henoy ny mozika fa mikalmé ny fahadisoam-panantenana izy io e.
9. bazylou ( 02/11/2009 16:08)
zany foana no vetesinareo mianakavy eto mandrakity ny androany mbola tsy vita ihnay , dinnn, beurrrk , aza manam be :-P
10. terrywui ( 02/11/2009 16:25)
mbola mahafinaritra alou hatramzao n manaraka ny GTT sy ny TIM e! hita oe mi petraka tsar ny resaka sy ny filaminanana


vive TIM !
11. pikatti ( 02/11/2009 20:21)
Ny hiafaran'io tgv io anie de efa voafaritra fa any an-kady :-D
12. tsimatimanota ( 03/11/2009 07:03)
ANY ANGABONE KA
DIA ANY @ HELO AVY EO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4435