Manina an'i Ari.malala aho

21. fahamarinana ( 14/11/2009 20:40)
:arrow: ni sy Tywa : tsika angaha ,nareo roa kouh ! :-P :-D :-D ekena mba tsy hifandirana !Za efa hendry tsy niditra tary fa ato ! =)) :-* :-* (l)
22. ni81 ( 14/11/2009 21:02)
ni sy Tywa : tsika angaha ,nareo roa kouh ! ekena mba tsy hifandirana !Za efa hendry tsy niditra tary fa ato !
=)) =)) =))
23. fahamarinana ( 14/11/2009 21:06)
:arrow: ni a : njy angaha mbola miheno ilay tsinjaka be manadala ao amin'ny rvg ao ?
Ho bedin'ny Soanja tsika roa androany an ! hummm :) (l)
24. tywa68 ( 14/11/2009 21:15)
saika mba mody hoe hatory aho fa vao hitako misy manendrikendrika d tsy maintsy niditra :-D :-D nareo 2 no arahako ato e :-* bne nuit @zay :wink:
25. ni81 ( 14/11/2009 21:22)
ni a : njy angaha mbola miheno ilay tsinjaka be manadala ao amin'ny rvg ao ?
aaa! tsy mihaino zà ka :D
saika mba mody hoe hatory aho fa vao hitako misy manendrikendrika d tsy maintsy niditra nareo 2 no arahako ato e bne nuit @zay
iza no manendrikendrika eo ndray zao? hum; i faha ndray ve no lazain'i tywa an'izany e! :-D :-D
26. fahamarinana ( 14/11/2009 21:39)
:arrow: ka za koa ary te hatory zany fa misy olona dimy zahay samy nandahatra hira ao ( :-P )dia hiheno an'izay za dia roso toy koa fa efa valaka eky arô !bonne nuit nareo roa ! :-* :-* (l)
27. ni81 ( 14/11/2009 21:40)
ka za koa ary te hatory zany fa misy olona dimy zahay samy nandahatra hira ao ( )dia hiheno an'izay za dia roso toy koa fa efa valaka eky arô !bonne nuit nareo roa !
alaharo tsara e! :D
28. ni81 ( 14/11/2009 21:43)
ka za koa ary te hatory zany fa misy olona dimy zahay samy nandahatra hira ao ( )dia hiheno an'izay za dia roso toy koa fa efa valaka eky arô !bonne nuit nareo roa !
mazoto be daholo koa ianareo rehetra mandahatra ao ireo ka! :-* :-* dia bon8 e
29. dadabe ( 15/11/2009 01:51)
ary mivadika politika tampoka le resaka


Soanja a andefasako message toi a :wink: voaray ve ?? :-*
30. soanja ( 19/11/2009 22:49)
Dadabe> Voaray ny hafatra fa azafady raha tsy azonao aho an. Misaotra indrindra. :-* :-* :-* (l)
31. dadabe ( 21/11/2009 08:01)
:-* (l) tsy misy fisaorana ry Sombiniaiko a :-$ :@
32. kotobekibo ( 29/11/2009 14:11)
Misy hafatra napetraky Arimalala tary ambadika tary d ampitaiko aminareo , sao d mitombo eo ihany ny kiboko :-D:-D:-D

coucou dool nareo o! mba sendra mandalo kely ndray mitady ze maasoa e! départ à zéro tanteraka mints zao... vo mitady asa ndray... zay fa mazotoa dool d mirary soa anareo reetra o! ts manadino sanatria.


Korazy njy Ari a! :wink:
33. dadabe ( 01/12/2009 02:26)
:roll: :( :(
34. sasa ( 27/01/2010 11:46)
Soanja!
Asa izy zay na efa nahita fa za koa tsy dia mifanena aminy tsony zay efa ela izay, enga anie izy mba hahita fa grave be le tsy miasa aty DAgo amzao.
35. dadabe ( 27/01/2010 15:47)
fa ndry ve miasa ry sombiniaiko ?? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4821