FETSY BE .......

1. TEGEVE ( 29/10/2009 20:49)
Ary tsy nampoiziko be fika le8 ,izahay mba niandry le fikany hoe hazavainy eto @ le hoe hiverenany kiiiiiiiiiiiii, tsy navoakany ndray le paika,
Doboka an-drano daholo ndray ny paikanay ato klé
Tsy mampatory anay tgv iny kôzy izy razoam a,tokony rampitso maraina le fika vao nalefan'elah :lol:
novalian'i xxx ny 30/10/2009 09:03
2. pikatti ( 29/10/2009 21:03)
Dodo tsara tgv a, aza manonofy ratsy e,
dodo tsara kidoro's group, manofisa ela swazi virja na de maty ozatra aza :-D
3. yukaa ( 29/10/2009 23:12)
kidoro mantsina amany :lol:
4. xxx ( 30/10/2009 09:03)
yukaa:

kidoro mantsina amany :lol:


Miala any indray ra wuiwui @ ilay usurpation de PS !! tttsssssss
:-D :-D :-D "Yuka" sy "Yukaa" !!! hi hi hi hi !! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458