endrika mianakavy,anjara mianakavy.

21. ANJARA7 ( 02/11/2009 10:12)
xxx:

Ny fisainanao no tena mampalahelo :roll: :roll:



mampalahelo fa 'mpamadika namana oh!'sa ts zany aky ry LAFATRA?mmmmm!tena lafatra k tyiiiii!
22. ANJARA7 ( 02/11/2009 10:21)
xxx:

ANJARA7:

nalaza,tampoka aky anjara7 fa misaotra anareo rehetra a!za manko oul tsy de mpandende aty @dinika aty!tena variana mandinika ny ho avy e! miala tsiny !ny hisavorovoroana aky hilantoana a!zay alou fa @manaraka e !



:lol: :lol: :lol: :lol: iiiiii malaza @ ratsy hon hon hon hon hon
Tsiky dia ampy


tena loza marina hon hon hon sady ny psedo ko eo @ny andrko!ssssss!tsisy NENINA fitiava namana no nasehoko ADIEU aky a!

23. xxx ( 02/11/2009 10:31)
ANJARA7:

xxx:

ANJARA7:

nalaza,tampoka aky anjara7 fa misaotra anareo rehetra a!za manko oul tsy de mpandende aty @dinika aty!tena variana mandinika ny ho avy e! miala tsiny !ny hisavorovoroana aky hilantoana a!zay alou fa @manaraka e !



:lol: :lol: :lol: :lol: iiiiii malaza @ ratsy hon hon hon hon hon
Tsiky dia ampy


tena loza marina hon hon hon sady ny psedo ko eo @ny andrko!ssssss!tsisy NENINA fitiava namana no nasehoko ADIEU aky a!





Izany manao Adieu izany tsy miverimberina intsony ry ANJARA7 an! Im-piry enao izay no nanao ADIEU teto mbola manimanina angah e! bis aloha e! I endrika01 sy Endrika ary efa nanao veloma , enao ity mbola mandrangitra ihany, AOKA IZAY
24. Mirananirina ( 02/11/2009 11:15)
164. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 01-11-2009 14:57:52
Lohateny : Re : Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
Hoy i xxx:


Voalaza teo :
tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?

Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay




Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.


Nivandraka be hotriny kendan'ny kanety ny vômasonle xxxx nanoratra ity teny tetsy ambony ity

"Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa,marina ny voalazan'ny gassmilay

olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é. Miala tsiny nandefa ity fandaminana ity hoa nareo ,kay izy ity ady anareo ADMIN tsy misy hidiranay na kely aza.
25. terrywui ( 02/11/2009 13:42)
fa iza doly no admin ato ry mirana fa fannn b ah ? 8O
26. Mirananirina ( 02/11/2009 14:04)
mampalahelo fa 'mpamadika namana oh!'sa ts zany aky ry LAFATRA?mmmmm!tena lafatra k tyiiiii!
Iza indray ity LAFATRA e,admin koa ve.
fa iza doly no admin ato ry mirana fa fannn b ah ?
Io indray aloha ry Terry dia tsa haiko mihitsy koa.Fa ny akamaroany ny ato aloha dia izy aby.
27. tess ( 02/11/2009 14:17)
olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é. Miala tsiny nandefa ity fandaminana ity hoa nareo ,kay izy ity ady anareo ADMIN tsy misy hidiranay na kely aza.

fa iza marina no ADMIN lazain'i miranirana matetika e??? :-D
saodé manala-baràka admin :^)
fa inona no hatao hoe admin :?: :?: :?: :roll:
28. Mirananirina ( 02/11/2009 14:40)
fa iza marina no ADMIN lazain'i miranirana matetika e???
saodé manala-baràka admin
fa inona no hatao hoe admin

Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera;164. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 01-11-2009 14:57:52
Lohateny : Re : Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

Tsy misy fanalana baraka na 1 aza io.Milaza fotsiny aho fa diso nametraka ity dinika ity kay ny ato ihany no mifamaly kely eto
29. terrywui ( 02/11/2009 16:16)
misy ps ho apoakandrahery ato fa toizo iany anie io adiady ato io e! refa iady ry reto de ps hafa entina amzay na petsa aza iny mbola ao le tena vrai
30. tess ( 02/11/2009 17:40)
Miala tsiny nandefa ity fandaminana ity hoa nareo ,kay izy ity ady anareo ADMIN tsy misy hidiranay na kely aza
:roll: :^) mirana: ka ny mpidinika no miady sy mifanenjika kou ny admin no voatonona anefa tsy misy admin na ny iray aza mifamaly sy mifanenjika eo kou hihihihi
fangah i endrika admin; izay no fahazahoako azy.
31. tess ( 02/11/2009 17:43)
Sady izao e! efa nisy olana BE foana talou teto amin'ny forum io manokatra dinika dia anaran'i namana no hanokafana dinika, na manao ahoana ny endriky ny dinika na manao ahoana dia tsy maitsy miafara am gidraka foana satria misy foana ny manararaotra toy ireo hita mibaribary ireo , ka tsy aleo ve hajanona ilay manokatra dinika manonana ps n'oul....
HEVITRA atsipy IHANY iny fa samy manao zé tiny....
ny ao am politika aza no efa tsy fidiny :-P
32. xxx ( 02/11/2009 18:01)
"endrika01":
Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.
hay ve i endrika01 admin ato eh ?
"terrywui":
fa iza doly no admin ato ry mirana fa fannn b ah ?
dia novalin'i Mirananirina we
"Mirananirina":
Io indray aloha ry Terry dia tsa haiko mihitsy koaFa ny akamaroany ny ato aloha dia izy aby.
zany we i endrika01 misandoka ho ADMIN , de i Mirananirina tsy mahafantatra akory dia milaza we ADMIN ny akamaroany ny ato :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: mahagaga nareo kah!
33. pikatti ( 02/11/2009 20:04)
admin zany mpandrindra fa tsy mpandrangitra ,kalamina hoa ,virtoaly io e :wink:
34. tess ( 02/11/2009 22:15)
:-D
35. Mirananirina ( 03/11/2009 08:10)
misy ps ho apoakandrahery ato fa toizo iany anie io adiady ato io e! refa iady ry reto de ps hafa entina amzay na petsa aza iny mbola ao le tena vrai
tsy misy mipoka zany eto ry terrywui an,manaratsy olona be ireo aza tsy mipoka koa :)
mirana: ka ny mpidinika no miady sy mifanenjika kou ny admin no voatonona anefa tsy misy admin na ny iray aza mifamaly sy mifanenjika eo kou hihihihi
fangah i endrika admin; izay no fahazahoako azy.
Ka ohatra izay no fahalalana azy ko.Sady avelao any amin'izay fa tsy ADMIN izany ireo be vava be ato ireo dia tsara be =D> =D> =D>.Aleo tsy tononina intsony fa lasa olana be eto koa,hihihi.
zany we i endrika01 misandoka ho ADMIN , de i Mirananirina tsy mahafantatra akory dia milaza we ADMIN ny akamaroany ny ato mahagaga nareo kah!
Nahoana kosa moa no tsy betsaka ny admin ato,azy ireo anie ity e.Ka afaka manao izay tiany izy ary tsy misy maharatsy izany mihitsy.,fa tsara aza no teneniko.
admin zany mpandrindra fa tsy mpandrangitra ,kalamina hoa ,virtoaly io e
:-D :-D marina ny anao Pikatti an,aleo mba atao ato indray ny hatsika sa ahoana???Lol....lainga io an.,aleo any aminy politika ihany
36. pikatti ( 03/11/2009 11:49)
K a mety ho vahaolana ihany io hatsikana io ry Mirana kah
Raha misy mandefa dinika mila vanony de raiso hotran'ny hatsikana fa aza misendotra de lasa zao ,fa eto anie tsy hialany zay maramara zay mantsy :lol:
37. Mirananirina ( 03/11/2009 13:17)
ka tsy aleo ve hajanona ilay manokatra dinika manonana ps n\'oul....
HEVITRA atsipy IHANY iny fa samy manao zé tiny
raha amin\'ny tsara kosa ve moa maninona :roll: ny manaratsy namana no ratsy be,fa raha tsara tsy hitako izay olana toy itony:
soanja [ Valio ] 01-11-2009 22:33:26
Lohateny : Manina an\'i Ari.malala aho
endrika01 [ Valio ] 04-10-2009 06:59:35
Lohateny : EFA TONGA NJAY i endrika01 e!
xxx [ Valio ] 10-09-2009 14:12:10
Lohateny : Malahelo an\'i ...
... tess aho fa elaela
sns.......
Raha misy mandefa dinika mila vanony de raiso hotran\'ny hatsikana fa aza misendotra de lasa zao ,fa eto anie tsy hialany zay maramara zay mantsy
za indray mbola tsy nisendaotra teto mihitsy ka,mirana foana e :-D no tsy miady amin\'iza na iza.
38. tess ( 03/11/2009 16:07)
raha amin'ny tsara kosa ve moa maninona ny manaratsy namana no ratsy be,fa raha tsara tsy hitako izay olana toy itony:
soanja [ Valio ] 01-11-2009 22:33:26
Lohateny : Manina an'i Ari.malala aho
endrika01 [ Valio ] 04-10-2009 06:59:35
Lohateny : EFA TONGA NJAY i endrika01 e!
xxx [ Valio ] 10-09-2009 14:12:10
Lohateny : Malahelo an'i ...


he izany izy hoe antson'ny fo! hafa mitsy ny votoaton'ny dinika

fa ilay resaka endrika efa gidraka atsy gidraka aroa mikasika an'i endrika dia mbola hanokafana dinika manokana am ps-ny de avy amzay ny mpanararaotra de lasa otran'ny mi provok ny mpila vanona fotsiny sa tsy marina ve zany???? :-P

EFA NISY olana be oà itranzao talou matoa aho miteny anzany dia efa nahita... aleo hatreo ihany fa efa lasa izany. ;-)
39. Papoose ( 03/11/2009 16:13)
:lol: :lol: :lol: :lol:

fa taoko misy list na admin hita eo @ dinika ko zany koa ve de mbola vinaniana...mampime be kounkou nareo kounkou :lol: :-P
40. tess ( 03/11/2009 16:44)
ka zany anie wa ry kià papoose e! hihihih
sady raha misy admin vavao de lazaina eto ihany taoko....
taiza ndray no misy admin miady ritra izany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446