Aza mba matim-bola ihany

1. mathla ( 28/10/2009 15:56)
Hita sy voamarina izao fa dia fitadiavam-bola tanteraka no manainga an'ireto lazaina fa mpitondra miahy ny vahoaka ireto.
Hatramin'izao ny resaka sy ny fanohanan-kevitra aroson'izy ireo dia miankina tanteraka amin'ny vola daholo:
- Hanaiky ny hifampiraharaha aho, hoy radomelina, raha manao sonia ny vondrona iraisam-pirenena fa tsy hampihatra ny sazy ara-bola an'i Madagasikara.
- Tsy maintsy esorina ny mpitondra ankehitriny satria manangona harena ho azy manokana. Izay no isan'ny novoizina teny @ 13 mai tamin'izay.
- Vao tsy teo i dada hoy ny sasany dia nihena ny haren'i Madagsikara.
- Vonona ny hanaiky izay toerana ao amin'ny HAT aho hoy i Ndefo raha mazava ny fitsipika ara-bola ho fanampiana an'i Madagasikara.
- Tsy maintsy norainisina iny fanapaha-kevitra fanendrena PM vaovao uny mba hahazoana ny fankatoavana iraisam-pirenena ka hisian'ny fanampiana ara-bola an'i Madagasikara.
- Ary ny mahagaga dia ilay filazana hoe: tena fivoriana avo lenta ilay tao amin'ny Carleton t@ 6 oktobra teo satria irei firenena manan-katao no nanatrika izany.
- Tsy lazaina intsony ny kaonty any amin'ny Banky izay nitombo tampoka ho an'ny mpikambana sasany eo amin'ny fitondrana ankehitriny.
- Ireo mpitondra teo aloha moa dia afaka monina ara-dalana any ivelan'i Madagasikara, kanefa tsy fantatra hoe miasa sy manana fidiram-bola izy ireo any, sa mivelona amin'ny rivotra?
Dia vola ihany ary mbola vola hatrany.... Tsy hoe tsy ilaina fa hatraiza ny fahaizana mampiasa azy?
novalian'i xxx ny 29/10/2009 14:12
2. xxx ( 28/10/2009 15:59)
ilaina ny vola eo amin'ny fanodinana ny toekarempirenena na iza mpitondra eo na iza ,aiza ary nareo zany ,raha tsy manambola ny état iray na aiza na aiza dia tsisy fampandrosoana vanona izay
3. kidoropamba ( 28/10/2009 16:02)
Dadanista (ao @ Magro): "Nahoana kosa aky no de nandosiranao ity foko mbola tia e"

Valiny (Dada any swaziland miaraka @ virjiny maromaro): TSY NAMPOIZIKO é.

Locl: "Ny elalenaln-tany, aza atao maha ketraka e, fa aminao lalandava ny eritreritro"

Kidoropamba: PalpitaSion, PalpitaSion, malahelo.....
4. halloween ( 28/10/2009 16:16)
:lol: =D> =D> =D> :lol: tsara zany vazon'ity zany rakido a! asio gidro hanaraka azy e
5. locl ( 28/10/2009 19:48)
Kidoro a! Sao dia tsy tafanika ingahy aloha fa toa lasa any ary 2 planeta tsy izy mihintsy marina e!

Ny elanelantany tokoa hoy toi, lavitra tokoa atyaminay aty ka¨!!!!! hany ka mananararaotra hianareo ao Dago ao.
6. naritsimba ( 29/10/2009 06:43)
Vola mamono, vola mamelona. Asakasak'izay manaiky lalaoviny sy manompo azy.
7. rafitia ( 29/10/2009 07:18)
:roll: mahery ny lanjan'ny vola e, hoy ny frantsay hoe aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola.
8. xxx ( 29/10/2009 14:12)
KOA inona moa no nahAtonga izao coup d'état izao raha tsy ny fitiavambola anDRADOMELINA ?ny tena marina moa radomelina natAo patin ,radomelina nalefa ALOHA n FA HOE ENDRIKA VAOVAO fa hoe olona vaovao ty kanjo nony hitan'ny olONA natao tohAtra fiakarana fa RY DREMAnjato sy ry AREMA tsY voky VOLA hatra@ny tsinaimaintiny no tao AMBADIKY tgVENDRANA dia niala daholo ny OLONA SAdy olona teo @500mille teo raha betsaka ta@voAlOhany dia lazaina FA VAHOAKA .
dIA REFA hitan'ny olona ny tavandry hasina dremajato tao ambadiky radomelina lava nify vao tonga saina hoe ry tsy voalavo tsy maty ankibo no tao ambadiky ny coup d'état izao radomelina nate hiala aza tsy afaka intsony fa efa OTAGE n'ireo goaika antitra ireo toy ry ramarosaona biby olona mpamono MALAGASY sy ry dremajato ry ratSY iraka ary ratsy honana !

MAHAMENATRA sady MANALAbaraka FA EFA AO IZY!
Izao izy sy monja miady toerana miady seza ,miady vola izay fitiAnvan-tanindrazan izany dia manonofy eo nY VAHAOKA NATAO TOHATRA
TOHATRA FIAKARANN LAVA izao!!!
Farany firy siasa ny olona lazain'i VENDRANA fa vahoaka nanaraka azy teny @13 mai teo @50 na 60 dia ireny hono ny vahoaka tsy aleo manafatra anDRAGIDRO hampiantra azy hanisa !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5639