tontolo iainana

1. sipagasy ( 27/10/2009 19:04)
Miarahaba e!

Mampita hafatra aho ary manasa izay ho afaka e!


Dans le cadre de la Semaine de la Solidarité Internationale, l'association ENVIE à le plaisir de vous présenter ses actions solidaires.


L'ENVIE pour la solidarité internationale

L'association ENVIE sera présente durant toute la durée de la semaine de solidarité en organisant différentes animations dans la ville de Villeneuve d'Ascq. La semaine sera marquée par la sortie du conte "Ikoto et les secrets de la forét" un livre de sensibilisation à la protection de l'environnement. Des conférences débats sur "La forét en danger" seront organisées, suivies par un concours de dessin-photo, une exposition vente sur l'artisanat et le bien-étre naturel avant de finir par un repas aux saveurs du pays togolais et un concert avec l'artiste Patsy.

Et vous quelle est votre action solidaire?




Ci-Joint le programme en pdf.

Pour plus d'informations le programme de la semaine de solidarité est disponible sur le site web:

http://solidarite2009.assoenvie.fr

http://www.lasemaine.org ( La semaine près de chez vous / CRID )

http://ikoto.assoenvie.fr ( Le Conte Ikoto et les secrets de la forét )



Dia ity bolabolan-tany ity moa dia lovantsika koa samia reh mitandro izany tsy ho simba e!!!!, mbola ho dimbiasan'ny taranaka any aoriana fa tsy ho isika irery ihany akory e!!!

Misaotra e! :-*
2. soanja ( 28/10/2009 03:21)
Ntsohhh!!!! Misaotra andry mizara sy manaparitaka izany asa matomboka izany. Raha tianao ny taranakao dia ny tontolo iainany no kajiana sy koloina voalohany satria io no ho aviny.
3. sipagasy ( 28/10/2009 18:40)
Marina ny teninao ry Soanja fa indrisy anefa fa mbola vitsy ny misaina tahaka izany!!!!!
4. soanja ( 28/10/2009 21:37)
sipagasy:

Marina ny teninao ry Soanja fa indrisy anefa fa mbola vitsy ny misaina tahaka izany!!!!!


Malala, misy fiantombohany daholo ny zava-drehetra ka. Taloha aho tsy nahalala akory hoe tsy tokony hanina ny gidro fa nony nisy nanazava ny hatsarany sy ny hasoany ary ny tombony azo amin'ny fikajiana azy dia teo vao nisokatra ny masoko ary fantatro amin'izay ny ataoko. Mino aho fa hisy fotoana ny olombelona rehetra hahalala izany saingy enga anie tsy ho tara loatra satria izay potika tsy hiverina intsony.
Mila modely amin'izany isika!


:-* :-* :-* (l) (l) (l)
5. kotobekibo ( 01/11/2009 22:55)
ho dinihina eo e! mbola lavitra b izany , ny asabotsy angamba :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485