REGARDER Journal-Tour d'horizon 26 oct09-Calme avant la temp
1. vatofototra
(
27/10/2009 08:43)
REGARDER Journal-Tour d'horizon 26 oct09-Calme avant la tempéte
- En attendant la prochaine réunion des chefs des 4 mouvances début novembre à Addis-Abeba, les politiques affutent en coulisse leurs stratégies.
- Ravalomanana mobilise ses troupes.
- Ranjivason Jean Théodore exprime son opinion.
- Le pouvoir de fait, met en place la carte d'identité biométrique.
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i locl ny 27/10/2009 16:04
2. xxx
(
27/10/2009 10:05)
Olona traitre io Ranjivason io ,ref nanao ny tsy nety izy dia nesorindRavalomanana dia nivadika palitao ,ny mentalité-ny no tokony ovaina ilaozany mandainga eo tsy izany akory no hampandroso an'iMCAR VAO MAIKA MAMPIHEMOTRA !
3. kidoropamba
(
27/10/2009 10:45)
Tsy maintsy mirava maina aloha ireto tia tena ireto e: Ra8, TGV, Monja, Radidy. Miarava maina ireo.
Miomana isika fa isika ange no hitondra an'io firenena io rahampitso raha ripaky ny ady an-trano ao ireto bandy ireto.
- Ravalo mobilise ses troupes, ekena fa ilay "troupes" ange efa nihena sahala @ fen'antitra e. Capacité de nuisance sisa, saingy etsy ankilany kosa ny basy sy ny tafondro.
- Tsy hita intsony hoa ilay hafetsen-dratsirahonana sy ny juridisme-na é. Efa nihoaran'ny toe-trandro. hi hi hi hi
- Ndefo aloha izao maka-bahana tsara ary vonona hanapotika tsara ity fizirizirian'ny TGV ity. Ho aiza moa ny HAT raha pehan'ny Monja eo? Ho aiza moa Ravalo raha teren'ny Ratsiraka didier etsy ankilany, Monja etsy andaniny, TGV ery aloha, ary ny mpamadika TIM avy aty aoriana?
Isika hoa ny hoavin'ny firenena ka miomana fa porofo mitohoka amin'ny tenda ireo fa mifanelina ireto bibilava ireto. ..
Mandrapiandry an'izany dia aleo arahina tsara ilay filalaovana virjiny ataon-dra8 ao Swaziland fa tena nanararaotra lery e.

4. locl
(
27/10/2009 16:04)
Tsy dia ataoko mahagaga loatra ra i Ranjivason no milaza an'izany satria ny azy dia alahelo toerana.
Fa naninona izy nandritry ny 5 taona tsy nilaza an'izany fa izao vao mody makantsy mankaroa sady tsy ila tena VERITE no nolazaina fa mamorona, eny e! Mahazo miteny aloha hianao hatramin'izao fa mbola ho avy ny anjaranao eee!