aprés operation fibrome

1. vvgasy ( 26/10/2009 05:51)
mety mbola afaka mitoejaza ve aoriany nanesorana fibrome, misy manko olona miteny fa impossible hono, dokotera nefa miteny fa possible. Mba misy olona fantatrareo ve nodidina fibrome nefa mbola niteraka?
novalian'i jarifa ny 11/11/2009 05:41
2. ni81 ( 26/10/2009 06:24)
Tena mbola afaka mitoe-jaza tokoa raha nesorina fibrome aza raha toa ka mbola ao ny ovaires sy utérus
3. niryna ( 27/10/2009 05:13)
ni81:

Tena mbola afaka mitoe-jaza tokoa raha nesorina fibrome aza raha toa ka mbola ao ny ovaires sy utérus

io koa ny ahy no valiny

4. vvgasy ( 27/10/2009 08:22)
mbola ao utérus sy ovaires (hoy ny dokotera mpadidy) fa trompe droite no tsy maintsy noesorina, manandrana mametraka zaza hono 6mois après operation ka raha tsy mahazo dans 6mois zany hoe 1an aprés operation de miditra @ fecondation in vitro, izay no nilazainy gynécologue. Raha azoko tsara zany de kely chance ampitoen-jaza @ fomba normale fa izy tsy te' hanakivy ahy fotsiny
5. ni81 ( 27/10/2009 09:01)

aza kivy fa tena nahafantatra olona aho fa nahazo kambana mirahavavy mihitsy aza izy avy nesorina fibrome satria mbola ao ny utérus sy ovaires ! :-*
6. kotobekibo ( 01/11/2009 22:29)
za koa mahafantatra kah! tsy misy blem ny @ izany ! :wink:
7. jarifa ( 11/11/2009 05:41)
Tsy haiko aloha fa misy Vadin'i zokiko avy natao an'io dia toa tsy niteraka intsony izy taty aoriana, ka tsy fantatro na izy mintsy no tsy te hiteraka na hoe tsy mahazo miteraka fa manoro hevitra ihany aho hoe manan-tona docteur dia anontanio tsara izy na ny fotoana tokony ahazoanao miteraka indray fa sao zia mbola tsy dia sitrana tsara ny fery izay misy ao aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1862