ECOUTER Roindefo débouté par le Conseil d'Etat 22 oct 09

1. vatofototra ( 22/10/2009 16:50)
ECOUTER Roindefo débouté par le Conseil d'Etat 22 oct 09

Monja Roindefo a été débouté par le Conseil d'Etat le 22 octobre 2009.
Il a déposé une requéte pour un sursis à exécution au décret de nomination du Premier Ministre Mangalaza Eugène qui doit le remplacer.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i xxx ny 23/10/2009 09:54
2. vitamatavy ( 22/10/2009 17:58)
iza no pm eh ,mangalaza ve sa manorohanta ,ary roindefo tsy mety miala eny mahazoarivo
3. mathla ( 22/10/2009 19:45)
Manorolaza Mangahanta sy Manganoro Mahantalaza zao no PM e
4. mathla ( 22/10/2009 19:48)
Sa aleo i Mangamanta Roindaza
5. fijo ( 22/10/2009 20:30)
an an,mangahazo hano manta
6. xxx ( 23/10/2009 09:54)
Bordel be ,dia mendrika izao fitondrana devoly ve i MCAR,ny tsotsoka akory ny gic tsy tonga teto @IZAO fa hanao ny lalàny NO nahatongavany teto nefa ny MALAGASY tsy misy mitsabaka ny raharaha-drizareo.

Soa ihany fa tsy eken'IZAO TONTOLO IZAO ALOHA IO FANJAKANA nagalarina io hatra@izao ,izay aloha dia efa tsara ,aleo hitomany 1er minisitra daolo ny HAT?fa c'est dans leur téte @hantsoin'ny ankizy kely dans leur réve fa ny

@izao aloha dia mbola TANY TSY MISY FANJAKANA ny eto ka hiangaviana ny MALAGASY hiady mafy hanala ireo MPANGALATRA mpiady seza IREO!
Tsy tahotra tsy henatra dia izaho prezida ,ka rah tsy faraidin'olona ny MALAGASY koa hanaiky zanahan'izay GIC sy ny hat any !

TOKOny hanao réaction @izay RA8 fa ela loatra ,izay hi-DELOGER-NA ireo mararay saina mitomany MPITONDRA ireo no tokony imasoana fa tsy lany andro @consensus tsy HIALa EO IREO ANDEVON'ny VOLA sy HARENA iero raha tsy trongisina ,halefaso ny tafika AMERIKAN a Hanala an'ireo!
Aleo farfaharatsiny miaramiasa @Amerikana toy izay ireto TSOTSOKA mpanao coup d'éta aty AFRIKA ireo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1119