toa marina ihany ny tenin'i ra8 tsapao aloha ny herinao

1. zoam ( 21/10/2009 18:09)
8volana sans reconnaissance=3 PM Roindefo ,mangalaza,manorohanta
fandrosoana =any ankady isika bientot 15000fmg=1EUROS
vary 2500fmg lasa nofinofy sisa sy menaka 12000fmg
tsapao aloha ny herinao hoy ravalo izay nefa indrisy mbola miandry signature an'i ra8 ny reconnaissance international

tout ça pour ça
ny vahoaka madinika no voa mafy indrindra
répondu par fijo le 22/10/2009 20:59
2. xxx ( 21/10/2009 19:38)
Na ho 80 volana aza ka raha mbola i Andry ihany no eo dia
• tsy hisy reconnaissance
• tsy hisy vary 2500 fmg
• hitombo isa ireo Gasy hihinana nem hatrany hatrany
3. fijo ( 21/10/2009 19:40)
hiafio ao wa fa izay no notadiavina
4. xxx ( 21/10/2009 20:25)
Ny tena mampalahelo ange ry reto dai izy lasa "otage"" n'ireto goaika antitra manodididna azy é,poretindreo izy ,tokony manakany addis ababa izy dai mangataka a@DRA8 hilentika any ,dia @zay reo goaika ANTITRA ohatrandry dremanjato vilambava ,sy ramarosaona mpamono Malagasy FA TE HITAZONA FAHEFANA @basy sy ry ratsy iraka ary ratsy honana miendaka fotsiny refa tsy eto MCAR intsony tgv !

Aiza ka izao hono ny ankizy kely dia tsy havela hanao tablier avy any @i RA8?Efa marary saina mihintsy le ramarosaona io ,tena OTAGE-ny ange tgv é! ny nenina aty aoriana handatsa é!
Te hiditra miaraka amin'ny maizina dia lasa maizina !
5. xxx ( 21/10/2009 20:55)
i andry tgv mitetika ny hirondra fanjakana aloha dia tsy ho tafa eo izany io na dia ho tapitra aza 3taona ,tsy hanaiky ny olona ary miha mitonbo ny legaliste any @ faritany
6. Papoose ( 21/10/2009 22:07)
:lol:
7. feticon ( 21/10/2009 22:13)
PM Mangahazo eugene consensuel+Cecile mimonohanta PM interim+PM putschistes roindefo= Madagascar dans la merde total
8. naritsimba ( 22/10/2009 04:52)
Izahay mahazaka fa angaha zahay mitaraina, tsy ampahafirin'ny t@ 2002 io akory.
Na inona ataonareo mpomba an'i RA8 tsy tafaverina eto iny na dia maty aza.
9. ravatorano ( 22/10/2009 05:44)
matoa aloha mbola tsy ahitana gidraka eto antanana dia mbola mahazaka ny vahoaka malagasy rehetra fa na eo aza ireo miaramila ireo rehefa tena alohalika ny ranom_bary tsy maintsy hitroatra ihany zareo
naritsimba < aiza ikosa d hoe na maty aza tsy tafaverina : aza adino ilay fitenenana hoe "ny velona tsy miady amam-paty" !
:wink:
10. Noue ( 22/10/2009 06:38)
naritsimba:

Na inona ataonareo mpomba an'i RA8 tsy tafaverina eto iny na dia maty aza.
mbola tsy nahita olona ratsy saina, ratsy toetra, ratsy fanahy tahaka anao aho teto ambony tany eee! tena mampalahelo mafy ianao ry Naritsimba nefa mba oe nary iany !!! mahonena ee !


11. bazylou ( 22/10/2009 06:57)
tgv ihnay no ady eo e, rehef asamy tsy misy milamina dia tsy hiafara amin'ilay hoe tsy misy fifanarahan aintsony, zaho no prezda,, mandritra izany aloha dia tsy maintsy amboarina sy lalovina ny fotoana hitifirana iretsy antidahy iretsy. manao conseil sy fifanarahana etsy sy eroa aloha , zay vao tafiditra e, mahareta fa hoa vy ny tgv, :-D :-D
12. ravatorano ( 22/10/2009 08:26)
ary raha sanatria tokoa mao ka tsisy fifanaraha vita indray eo nohon 'ny fihazohazoana ataon 'ireto mpanao politika tsika ireto
sa izay ilay tenin ilay akama hoe aleo rangah amizao d ho hita eo izay tena tsy mahataty ah ! d ahoana za kle !
:x
13. xxx ( 22/10/2009 08:43)
Ianareo be vava ireo ve ny hitondra ny iray vilia eny antsoroky ny malahelo,TSY RESAKA MAHATANTY sy TSY MAHATANTY no TAFA !

Miaritra ny VAHOAKA MADINIKA satria poretin'ny basy NY MPANOGAM-panjakana ny olona indray mandeha ihany no MATY na mino ny fitsanGAnana @maty (satria isika mbola ety an-tany) aza ny MALAGASY ka tsy tokony hanaraby na haneso hoe: MAHATANTY ???
14. xxx ( 22/10/2009 08:46)
naritsimba:

Izahay mahazaka fa angaha zahay mitaraina, tsy ampahafirin'ny t@ 2002 io akory.
Na inona ataonareo mpomba an'i RA8 tsy tafaverina eto iny na dia maty aza.


Hitondra anao ho aiza ity fanatisme sy fankahalàna olona ity e ? Aza hadino fa mbola olona miloloha lanitra sy mandia tany ihany koa mantsy
15. xxx ( 22/10/2009 08:50)
raha ny fahitako ny namana sasany dia tafita ny TGV raha toa ka hampifankahala ny malagasy @ malagasy hafa no tanjony
16. Mirananirina ( 22/10/2009 11:13)
Tsy handroso mihitsy ny firenena raha ilaozana manenjika ny taloha lava izao,maninona moa raha ny hoavy no banjinina.Omeo hanina sy asa ireo mahantra eran'ny Nosy :cry: :cry: laozana mandehandeha eran'i Mada miaraka aminy 4x4 nefa tsy hita izay vita!!!
17. patrick2002 ( 22/10/2009 12:49)
ravatorano:

matoa aloha mbola tsy ahitana gidraka eto antanana dia mbola mahazaka ny vahoaka malagasy rehetra fa na eo aza ireo miaramila ireo rehefa tena alohalika ny ranom_bary tsy maintsy hitroatra ihany zareo
naritsimba < aiza ikosa d hoe na maty aza tsy tafaverina : aza adino ilay fitenenana hoe "ny velona tsy miady amam-paty" !
:wink:



Tsy hoe mahatanty ny vahoaka ,fa mahafantatra izy fa ny blocage ny ravalo no nahatonga an`izao . ka na hanao inona ireo GTT hamendrofendro dia reraka eo ,fantatra foana vary sy ny tsiparifary ,ary ny volamena latsaka ambovoka dia mamiratra ihany ,
VIVE TGV
VIVE TGV
18. swnan ( 22/10/2009 13:07)
tgv beeeeeeeeuuuuuuuuuuuuuukkkkkkkkkkkkkk hoy ny akama bazylou zay
19. zoam ( 22/10/2009 19:29)
aiza le vava teny @ 13mai hoe tsy ilaina ny mpamatsy vola tsy ilaina ny reconnaissance international fa mahavita azy isika ,ary tsy ela akory izay no nilaza ny minisitry ny vola fat fa mbola betsaka ny devise izao ka hoe tsy misy devise indray ...)izay anie le tenin'i ra8 hoe tsapao aloha ny herinao ,ankehitriny mazava ny valiny.Izao tsy misy intsony ny mpomba an'i TGV ,olona vitsy azo isaina @ sisa
20. fijo ( 22/10/2009 20:59)
ngah misy vava tsaroanyintsony e,izay te hino ihany no mino izay voalaza teny,rty zalahy izao milomano anaty vola,fa le pokona kely teny aiza???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0586