valikafatra ho an'i locl !
1. terrywui
(
21/10/2009 17:42)
ITY NY KOZINLAH TAO AMBANY TAO !
Mitohy hatrany ny fahazoana naoty ZERO ho an'i HAT,
Fa iaza ireo olona milaza fa sage no tsy manolontsaina sa tsy misy vola dia mipirina?
Tena novidiany lafo marina ny nanonganana an'i Dada an! Fa ny mampalahelo dia ny vahoaka tsy manantsiny mizaka ny voakany.
novidiana lafo ve ozy elah ny nanonganana andravalomanana teo ?? ary ny vahoaka lasa libre be amin'ny fitadiavana izao io angah tsy hitan'i tssoà ! iza tsony no hanery ny ronono ho 450ar izao ? na ny pomme sy ny fruits rehetra terena vidiana amin'ny tantsaha varoboba ? iza tsony no voahorona tany zay tsaratsara izao ny Malagasy ? sns............saika mbola hanao zavadoza lehibe aza lery raha tsy voahongana teo haingana misaotra anao ,misaotra anareo ry Malagasy nanampiniavana sy nitoto nahafotsy tamin'ny nanonganana andravalomanana teo fa saika vita teo ny tantaran'ilay Nosy Mamy !

novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:17
3. vitamatavy
(
21/10/2009 17:59)
efa lasa nihamora ny fidim piainana hoy ra wiwi,tsy hitan'i toi angaha fa lasa firenena 10 faran'izay mahantra isika, dia jereo le commentaire fa mamely mafy an'i tgv satria voalaza fa efa decolle ny toe karena
4. fijo
(
21/10/2009 19:45)
malalaka marina ny posin'ny vahoaka izao,ka na ny hoanina aza tsy misy fa niporitsaka tao ny kely ananana
5. zoam
(
21/10/2009 21:07)
ny vahoaka miha mahantra ny hat sy akolitany manatitra vola any @ banky en millions ariary ,mandeha ny afera eh
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=30487
io izao dia mbola misy milaza ihany fa mety ny ataon'ny hat

6. stalingrad
(
22/10/2009 10:44)
efa lasa nihamora ny fidim piainana hoy ra wiwi,tsy hitan'i toi angaha fa lasa firenena 10 faran'izay mahantra isika, dia jereo le commentaire fa mamely mafy an'i tgv satria voalaza fa efa decolle ny toe karenatsy niteny anio kosa i wuiwui fa aza mandainga moa e vitamatavy e
malalaka marina ny posin'ny vahoaka izao,ka na ny hoanina aza tsy misy fa niporitsaka tao ny kely anananafijo ! raha tsy nisy an'io gréve natao io kosa fa navela hiasa tena malalaka ny fanjakana efa ela no tafa ny malagasy kah !
7. swnan
(
22/10/2009 13:17)
efa lasa nihamora ny fidim piainana hoy ra wiwi,tsy hitan'i toi angaha fa lasa firenena 10 faran'izay mahantra isika, dia jereo le commentaire fa mamely mafy an'i tgv satria voalaza fa efa decolle ny toe karena
tsy niteny anio kosa i wuiwui fa aza mandainga moa e vitamatavy e
De tsy menatra koa less elah ,nefa zany foana no wiwiwiwiwin'elah maraina atoandro hariva alina eto :twisted: :twisted: :twisted: