ZERO FOANA NO AZO

1. locl ( 21/10/2009 09:03)
Mitohy hatrany ny fahazoana naoty ZERO ho an'i HAT, izao indray ny "reporters sans frontières" no namely azy. Baraka etsy, baraka eroa, tena efa tsy olombelony amiko fa biby ireo.

Fa iaza ireo olona milaza fa sage no tsy manolontsaina sa tsy misy vola dia mipirina?

Tena novidiany lafo marina ny nanonganana an'i Dada an! Fa ny mampalahelo dia ny vahoaka tsy manantsiny mizaka ny voakany.

novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:02
2. Mirananirina ( 21/10/2009 09:48)
Kely sisa dia -10 no azony e. :) Tsy maintsy izay no izy ko..inona moa no azo atao raha tsy misy ny vola????Tena tsy nataotao foana ilay fitenenana hoe ny vola no maha rangahy...ny maha président :)
3. bazylou ( 21/10/2009 09:49)
midira hoa ho rah be mokony noho i tgv fatsy eo no misawala eo :roll: :roll:
4. Mirananirina ( 21/10/2009 10:03)
Izaho aloha tsy be mokony e,ary tsy hangalatra hananan'olona alahelo izany.
5. pikatti ( 21/10/2009 11:12)
tgv beeeeeeuuuuurrrrrrkkkkk hoy wiwi zay :-D :-D :-D
6. locl ( 21/10/2009 11:56)
Hafa ihany hoa bazyl, matanjaka tsara moa hianao io???

Raha kely saina hoatry ny TGV i Rav8 dia efa ela isika no raikitra ny geurre civil fa ny fahendreny no tsy nampisy izany
7. patrick2002 ( 21/10/2009 14:26)
Ny fanalana baraka tsy nisy fianarana an`izany ary tsy hitondra lavitra ,fitsikerana no hilaina ,fa ny an`i GTTay tsy misy afa tsy fanalana-baraka no zavatra hita ,nefa tsy haazo fitondrana akory ,
Trondro maty bbbbbbbeurk :-@ :-@ :-@
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
8. xxx ( 21/10/2009 14:29)
bazylou:

midira hoa ho rah be mokony noho i tgv fatsy eo no misawala eo :roll: :roll:


Izao sisa no lazaina e ! Lany ny argumentation dia ny sandry sisa arangaranga
Ampianaro rey olona ny zanaka fa hita eny foana ny nianatra sy tsy nianatra a
9. patrick2002 ( 21/10/2009 14:35)
Tena hita mihintsy ny tsy nianatra eh! manala baraka mpitondra sisa ,
Niaraka @ zaza tsy ampy taona.
mandray karama 50 millions ny TGV
Tsy misy vola handoavana ny karamany mpiasa ny TGV .
Manana compte bancaire 500 millions ny membre ny HAT
Dia hinona koa no manaraka :lol: :lol: :lol:
izany no mba fianarana nataony Tia Tanindrazana. :-D :-D :-D
10. patriick2002 ( 21/10/2009 16:21)
HER HER HER hon hon hon
vive TGV
11. bazylou ( 21/10/2009 17:18)
resaka izany an, tena olona resy marina, manoatran'ireny alika voadaka mimenomenona ireny sanatria le aza, beuuurk :-D :-D
12. terrywui ( 21/10/2009 17:44)
zero fa nandresy ny TIM !!

beuuuurk be ry GTT a!!!!!! RESY EEEEEE ........!!!!
13. patrick2002 ( 22/10/2009 12:54)
miiba izany ny TIM BEURK
14. swnan ( 22/10/2009 13:02)
Izahay tsy mila ny efa naloanay
BEEEEEUUUUUUUUUUUUURRRRRRRRRRKKKKKKKK TGV
BEEEEEEEEEEEEUUUUUUUUUUUURRRRRRRRKKKKK TGV :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526