Tokony hijoro amin'ny heviny tsara i Andry Rajoelina

21. naritsimba ( 22/10/2009 05:01)
Tsy tafaverina eto zany RA8 na inona ataonareo na inona, ho hitan'ny izany hoe tsy tafody an-tanindrazana hatramin'ny taolambalony, moa tsy efa nahavita fasana any @ tanin'ny ZOULOU ve izy. TSy ireo mivazavaza mitady seza akory no hanakana azy fa mbola maro no nampitondrainy faisana.
Aleo ho hita iaraha mitazana e.
Amiko izay nanao ratsy teto @ tanin'ny MAlagasy ity tsy nisy lasa lavitra fa mikororosy eny foana ny hiafarany.
22. naritsimba ( 22/10/2009 05:03)
Firy moa izay nilaza azy ho tsy maty manota izay, indrindra fa ireo namono olona mivantana na an-kolaka dia tsy misy ho afa-maina izany mihitsy.
NY MARINA TSY MBA MATY.
23. xxx ( 22/10/2009 09:03)
Tsy nahita manana TOETSAINA LO MORINA OHATRANAo ty aho ry naritsimba hatra@izay naha olona aho ,izaho OLONA fa tsy biby MALOTO SAINA ohatranao ,fa iTGVORIKA izany aminao tsy namono olona ,IZA DHOLO SY KARAMAIN'IZA IRENY OLONA VITSIVITSY tao anaty vahoaka t@7 février2009,olona iza ireny mitifitra tao anaty vahoaka ireny !mody ny garde présidentielle fona no omentsiny nefa ny but-tGVORIKA sy akolitany
DIA mba ho betsaka ny isann'ny maty HANOSORAMPOTAKA NADRA8
NY VAHOAKA2 ,raha mba fantan'le vahoaka ny hatao hoe :zone rouge tsy nadeh ry zareo fa ny MPAMOSAVY HAT no MIKETRIKA SAINDRATSY BE DIa BE mba te ho reconnu FA DIA MANONOFY lava eo!
Mba hakaro ny NIVEAU -nao fa AMBANY LOATRA TSY ENY ANKITROKELY FA TENA AMPALADIA !
Mbola MI-EXISTE FOANA NY OLONA ny biby olona ohtranao a@izao andro MAZAVA izao tsy mahagaga raha miaraka @tgVORIKA ,ny sainao aza tena mamofona biby olona mihintsy ,mahamenatra FA MBA MIVOATRA ,tsy any @moyen age INTSONY ISIKA IZAO FA TARA BE le train nareo ,sady TSISY VALEUR no TSISY VITESSE ,beurk hoy ny ankizy kely tsy ampy saina sy ratsy taiza !
24. xxx ( 22/10/2009 09:20)
naritsimba >>> Ka mba omeo ary ity hasolonao an-dRa8 raha tsy tianao izy e ? Aza miteny hoe i TGV fa négatif , tsy mamely
25. dadabe ( 22/10/2009 12:37)
22. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-10-2009 11:03:01
Lohateny : Re : Tokony hijoro amin'ny heviny tsara i Andry Rajoelina
Tsy nahita manana TOETSAINA LO MORINA OHATRANAo ty aho ry naritsimba hatra@izay naha olona aho ,izaho OLONA fa tsy biby MALOTO SAINA ohatranao ,fa iTGVORIKA izany aminao tsy

tsy dia tiko lotra le fomba famalinao manambany olona tahak'izao sdy tsy miseho Ps tsssss :roll:
26. swnan ( 22/10/2009 13:00)

Lainga lainga fa aleo lesy R8 a, sady izy ihany no niantoka ny bours'elah tany chine any de hi crache dans la soupe ndray ve elah sakaaa ,elah zao no tena mavozo eo sy mandevin-tay antsalaka eto ,ekah ihany io xxx io fa aza mampiesona eo :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922