inona ny soa azo amin'ny TOAKA?

1. zokely2009 ( 19/10/2009 16:10)
manao ahoana daholo ianareo.
Mpirevy natsia dia mba tiako raha mamaky ity lohahevitra ity.NY TENA MANTSY TSY HANDAINGA FA TENA OLONA MPISOTRO.Naika zary isanandro ary zany ka tsy mahazo aina mintsy raha tsy mandray kely.Vola zany lany zany,tsy fodiana antrano manginy fotsiny.Fakampanahy etsy andaniny mipoitra hoazy.Ny aretim-bavony sns tsy lazaina intsony.Ankehitriny dia tena tsapako fa adalana ny fisotroana.mazotoa daholo
2. feticon ( 19/10/2009 18:36)
inona no hidirany resaka fitiavana amin'izany
3. rali ( 19/10/2009 19:07)
inona no hidirany resaka fitiavana amin'izany

fitiavana toaka :-D :-D
4. simplex ( 19/10/2009 19:07)

feticon:
inona no hidirany resaka fitiavana amin'izany
:-D:-D:-D

fitiavana taoka letsy a :lol:

za ndray mpisotro occasionel, zany hoe rehefa misy fety sy hoe celebrations izany na hoe misy namana mamangy na za no mamangy... na hoe mande mivoaka fa hisotro fotsiny izao...

Ny soa azo avy aminy?
* mampihavana @ fiaraha-monina, "social life" izany... ra vao tsy mandray manko dia lazain'ny ol fa miavonavona... dia lasa ihatakatahan'ny olona wazy... tena manamora zavatra ny hoe rehefa sympa sy sariaka enao sady misotro rehefa omena...

* ca fait du bien... tsotra izao. Sarotra be ny manazava azy, fa efa kobon'i toi ihany ngambany.

tandremo fotsiny tsy mahay mifehy tena... indrindra raha hoe mitondra fiara...
sinon asivo budget manokana ny hoe toaka dia milamina hoazy ny tantana, @ hoe fandaniam-bola. Anjaran'i toi fotsiny no mandanjalanja hoe izao no tokony ho laniako @ rendrerendra, izao no ataoko investissement sns... dia tsy mahazo mandany mihoatra ny budget an. Principe tsotsotra fotsiny fa rehefa tsy ho hajaina moa dia tsisy dikany rahateo ny fanaovana azy...

ankafizo ee,
;-)
5. Papoose ( 19/10/2009 21:14)
ny toaka fahavaloko talouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu eeeeeeeeeeeeeeeee
6. sitlo ( 20/10/2009 04:27)
7. Mirananirina ( 20/10/2009 12:12)
inona no hidirany resaka fitiavana amin'izany

fitiavana toaka
tsara izany rehefa mahatsapa ianao fa ratsy sy manimba ny toaka. =D> =D> =D>
8. kotobekibo ( 20/10/2009 23:08)
Ny toaka anie tsy hatao hanimbana tena fa hirevena sy mba hankalazaina zvt samy hafa e!
izany hoe ny fisotroana toaka d mila asiana fetrany , fa tsy hoe tsy maintsy mianjera ny tavoangy vao miala teo :
ny ahy izao ref WE ihany ref misy namana ohatra ary tsy azo atao ny misotro irery .
Andavan'andro tena fady io .

MAHATSARA AZY :
- ref mankalaza zvt d te ho sambatsambatra izany d mamely kely ary tena
ataony toy ny tsy mipe-tany mihitsy .
- mampanadino vetivety ny zvt mandreraka

MAHARATSY AZY :
- raha mitondra fiara mety hanao aksidà
- raha hiasa ny ampitso , sahirana b mifoha maraina , makafoka b , tsy mampazoto mihitsy hanao zvt , mankarary andoha ref maraina ,
- mahafanina
- mampanao zvt tsy eritreretina hatao , ary mety hanisy olana @ manodidina .
- ny fofon-toaka tena mampidina b ny maha olombelona anao eo anatrehan'ny fiarahamonina
9. ikaretsaka ( 21/10/2009 00:53)
tsy manimba ny toaka rehefa mahalala onony ka ka

ny zavatra rehetra atao abus no manimba.. na inona io na inona...
eny na rano aza rehefa atao abus manimba
10. soanja ( 21/10/2009 03:52)
zokely2009:

manao ahoana daholo ianareo.
Mpirevy natsia dia mba tiako raha mamaky ity lohahevitra ity.NY TENA MANTSY TSY HANDAINGA FA TENA OLONA MPISOTRO.Naika zary isanandro ary zany ka tsy mahazo aina mintsy raha tsy mandray kely.Vola zany lany zany,tsy fodiana antrano manginy fotsiny.Fakampanahy etsy andaniny mipoitra hoazy.Ny aretim-bavony sns tsy lazaina intsony.Ankehitriny dia tena tsapako fa adalana ny fisotroana.mazotoa daholo


Tsy misy ny soa azo amin'ny toaka fa ny haratsiana no be aminy raha toa ka natao hibobohana fa tsy ho fanafody. Na fanafody aza dia mila koa fahaizana mitandri-tena izany.
Efa misy fandrosoana ny momba anao raha fantatrao fa tokony hiala ianao. Ny mamita azy sisa. Mila fiezahana be tokoa anefa izany ary ny fahafantarana fitsinjovana ny ho avy no isany hanampy anao hiala amin'izany.


11. Mirananirina ( 21/10/2009 09:18)
MAHATSARA AZY :
- ref mankalaza zvt d te ho sambatsambatra izany d mamely kely ary tena
ataony toy ny tsy mipe-tany mihitsy .
- mampanadino vetivety ny zvt mandreraka
fanontaniana hoan'i Kotobekibo,rehefa misinda ary ny hamamoana dia hadino tanteraka ve ny natao sa tsaroana indray dia iny fa misotro indray hanadinoana azy ,dia toy izany hatrany tsy misy fiafarany.
12. ikaretsaka ( 21/10/2009 15:28)
"rehefa misinda "=efa etapes manaraka indray izay ry mirana a
13. Papoose ( 21/10/2009 15:30)
koto a! aok'izay wa io toaka lavanao ioo :-P
14. mmmhh ( 22/10/2009 12:16)
Zay ary fa bety i Koto, ny papoose ndray ary zao no mananatra.
15. Papoose ( 22/10/2009 15:12)
ka za mantsy tsy mahita soa azo avy@ toaka fa vao maika aza fahasimbana no hita!! :cry:
16. Tenio ( 28/10/2009 14:15)
Izay vao tena mba nisy namako marina!! tchin tchin
17. xxx ( 29/10/2009 12:03)
Izaho nanana namana teto @ serasera dia nilaza io ramatoa io fa tsy misotro toaka hono izy fa marary (manao masque @ alina eeee! nodidiana eee! ) elle se reconnaîtrait) . Nefa rehefa nandeha ny andro sy ny volana dia nilaza tamiko io ramatoa io fa tsara ny CHIVAS ary misy fahasamihafana @ WHISKIES hafa rehetra! Dia niresaka tamiko izy fa mamo indraindray (ary tena marina). Tsy misy tsy mahalala an'io olona io eto fa tsy holazaiko hoe "iza". Nianatra lalàna aho ary tsy mila kisa fa mba ny tiako hotenenina dia ity!

Aza dia mety hovidiana @ toaka sy ny lainga fa ho very eo anie e!!!
((Ny toaka mehery anie ka loza mihoatra noho ny toaka hafa e!!!)))
Asakasakao fa anao ny anao ramatoa !
18. xxx ( 29/10/2009 12:18)
http://www.dailymotion.com/video/x2omtg_jeneraly-ny-toaka_music
19. xxx ( 29/10/2009 12:28)
xxx:

http://www.dailymotion.com/video/x2omtg_jeneraly-ny-toaka_music



Alefaso any @ ra fiff, nouuuuuu sns.......
20. kotobekibo ( 01/11/2009 20:50)
Mirananirina:
fanontaniana hoan'i Kotobekibo,rehefa misinda ary ny hamamoana dia hadino tanteraka ve ny natao sa tsaroana indray dia iny fa misotro indray hanadinoana azy ,dia toy izany hatrany tsy misy fiafarany.


Indrisy fa fanadinoina vetivety fotsiny iny ! tsy midika izany fa nisy niova teo @ lé fihainana , ary raha malemilemy saina d miverina misotro injay ary izay no tena manimba . Ny fisotroana tafahoatra no ratsy .
Ref atao b loatra ny zvt rehetra d ratsy sy manimba daholo , eny fa ny rano aza .
Ny tavoangy ref sokafana , tsy midika akory fa tsy maintsy laniana .

Nefa rehefa nandeha ny andro sy ny volana dia nilaza tamiko io ramatoa io fa tsara ny CHIVAS ary misy fahasamihafana @ WHISKIES hafa rehetra!


Ho an'ny mamolava d tsy misy mahasamy hafa azy ny taoka retra . Ataony gokan'adala tsinona kouh!
@ ol mpakafy kosa dia samy hafa doly na ny samy whisky na ny samy rhum na ny samy dovay na ny samy labiera , ny samy champagne ....

Ny whisky tsara d fadindrazana ny manapoka azy @ zvt hafa toy ny glaçon , coca , jus isankarazany ...., ary ny fisotroana azy dia kely d kely , izany hoe siroter-na , toy ny CHIVAS , TALISHKER , LAGAVOLIN , GLENFIDDICH .....
izany hoe taoka mihoatra ny 12 taona . Ary tena lafo b izy ireo an .
Raha sendra misy okazy hisotroana ny iray @ ireo nareo d mba tsarovy za e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077