MIFONA @ TOI LESY ZAH PIKATTI ,MILELAPALADIA A RESY TGV

1. terrywiui ( 17/10/2009 09:13)
Mahery ry zalahy GTT reto e, aleo koa izahy hanaraka anareo hilahatra refa avy eo ,halay aty an-trano lesy zah pikatti fa sao voasabotra any a,ny tena moa tsisy paps ihany ,ny sôsay manifay rahateo :oops: :oops: hono moa lesy pikatti a, zah anie efa lasa TIM e de mba hiditra GTT koa refa avy eo
novalian'i xxx ny 17/10/2009 12:30
2. pikatti ( 17/10/2009 09:33)
=)) =)) =)) =))
aza miondrika eto anatrehako ianao wiwi olombelona tahaka anao ihany ny tenako
3. terrywui ( 17/10/2009 12:05)
miteny rery at ndray pikatti sady mitomany a!
--nandefa mesazy taty amiko zao hery anikeo oe : mba aokanlah letsy ozy lery i pikatti io fa mikonetaka be aty amiko foana nedala amzany lery pikatiany zany ! de efa nokoziko an'i hery fa tsy zah oa io fa kofy hafa fa ny an'i pikatti za iany no hainy ! fa zao letsy ny akama andao karohana io fopla io fa mety i Zoam iany io fa itako lery mivanivany be ao ambany ao isaky avy mandefa anle pikati fopla ! andao anotaniana an'i hery mitsy e kobony io !
4. pappouse ( 17/10/2009 12:10)
terrywui:

Tsy mila manadio tena izany woua :lol: :lol: :lol: :lol:
5. terrywiui ( 17/10/2009 12:10)
aza miondrika eto anatrehako ianao wiwi olombelona tahaka anao ihany ny tenako

koa raha tsy elah kosa aloha tsy nisokatra ny masoko ,efa tsy mitaraina @ Hery ntsony lesy zah zao pikatti a, mino anelah tanteraka
6. ndotofetsi ( 17/10/2009 12:19)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. terrywui ( 17/10/2009 12:24)
miteny rery at ndray pikatti sady mitomany a!
--nandefa mesazy taty amiko zao hery anikeo oe : mba aokanlah letsy ozy lery i pikatti io fa mikonetaka be aty amiko foana nedala amzany lery pikatiany zany ! de efa nokoziko an'i hery fa tsy zah oa io fa kofy hafa fa ny an'i pikatti za iany no hainy ! fa zao letsy ny akama andao karohana io fopla io fa mety i Zoam iany io fa itako lery mivanivany be ao ambany ao isaky avy mandefa anle pikati fopla ! andao anotaniana an'i hery mitsy e kobony io !
8. xxx ( 17/10/2009 12:30)
aza mamadi-dresaka fa zah hatrehina e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504