fitiavana be

1. xxx ( 16/10/2009 21:21)
vitsy ihany v ny fitiavana mitovy sy sahala zany @ lahy sy vavy? za manko rehefa olona tiako b hotrany tsy d miraika amiko na koa rehefa tia b zà ndray ny bandy ray d tsy tiako ndray! ohatrany fanina ihany zà kà
novalian'i Papoose ny 19/10/2009 14:08
2. xxx ( 16/10/2009 21:50)
mampifila ve izany ,ka ny an'i olonambelona anie izay tsy azo ihany no tsara ,rehefa azo izay niriana dia tsy tsara intsony izy
3. Papoose ( 16/10/2009 22:49)
xxx:

vitsy ihany v ny fitiavana mitovy sy sahala zany @ lahy sy vavy? za manko rehefa olona tiako b hotrany tsy d miraika amiko na koa rehefa tia b zà ndray ny bandy ray d tsy tiako ndray! ohatrany fanina ihany zà kà


za koa somary fanina @ le fitenin'i xxx azy aloha e

4. xxx ( 16/10/2009 23:01)
ary @ politika ihany papoose mandeha an :} :} :}
5. Papoose ( 16/10/2009 23:41)
:lol: :lol: :lol: :lol: misy antsika daholo ka :�) :wink:
6. Mirananirina ( 17/10/2009 11:26)
Matetika aloha dia io foana ny miseho.Raha tena tianao ilay ol izy ohatra ny tsy tia..nefa rehefa tsy tiana toa tia be.Misy ihany kosa anefa ny tia sy ny tiana.Ary efa nisy koa ny samy tsy tia nefa mivady nohony fianakaviana.
7. jhouhlambout ( 17/10/2009 12:00)
Dia misy koa ny tia ho an-droa, ny fitiavan'ilay olona iray no ampy ho an'izy roa
8. simplex ( 17/10/2009 16:01)

Fa le izy koa otran'ny diso idealiser-n'ny olona be loatra ilay hoe grand amour ny tena marina eee. Asa na diso mijery film loatra anga... lasa otran'ny hoe fijery naive be an'ny fiainana le izy. Satria @ tena izy na dia tena faran'ze hoe mifankatia tahaka ny inona aza dia tsy maintsy misy zavatra tsy itoviana na hoe mampifanditra foana. Olona 2 samihafa tokoa moa ka ahoana no hoe mande jolie be foana @ izao... Izany akory tsy midika hoe tsy mba misy fitiavana akory ao...

Ny tena olana manko refa diso mametraka an'le standard ho avo be hoe tsy fitiavana ra otran'zao sy izao dia lasa tsy mba afaka mankafy ny zavatra tsotra intsony... kanefa a la longue ra tsy hoe tsara vitana tonga dia tojo ilay iriana dia lasa lany andro be manetsetra fotsiny hoe rahoviana ihany ary... nefa ra mba nisokatra t@ opportunites tsotsotra teny mety mba nahita maminy ihany... Bon, tsy miteny ah akory hoe miaraha @ zay adala sy vendrana mikoty rehetra io fa kosa hoe aza diso "manahy" loatra ny @ hoe izao tokoa ve no izy na hoe tsisy chance mintsy izao... fohy kely ny fiainana ozy. sa ahoana?

Ny fika tsotsotra mety hitiavana olona, raha ohatra ka hoe mba misy fitiavana kely ihany @ toi dia ny mieritreritra hoe ahoana tokoa moa ra tsy eto itsony ity sipako ity... asa ra efa niaina an'le hoe voatery misaraka enao, hoe tsy miady tsy manina ary mbola mifankatia tsara nefa noho ny antony maro samihafa dia misaraka. Dia tsy le andro isarahana iny no tena malahelo fa afaka andro na hoe herin'andro vitsivitsy aorinan'le izy... dia zay eritreretina hoe hankamamio ny fotoana mandalo fa tsy fantatra hoe hatraiza ny ho alaheloko ra tsy eo intsony izy...

andramo anie eee
;-)
9. xxx ( 18/10/2009 00:03)
marina aloha ny teninao ry simplex fa mety ny saina koa no mamitaka ka tokony hiezaka ihany ,andray ilay fitiavana positive , fa tsy ny miandry ny lafatra foana!!
10. Papoose ( 19/10/2009 14:08)
(l) (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244