samy hafa ve ny gynécologue????

1. roxanaha ( 16/10/2009 19:39)
Misy ny hoe gynécologue accoucheur dia misy ny gynécologue obstétricien. Samy gynéco aloha zareo, le accoucheur azoko ihany hoe mpampiteraka fa lay obstétricien no tsy azoko.
Inona no mampiavaka ireo?
Merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5979