rehefa tsy misy be mokony nohoi tgv eo
1. bazylou
(
15/10/2009 08:48)
dia vive tgv, aleo ho izy mandrakizay no eo fa trondro maty daholo ny gasy
beeeurrk , vive tgv :-P :-P
beeeurrk , vive tgv :-P :-P
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:47
3. patrick2002
(
15/10/2009 12:27)
lazaina fa VENDRANA ,nefa mbola eo ihany , efa firy volana izay noteneniny HERY ,izay hoe miala io eh! hiala io eh! mbola io ihany .
4. pikatti
(
15/10/2009 12:30)
ka zay no mahavendrana azy,tsisy lalan-kaleha ntsony,sady tsy mandroso eto @ tanàna no tsisy te ahalala ny any ivelany,mbola tsisy vendrana toy zao hatramin'zay
5. Mirananirina
(
15/10/2009 12:42)
aleo ho izy mandrakizayzany an :roll: :roll: :roll: hiarahamahita eo raha mandrakizay marina.
fa trondro maty daholo ny gasyjereo moa izany fanaratsianareo ny Malagasy ko.
beeeurrk , vive tgv
6. xxx
(
15/10/2009 17:21)
Fa inona ihany koa ary no HANDRASANDRA8 tsY mitady miaramila sy maka appui-NY fIrenen-dehibe IRAY na roa na TELO manala ANDREO AREMA PUTCHISTE tsy VANONA ireo ?SA HANDRASANA HO tara indray!
Efa ela loatra izay efa potika MCAR !tgvendraNA izao efa fanatatra hoe TSY SALAMA ARA-tsaina sady tsy ho tafitany MANDRAKIZAY ka na izy ARY MARARY SAINA ohatran'ny LE JAMBA namarina ankady ny Firenena ,ny fahavoazana iray lavaka moa ny henatra olona ambony fotsiny ,tokony miréagir haingana be RA8 fa leo ny vahoaka @TY maputo sy genève dia inona koa ny manaraka
AMPY KOSA IZAY satria ny ZON'NY MALAGASY mihintsy no VERY!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

7. xxx
(
15/10/2009 17:49)
camle ihany aloha ra xxx1 e misotroa rano mangatsiaka dia ndana mijery tele fa raha izao no mitohy dia ho vakianao eto ny ecran ordi io an
8. swann
(
15/10/2009 18:25)
merci rabazylou sy rapatrick an ! :-* :-* :-* :-* :-*
lazaina fa vendrana nefa :
---nahazo mora ny Fanjakana teo antanany !
---Tsy mety azony mihitsy hatramizao io Fanjakana io nadia ningaviana vazaha mainty sy vazaha fotsy aza mba handrodana azy!
---zara raha mahazo olona manatrika rehefa manao Magro !
hon hon hon hon !! :-D :-D :-D

9. pikatti
(
15/10/2009 18:31)
Tsy ho any Géneve R8 de rava ny bôlina zao ,naninona raha nataon'ny mouvances sasany ha ha ha ,zany no midika fa tsy maintsy miandry anR8 io leity a, ny ambiny tsisy hazon-damosina :-D
10. zoam
(
15/10/2009 18:47)
aiza le pikkati iny fa dia azon'ny carton rouge sahady ve
hon hon hon hon
hon hon hon hon