hanao avortement

1. xxx ( 13/10/2009 14:28)
o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n namako efa tratran 'io d itako oe enjana, saingy n azy kosa lou ef 3 mois, d inn no mba ataoko iz vo tara une semaine izao? misaotra @ fanampiana.
novalian'i xxx ny 16/10/2009 11:03
2. JEMPL ( 13/10/2009 14:42)
ianao kosa e ! nataonao am-pitiavana ve izy dia ho esorinao.
fataro fa maro anie ny mipopopo mitady zaza etsy sy eroa fatsy mahazo e.
sao anenenandry sady misy fiatraikany amin'ny tranon-janakao ao aoriana io.
zay an. matoky andry
3. xxx ( 13/10/2009 15:56)
xxx:

o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n namako efa tratran 'io d itako oe enjana, saingy n azy kosa lou ef 3 mois, d inn no mba ataoko iz vo tara une semaine izao? misaotra @ fanampiana.



Tandremo fa mamono olona ianao ary tsy kilalao izany efa aina velona ao anatinao
4. Mirananirina ( 13/10/2009 16:26)
Amiko kosa aloha tsy mamono olona satria mbola vao 1 semaine.Efa misy fanafody hohanina amin'izao mampande azy ,fa mandehana any aminy dokotera maka azy.
5. JEMPL ( 13/10/2009 16:43)
nefa tsara mitsy aloha manao analyse ami dokotera fa mety ihany koa ny regle anao mikorotana fotsiny ny mahataraiky azy.
6. rakaroka ( 13/10/2009 17:45)
Ary mbô nifindra aiza kay ilay mpivarotra "ody" teo Analakely teo?...Toa be aza 'zareo 'reny no nanana vahaolana @ izany! Fa ilay manala zaza @ nifin'akanga alou no aza atao mihitsy fa ratsy BBBe!!!
7. Ratoa ( 13/10/2009 21:52)
ravina zavoka dimy lehibe ampangotrahana tsara amin'ny rano iray litre dia sotroina matetitetika.
8. soanja ( 14/10/2009 05:20)
xxx:

o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n namako efa tratran 'io d itako oe enjana, saingy n azy kosa lou ef 3 mois, d inn no mba ataoko iz vo tara une semaine izao? misaotra @ fanampiana.


Matoa aky indry nahazo zazakely dia izay no fandaharan'Andriamanitra a. Tena tsy misy hevitra ve aky ny hitazomana azy?


:cry:

Mivavaka ho andry mba hanana fahendrena amin'izay atao. Tandremo simbaina ny aina fa sarobidy.
9. ravonjison ( 14/10/2009 06:40)
xxx:

o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n namako efa tratran 'io d itako oe enjana, saingy n azy kosa lou ef 3 mois, d inn no mba ataoko iz vo tara une semaine izao? misaotra @ fanampiana.



Ny zavatra tokony hataonao voalohany aloha ny mamaly ny fanontaniana hoe : bevohoka ve ianao sa tsia ? Ny regle tara dia tsy midika avy hatrany fa bevohoka ianao.
Noho izany mandehana any @ dokotera manao test. Na mividiana ireny test de garavidité haingana ireny, afaka 10 min fia fantatrao ny zava-misy, ary tsy misy mahalala izany afatsy ianao ihany ( ankoatr' ilay mpivarotra).

Rehefa fantatrao ny zava-misy dia eo @ izay ianao vao manapa-kevitra. Manana fotoana betsaka ianao ny @ izany.

Azonao lazaina ve firy taona moa ianao ?
10. xxx ( 14/10/2009 06:45)
misaotra @ hvt rehetra, 28 ans za d efa 1 ny zanakay fa vo 16 mois d mbola ts te hiteraka ra ts feno 2 ans iz, izahay kou ts manao fanabeazan'aizana ireny.
11. booboo ( 14/10/2009 07:45)
Manaova test de grossesse klou dia avy teo araka² ny valiny mankanesa any @ dokotera.
Na négatif foana aza dia mankanesa ny @ dokotera ihany @ fanabeazana aizana raha tsy te-hitaintaina ohatra io intsony @ manaraka, raha positif tsy mipetraka ny fanontaniana.
Fadio tena fadio ny mividy² fanafody eny an-tsisin-dalana eny, fadio tena fadio koa ny mihinankina fanafody sans avis médical. Saro-pady be ny vehivavy sy ny fahasalamany @ io fananahana io ka sao hanefa mbaka ny aina eo raha manao² foana...
12. xxx ( 14/10/2009 09:32)
Hay ve manambady e , aleo izy ho avy fa porte bonheur , tena marina io

Efa 2ans ilay zaza voalohany rehefa teraka ilay zandriny e, mety akia io a
13. Ratoa ( 14/10/2009 22:33)
Hay ve anao manambady amanjanaka é!
Marina fa tsy nampoizina dia nitoetra ny zaza faharoa. izay no atao hoe sitrapon'Andriamanitra. Fikasana no anao.
aterao ny zaza fa fahasoavana.
14. ritsa ( 15/10/2009 17:18)
Hay marina ve manam-bady e;ny zaza retsy fahasoavana avy amin'Atra ka matoa omeny anao de vitanao io izay a,sambatra ianao ambinin'Atra fa tsy mora ny mitady zaza.Antonony tsara izany elanelan-taonany izany fa aza esorina izaany
15. roxanaha ( 16/10/2009 10:44)
za nefa zao manao ty karazana analyse rehetra ty satria tsy mety mahazo zaza zahay mivady; Tena mitsiriritra ny toerana misy anao aho! Marina e!!!!
16. xxx ( 16/10/2009 11:03)
matoa enao mahita oe mila esorina ilay iz d mety oe zay no hitanao va mety @ maha olombelona. Mety tsy ilay maha kely ny zanakao ihany no sakana manimba ny sainao fa mety ny enti-manana ihany koa hitsenaina azy. na koa oe maditra ny vadinao ka aleo miintsy aloha hilamina fa d hitaiza fôna v.
Eritrereto tsara ihany nefa aloha vao manapa-kevitra ianao, ary rehefa tapa-kevitra d aleo manatona dokotera haingana fa tsy avela hilona b ao fa manimba anao ko anie ny fanalana zaza eh.
Mirary soa d diniho ambony ambany aloha oki. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6182