Hafatra voatahiry...namana manokana nanjavona...

21. tess ( 22/10/2009 15:15)
hery ah! ary ny mikasika ny sary....?
fangah tsy misy safidy hoe:
- ho an'ny namana manokana ihany ny sary tehirizina otran'ny taloha
fa toa ho an'ny
-mpitsidika rehetra sy
- mpikambana ihany no safidy tao?
RAHA MBA azo averina toy ny talou dia tena bien! 8) :-P
22. hery ( 23/10/2009 18:24)
tess> Manana namana manokana ve enao? :-)

Raha manana namana manokana dia tokony mitranga eo koa hoe Namana manokana
23. xxx ( 23/10/2009 19:59)
...tafaverina daholo ny namana taloha

...tafaverina daholo ny hafatra voatahiry

merci hery :) :-* :-* :-* :-*
24. tess ( 23/10/2009 21:03)
mbola hojereko fa zao aho vao manana namana manokana hihihi aleo jerena indrah izany ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4018