Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
21. soanja
(
14/10/2009 04:38)
cutie:
tsy we ilaina ny tsara na we ilaina ny ratsy fa samy misy eo @ fiainana izy roa de anjaranao ny mampihatra azy @ ze fiainanao mahamety azy any :)
Marina tsy azo lavina kanefa dia betsaka amintsika ny mivavaka mba ahita fahasoavana sy hatsarana ohatra fa tsy te ahita ny mafaitra. Matoa misy ny fangatahana dia midika izany ho filana. Ka io no tiako lazaina hoe izay tsara heverintsika mety hoe tsara dia mety ho ratsy amin'ny hafa nefa tsy ny fisian'io ratsy sy tsara io amin'ny fiainana no zavadehibe fa ny fahafahanao miodina mampety ny zavamisy hifandray amin'ny momba anao sy ny hafa ampilaminana.
22. cutie
(
14/10/2009 12:25)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 14-10-2009 06:38:08
Lohateny : Re : Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
Hoy i cutie:
tsy we ilaina ny tsara na we ilaina ny ratsy fa samy misy eo @ fiainana izy roa de anjaranao ny mampihatra azy @ ze fiainanao mahamety azy any
Marina tsy azo lavina kanefa dia betsaka amintsika ny mivavaka mba ahita fahasoavana sy hatsarana ohatra fa tsy te ahita ny mafaitra. Matoa misy ny fangatahana dia midika izany ho filana. Ka io no tiako lazaina hoe izay tsara heverintsika mety hoe tsara dia mety ho ratsy amin'ny hafa nefa tsy ny fisian'io ratsy sy tsara io amin'ny fiainana no zavadehibe fa ny fahafahanao miodina mampety ny zavamisy hifandray amin'ny momba anao sy ny hafa ampilaminana.
ekeko zay. Namaste :) :-* (l)
23. cutie
(
14/10/2009 12:26)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 14-10-2009 06:27:36
Lohateny : Re : Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : soanja [ Valio ] 13-10-2009 18:44:04
Lohateny : Re : Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
Hoy i cutie:
tsy we ilaina ny tsara na we ilaina ny ratsy fa samy misy eo @ fiainana izy roa de anjaranao ny mampihatra azy @ ze fiainanao mahamety azy any
isan'ny zavatra mahaolombelona antsika " Ny Filana " io dia hita hatrany amin'ny mahatonga antsika hiodina hiasa na tsia eo amin'ny fiainana raha tsy hoe misy tsy fifandanjana ao anaty saintsika dia voatery isika ny olona no maka izany fanapahan-kevitra izany ho antsika. Io Filana io anefa dia betsaka no mihevitra na mitsara azy amin'ny lafiny hoe tsara sy ratsy. Dia eo ny resantsika aloha
omeo ohatra fa tsy mazava
Raisiko izao ny ohatra hoe " ny filana ara-bola" izay iatrehantsika olombelona amin'izao fotoana izao. Be ny hilaza fa ratsy ny vola noho ny antony maro samihafa ary ao koa ny hiteny fa tsara ny vola. Ny zavamisy anefa dia tsy afa-miala isika raha momban'ny vola fa tsy maintsy hiodina amin'ny alalan'io ny fiainantsika. Ao anatin'io firiariavana amin'ny vola io na manana azy ianao na tsy manana dia ahitanao avokoa fahamamiana sy fangirifiriana izany. Ka io dia miankina amin'ny tsirairay ny fahatsapana izany. Misy ny filana ny vola noho ny ara-batana , ao ny ara-tsaina ary ao ny ara-panahy. Hatraiza no ahitantsika fa tsara ny fananana azy ary hatraiza ny maharatsy ny fananana azy sy ny tsy fananana azy?
Ny saina izany amiko no hanome io fijery mifandanja io hoe n'inona n'inona zavamitranga dia ny filana an-dravola dia tsy maintsy hisy ary ny tsara sy ny ratsy mifangia no manome ahy torolalana ny tokony arahiko sy ny iantefako. Raha tsy fantatro ny fahalemeko eo anatrehan'ny vola dia tsy afaka hahafantatra aho, izay mahasoa, hoe hatraiza ny fahafahako mampiasa azy amin'ny lafiny hampitombo saina sy fahendrena ahy. Io dia adiny samy olombelona isanisany fa tsy afaka atao mbambaray na lasitra iray ary izay no ijerena hoe aiza ny tsara ary aiza ny ratsy aminao ary ahoana ny handanjalanjanao izany ho hery mampiodina ny fiainanao amin'izay imatimatesanao
mazava ry soanja a. Merci :) :-* (l)
24. ravakamalala
(
14/10/2009 19:10)
miombon kevitra tanteraka amin ny soanja!
misy olona iray izay koa niteny hoe : "Dieu permet le mal pour un plus grand bien", ka na zavatra eritreretitsika fa ratsy amintsika aza, dia hain' Andriamanitra foana (raha mino sy manantena azy) ny misintona zavatra tsara avy amin io.
misy fiteny izay koa, mbola teny baiko ihany : "A quelque chose, malheur est bon"
ka tsy atao mahakivy raha sendra mahita isika hoe ratsy foana izany zavatra mitranga amin ny fiainako izany!

25. rijadolly
(
14/10/2009 19:45)
za manontany:Misaotra an'Soanja sy AndriambyII za namaly ny fanontaniako.
Misy tsy azoka tsara, hatrany amin'toetra ve izany sa hoe ferana ny zavatra mihatra ny tena...,ohatra?
Misy hevita iraisako ny hevitrareo fa ilaina ny ratsy ra eo amin'lafiny ireo resahinareo ireo;fa kosa ra mijery aho dia tsy mahita mihitsy eo amin'lafin' toetra. Ny hevitro dia tsy manaiky aho amin'izay zavatra izay satria betsaka ny toetra ratsy no manimba ny tontolo manodidina azy(oh1 fotsiny :mpamono olona)In ny vokatra tsara azo aviamin'izany?????dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!
26. cutie
(
14/10/2009 20:16)
fa kosa ra mijery aho dia tsy mahita mihitsy eo amin'lafin' toetra. Ny hevitro dia tsy manaiky aho amin'izay zavatra izay satria betsaka ny toetra ratsy no manimba ny tontolo manodidina azy(oh1 fotsiny :mpamono olona)In ny vokatra tsara azo aviamin'izany?????dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!
tsy resaka toetra zany :)
27. soanja
(
14/10/2009 22:55)
rijadolly:
ra mijery aho dia tsy mahita mihitsy eo amin'lafin' toetra. Ny hevitro dia tsy manaiky aho amin'izay zavatra izay satria betsaka ny toetra ratsy no manimba ny tontolo manodidina azy(oh1 fotsiny :mpamono olona)In ny vokatra tsara azo aviamin'izany?????dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!
Tadidin'i Rija ilay Kaina avy namono ny rahalahiny Abela. Inona no zava-nitranga tafaran'iny. Nofaizin'Andriamanitra i Kaina dia izao no nataony.
Genesisy 4:15 Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an'i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an'i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy.
Ny famonoana olona dia azo lazaina fa endrika isehoan'ny fiheverantsika fa tsara na ratsy. Matoa mety maty isika dia misy ny antony. I Kaina eto dia te ho faty nefa Andriamanitra tsy mamela azy ho faty. Satria ny famonoana eto dia manome azy filaminana amin'izay zavatra manenjika ny sainy.
Ny olona mpamono olona dia ratsy fanahy tokoa amin'ny fahitantsika azy. Saingy hoy aho hoe matoa izy mamono olona dia tsy noho ny fitiavany hamita iny fiainan'olona iny fa ny antony hamonoana no tsara ho fantatra. Koa raha fantatra io dia mety hisy fiovana ny fijerena ny fiainana hoe inona no tokony hamboarina sy hatsaraina. Inona no andraikitry ny fanabeazana, inona no andraikitry ny fanjakana mba hiaro sns sns maro... ireny mpamono olona ireny amiko dia fanahy manjeny tsy manam-piahy sy manam-pangoraka ka zary mitalaho amin'ny fanaovana ny famonoana. Te hiteny amintsika izay tsy manana olana hoe " ampio aho fa manana olana" matetika anefa ny olana dia avy amin'ny fiarahamonina.
Raha tsoriko zany dia ny fisian'ny toetra ratsy dia tsy voajanahary akory fa vokatry ny fiarahamonina izay misy eo ka mahatonga ny olona hanana izany. Anjarantsika Mpino ny miezaka lalandava manao modely tsara mba halaintahaka ary ny manodidina antsika kosa (fanjakana, fiarahamonina)manao ezaka lalandava hijerena ny tena fototry ny olana. Ny fisian'ireo dia mitaky antsika hiohitra sy tsy hijanona fa hanohy lalandava ny fitadiavana ny marina mba hampivoatra sy hampilamina. Tsy afaka hanantena ny hafa isika hoe miova fa isika kosa dia mila fitaratra amin'izany mba ho fanabeazana ho azy.
28. ikaretsaka
(
14/10/2009 23:09)

namaste..
L'homme est bon par nature, c la societe qui le corrompt
30. rijadolly
(
15/10/2009 02:43)
Ra azoko tsara ny tian'Soanja lazaina dia hoe: lesoana ho antsika Mpino mba hanao ny tokony atao eo amin'fanehoana ny maha Kristianina mba ho fitaratr'izireny...,Manaiky tokoa aho,ary tena izay mihitsy ny asa miandry antsika ho azy ireny.Misy olona tsara anefa ny victim @ireny ataon'ol manao ratsy ireny... in ny vokatra tsara amin'izany? Misy ol ratsy in vokatra tsara ?
(Somary HS. refa oln-dratsy v am'Soanja ny mamono ol dia ilana,izay ataon'RATSY(devoly aminay)ho fitaovana hampandroso ny fanjakany dia ilaina,fa ra ANDRIAMANITRA no mandringana ny ratsy mba hampandroso ny FANJAKANY dia diso ny Baiboly????)
Ra izay ny asa miandry antsika ho azy ireny,Tsy misy kosa ol na iray aza noho izany ka haniry ny fisian'Mpamono ol mba hanatsara ny filan'fiainy.izay no nahatonga ahy nilaza tetsy ambony hoe: "dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!"
Misaotra Soanja amin'fanazavan'ise etsy ambony fa mitovy hevitra amin'ise aho amin'io :-* :-*

31. soanja
(
15/10/2009 03:47)

Mety tsy azon'i Rijadolly ny tiako ambara angambany. Ny filako sy ny filan'ny hafa dia sasanangy samihafa. Samy manana ny filany ny olona ohatra fa ny ahy dia izay tonga eto amiko na tsara na ratsy dia ho ekeko ho fioharana amin'ny fiainana. Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izany. Ny ratsy na tsara resahiko eto dia izay mifandraika aminao ary iodinanao. Izay tonga eo aminao hiasanao sy filanao.
Tsy mitovy velively ny hoe :
"Asio i anina na Vonoy ireto olona"
zany hoe misy mamporisika sy manazava mihitsy hoe izao no atao hamonoana ny mpiara-belona aminao. Amiko angamba dia efa sangy tafahoatra izany ary izay ilay hoe mampalahelo ahy ny zavamisy raha misy manao izany ny olona, nefa tsy hitako izay atao fa ny adidiko dia miezaka lalandava manatsara ireo izay mikasika ahy sy ahafahako manoro izay mety sy misy lanjany amiko ary ny fanantenako dia mba hisy ifandraisany ireo zavamisy sy ny momba ahy na dia azoko aza fa mifanalavitra izany.
Io no tsy ekeko ny baiboly rehefa miresaka famonoana olona ilay boky satria tena misy mihitsy manazava ao toa hoe atotony amin'ny vato ny lohan'ireo zaza tsy manantsiny mba hisamaka sy hofaty ireo ary ho ritra ny momba azy ireo. Dia hoy aho hoe inona koa mba fampianarana mahasoa amin'izany. Zany ve dia ho sakafo hahavelona ny fanahy! Na hoe haringako tsy misy hantra ary ataoko manannn daholo izay rehetra tsy manaraka ny didiko. Mba Andriamanitra tahaky ny ahoana izany????
Sy ny hoe:
Mitantara ny baiboly hoe nisy fanafiana teo amin'ny mpino ary nandeha nanafika tany ananina ry zareo ary izao no maty tany. Dia tsy misy afaka hanala izay zavamitranga fa izay no izy. Matoa misy io dia nisy antony ary ny antony dia isan-karazany ny handraisantsika azy. Ka raha be ny maty ao amin'ny baiboly dia tsy mampanahy ahy satria izay no lalana tsy maintsy naleha vao tonga amin'izao misy izao isika, fa ny hoe hanoro hoe " iry vonoy" dia tsy hifanaraka amiko mihitsy na handeha mbamin'ny lohako aza dia aleoko ny hisotro ny aleoko maty toy izay anaraka finoana toy izany.
Tsy mitovy ny filana sy ny faniriana amiko saingy asa mety misy afaka manazava an'io akaiky angamba ka mety hampitovy azy.
32. soanja
(
15/10/2009 04:07)
rijadolly:
Misy olona tsara anefa ny victim @ireny ataon'ol manao ratsy ireny... in ny vokatra tsara amin'izany? Misy ol ratsy in vokatra tsara ?
Ndao fotsiny ary ho raisintsika ny tantaran'i Jesoa. Iza moa no namono azy? Ho raisintsika nanao soa ve ireo izay nampijaly an'i Jeso ary namantsika azy teo ambony hazo fijaliana?
Mafy tamintsika tokoa ny mahita izany indrindra ny alahelon-dreniny mahita ny zanany eo ambony hazo fijaliana ampijalian'ireo miaramila romanina. Etsy andaniny misy ny mpamporisika hoe " Vonoy izy ho faty"
Ahoana anefa ny andraisantsika ny fahafatesany amintsika Xtianina? Moa va tsy nanova zavatra be dia be teo amin'ny fiainantsika ny zavatra nolalovany sy niainany nandritra izany zavamisy izany ary azoko lazaina fa Fitiavana lehibe tsy misy ohatr'izany.
Soa amintsika ve ny fahafatesany sa fahoriana ho antsika Xtinina na taloha na amin'izao na ny ho avy? Aleo ianao no mamaly izany Rija.
Raha ny olona mpanao ratsy kosa no misy mamono? Ahoana no ahitantsika izany?
Tantaraiko zavatra ianao,
Tamin'ny mbola kely dia isan'ny mpamboly mangahazo sy katsaka aho tsy lavitra ny tanananay. Misy mangalatra foana ny mangahazoko na ny katsako. Be ny olona tamin'izany no manao ireny fanafody ody antsoina hoe badrii na hoe kalo hoy ny gasy mba hanenana ny halatra. Ny tena moa Xtianina dia tsy mahalala izay atsimo sy avaratra amin'izany. Nalahelo aho indray mandeha fa naika lasan'ilay mpangalatra tao daholo rehefa ho zavanambolena tao anatin'ilay saha. Tezitra aho ary niteny mihitsy hoe izay nangalatra dia enga anie mba harary kibo sy hivalana ary handrangiraingy tokoa. Mbola ankizy fisainana ny tenako tamin'izany fa dia nalahelo loatra aho. Kanjo ny ampitson'io dia naheno tabataba be aho avy any miditra ny tanana dia hoe tratra ilay mpangalatra ary nihoraka daholo sy ny nifandimby izay mamely azy. Ontsa tsy misy ohatr'izany ny foko nahita tarehy boba ra be ka na mamindra aza izy dia mianjera dia ampiakarina indray asaina mamindra ary io eo ny mangahazo narantiranty eo amin'ny sorony. Toa hitako teo imasoko i Jesoa novonoina sy nampijaliana. Nitomany aho sady niteny tamin'ny olona be dia be hoe avelao izy e fa mampalahelo. Gaga be ny olona satria moa va tsy ny tenako ihany no nitomany very mangahazo tary! Inona izany no lesona azoko teo? Aoka ianao no hamantatra azy.
33. majesty
(
15/10/2009 04:31)
soanja:
Misy zavatra heverin'ny olona fa mety aminy, mahasoa azy, kanefa mamono azy.
Mifanohitra amin'zay kosa anefa,misy zavatra mety heverintsika fa ho ratsy, tsy mety @ fiainantsika kanefa mahasoa antsika.Izay no ilaintsika an'Andriamanitra satria voafetra ihany ny fahalalantsika,ary ny hita ihany no fantantsika fa ny tsy hita mbola misitery tanteraka mandra-pisehoany tsy ho misitery intsony.
Ny hoe ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy dia teny nampiasaina izay azo adika hoe mila mikiry,mihafy,mifofotra amin'izay zavatra atao,mila mahafoy zavatra maro (mngidy) mba ahatongavana amin'ny tanjona iray izay hoheverina ho mamy.Mitovitovy @ le hoe c ki risque ihany :)
Ny tsara amiko dia ny zavatra rehetra mifandraika amiko ka manampy ahy sy mahamety ny fahafahako mamita ny adidiko eo amin'ny fiainana ary heveriko fa ahitako vokatsoa amiko sy amin'ny manodidina ahy. Tafiditra ao anatin'io zany na ny ara-tsaina, ara-batana ary ara-panahy rehetra. Tsy manan-kolazaina kosa aho ho an'ireo zavatra tsy misy ifandraisana amiko nefa hitako ny fisiany eto an-tany.
Ny ratsy amiko dia ireo zavatra rehetra mifandraika amiko nefa ahitako fa tsy mitondra ahy hijery mazava ny fiainana fa zary hamily ahy amin'ny lalana heveriko fa tsy isan'ny tanjoko ary mety tokoa hanapotika ny momba ahy manontolo raha ny fahitako azy ary tsy hahatsara ny rehetra sy ny taranaka any aoriana.
Fa misy anefa " Ilay Hazo fahalalana ny tsara sy ratsy" voalaza ao anaty baiboly. Matoa misy io teny io dia misy antony tokoa ary goavana.
Hoy ny Ntaolo koa hoe " Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy." Moa va tsy fahendrena tokoa izany!

34. soanja
(
15/10/2009 11:32)
majesty:

Ekena tokoa.
35. cutie
(
15/10/2009 12:12)
Mety tsy azon'i Rijadolly ny tiako ambara angambany. Ny filako sy ny filan'ny hafa dia sasanangy samihafa. Samy manana ny filany ny olona ohatra fa ny ahy dia izay tonga eto amiko na tsara na ratsy dia ho ekeko ho fioharana amin'ny fiainana. Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izany. Ny ratsy na tsara resahiko eto dia izay mifandraika aminao ary iodinanao. Izay tonga eo aminao hiasanao sy filanao
yep :)
36. soanja
(
15/10/2009 12:14)
Cutie> Veloma injiako fa lasa aho. Am manaraka indray, Mahita fafinaretana any Santa Fe. Tanana mahafinaritra io an. :-* :-* :-*
37. cutie
(
15/10/2009 12:18)
ok akia a, androany koa za no mandeha fa veloma koa njy, efa tsy andriko ny hahita sunshine fa aty efa tsy misy tsony tsinona :cry: :-* :-* :-* :-*
38. rijadolly
(
15/10/2009 18:26)
Mafinaritra ahy mihitsy ny miresaka an\'ise ry Soanja fa ny tena ao anatin\'ise mihitsy no mivoaka.Misaotra amin\'fahatsoram-pon\'ise.
za:
Misy tsy azoka tsara, hatrany amin\'toetra ve izany sa hoe ferana ny zavatra mihatra ny tena...,ohatra?
za ihany:
Misaotra an\'Soanja sy AndriambyII za namaly ny fanontaniako. Misy hevita iraisako ny hevitrareo fa ilaina ny ratsy ra eo amin\'lafiny ireo resahinareo ireo;fa kosa ra mijery aho dia tsy mahita mihitsy eo amin\'lafin\' toetra. Ny hevitro dia tsy manaiky aho amin\'izay zavatra izay satria betsaka ny toetra ratsy no manimba ny tontolo manodidina azy(oh1 fotsiny :mpamono olona)In ny vokatra tsara azo aviamin\'izany?????dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!
Cutie:Inoako fa misy zavatra voarahin\'Cutie ny tiako lazaina
tsy resaka toetra zany :D
Soanja:ROMANA 8 : 28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an\'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,MATIO 26 :24 Ny Zanak\'olona dia mandeha tokoa araka izay nanoratana Azy, nefa lozan\'izay olona hahazoana ny Zanak\'olona hatolotra! tsara ho an\'izany olona izany raha tsy ary akory. Io teny nataoko gras io no manambatra ny zavatra iraisantsika dia ny tsy faniriana ny fisian\'olona hanana toetra ratsy na dia mahasoa antsika aza.
Ndao fotsiny ary ho raisintsika ny tantaran\'i Jesoa. Iza moa no namono azy? Ho raisintsika nanao soa ve ireo izay nampijaly an\'i Jeso ary namantsika azy teo ambony hazo fijaliana?
Mafy tamintsika tokoa ny mahita izany indrindra ny alahelon-dreniny mahita ny zanany eo ambony hazo fijaliana ampijalian\'ireo miaramila romanina. Etsy andaniny misy ny mpamporisika hoe \" Vonoy izy ho faty\"
Ahoana anefa ny andraisantsika ny fahafatesany amintsika Xtianina? Moa va tsy nanova zavatra be dia be teo amin\'ny fiainantsika ny zavatra nolalovany sy niainany nandritra izany zavamisy izany ary azoko lazaina fa Fitiavana lehibe tsy misy ohatr\'izany.
Soa amintsika ve ny fahafatesany sa fahoriana ho antsika Xtinina na taloha na amin\'izao na ny ho avy? Aleo ianao no mamaly izany Rija.
Soanja:
Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izany
Soanja:iraisako hevitra koa
Mety tsy azon\'i Rijadolly ny tiako ambara angambany. Ny filako sy ny filan\'ny hafa dia sasanangy samihafa. Samy manana ny filany ny olona ohatra fa ny ahy dia izay tonga eto amiko na tsara na ratsy dia ho ekeko ho fioharana amin\'ny fiainana. Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izany. Ny ratsy na tsara resahiko eto dia izay mifandraika aminao ary iodinanao. Izay tonga eo aminao hiasanao sy filanao
soanja:Mbola misaotra an\'ise ihany koa aho satria izay ilay maha Kristianina.
Raha ny olona mpanao ratsy kosa no misy mamono? Ahoana no ahitantsika izany?
Tantaraiko zavatra ianao,
Tamin\'ny mbola kely dia isan\'ny mpamboly mangahazo sy katsaka aho tsy lavitra ny tanananay. Misy mangalatra foana ny mangahazoko na ny katsako. Be ny olona tamin\'izany no manao ireny fanafody ody antsoina hoe badrii na hoe kalo hoy ny gasy mba hanenana ny halatra. Ny tena moa Xtianina dia tsy mahalala izay atsimo sy avaratra amin\'izany. Nalahelo aho indray mandeha fa naika lasan\'ilay mpangalatra tao daholo rehefa ho zavanambolena tao anatin\'ilay saha. Tezitra aho ary niteny mihitsy hoe izay nangalatra dia enga anie mba harary kibo sy hivalana ary handrangiraingy tokoa. Mbola ankizy fisainana ny tenako tamin\'izany fa dia nalahelo loatra aho. Kanjo ny ampitson\'io dia naheno tabataba be aho avy any miditra ny tanana dia hoe tratra ilay mpangalatra ary nihoraka daholo sy ny nifandimby izay mamely azy. Ontsa tsy misy ohatr\'izany ny foko nahita tarehy boba ra be ka na mamindra aza izy dia mianjera dia ampiakarina indray asaina mamindra ary io eo ny mangahazo narantiranty eo amin\'ny sorony. Toa hitako teo imasoko i Jesoa novonoina sy nampijaliana. Nitomany aho sady niteny tamin\'ny olona be dia be hoe avelao izy e fa mampalahelo. Gaga be ny olona satria moa va tsy ny tenako ihany no nitomany very mangahazo tary! Inona izany no lesona azoko teo? Aoka ianao no hamantatra azy.
39. majesty
(
16/10/2009 04:44)
cutie:
aty tanĂ na misy sunshine foana foana :D :D :D
ok akia a, androany koa za no mandeha fa veloma koa njy, efa tsy andriko ny hahita sunshine fa aty efa tsy misy tsony tsinona
aty tanĂ na misy sunshine foana foana :D :D :D
40. soanja
(
22/10/2009 01:31)
rijadolly:
Mafinaritra ahy mihitsy ny miresaka an\'ise ry Soanja fa ny tena ao anatin\'ise mihitsy no mivoaka.Misaotra amin\'fahatsoram-pon\'ise.
za:
Misy tsy azoka tsara, hatrany amin\'toetra ve izany sa hoe ferana ny zavatra mihatra ny tena...,ohatra?za ihany:
Misaotra an\'Soanja sy AndriambyII za namaly ny fanontaniako. Misy hevita iraisako ny hevitrareo fa ilaina ny ratsy ra eo amin\'lafiny ireo resahinareo ireo;fa kosa ra mijery aho dia tsy mahita mihitsy eo amin\'lafin\' toetra. Ny hevitro dia tsy manaiky aho amin\'izay zavatra izay satria betsaka ny toetra ratsy no manimba ny tontolo manodidina azy(oh1 fotsiny :mpamono olona)In ny vokatra tsara azo aviamin\'izany?????dia atao mihitsy ve ny hampisy ny mpamono olona satria ilana izany? An an, kosa e!Cutie:Inoako fa misy zavatra voarahin\'Cutie ny tiako lazaina
tsy resaka toetra zany :DSoanja:ROMANA 8 : 28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an\'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,MATIO 26 :24 Ny Zanak\'olona dia mandeha tokoa araka izay nanoratana Azy, nefa lozan\'izay olona hahazoana ny Zanak\'olona hatolotra! tsara ho an\'izany olona izany raha tsy ary akory. Io teny nataoko gras io no manambatra ny zavatra iraisantsika dia ny tsy faniriana ny fisian\'olona hanana toetra ratsy na dia mahasoa antsika aza.
Ndao fotsiny ary ho raisintsika ny tantaran\'i Jesoa. Iza moa no namono azy? Ho raisintsika nanao soa ve ireo izay nampijaly an\'i Jeso ary namantsika azy teo ambony hazo fijaliana?
Mafy tamintsika tokoa ny mahita izany indrindra ny alahelon-dreniny mahita ny zanany eo ambony hazo fijaliana ampijalian\'ireo miaramila romanina. Etsy andaniny misy ny mpamporisika hoe \" Vonoy izy ho faty\"
Ahoana anefa ny andraisantsika ny fahafatesany amintsika Xtianina? Moa va tsy nanova zavatra be dia be teo amin\'ny fiainantsika ny zavatra nolalovany sy niainany nandritra izany zavamisy izany ary azoko lazaina fa Fitiavana lehibe tsy misy ohatr\'izany.
Soa amintsika ve ny fahafatesany sa fahoriana ho antsika Xtinina na taloha na amin\'izao na ny ho avy? Aleo ianao no mamaly izany Rija.Soanja:
Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izanySoanja:iraisako hevitra koa
Mety tsy azon\'i Rijadolly ny tiako ambara angambany. Ny filako sy ny filan\'ny hafa dia sasanangy samihafa. Samy manana ny filany ny olona ohatra fa ny ahy dia izay tonga eto amiko na tsara na ratsy dia ho ekeko ho fioharana amin\'ny fiainana. Fa ny hoe zah no hamorona toetra ratsy ka ndeha hanao famonoana olona na hoe ndeha hanambaka andranina dia tsy hisy izany. Ny ratsy na tsara resahiko eto dia izay mifandraika aminao ary iodinanao. Izay tonga eo aminao hiasanao sy filanaosoanja:Mbola misaotra an\'ise ihany koa aho satria izay ilay maha Kristianina.
Raha ny olona mpanao ratsy kosa no misy mamono? Ahoana no ahitantsika izany?
Tantaraiko zavatra ianao,
Tamin\'ny mbola kely dia isan\'ny mpamboly mangahazo sy katsaka aho tsy lavitra ny tanananay. Misy mangalatra foana ny mangahazoko na ny katsako. Be ny olona tamin\'izany no manao ireny fanafody ody antsoina hoe badrii na hoe kalo hoy ny gasy mba hanenana ny halatra. Ny tena moa Xtianina dia tsy mahalala izay atsimo sy avaratra amin\'izany. Nalahelo aho indray mandeha fa naika lasan\'ilay mpangalatra tao daholo rehefa ho zavanambolena tao anatin\'ilay saha. Tezitra aho ary niteny mihitsy hoe izay nangalatra dia enga anie mba harary kibo sy hivalana ary handrangiraingy tokoa. Mbola ankizy fisainana ny tenako tamin\'izany fa dia nalahelo loatra aho. Kanjo ny ampitson\'io dia naheno tabataba be aho avy any miditra ny tanana dia hoe tratra ilay mpangalatra ary nihoraka daholo sy ny nifandimby izay mamely azy. Ontsa tsy misy ohatr\'izany ny foko nahita tarehy boba ra be ka na mamindra aza izy dia mianjera dia ampiakarina indray asaina mamindra ary io eo ny mangahazo narantiranty eo amin\'ny sorony. Toa hitako teo imasoko i Jesoa novonoina sy nampijaliana. Nitomany aho sady niteny tamin\'ny olona be dia be hoe avelao izy e fa mampalahelo. Gaga be ny olona satria moa va tsy ny tenako ihany no nitomany very mangahazo tary! Inona izany no lesona azoko teo? Aoka ianao no hamantatra azy.
Tsy misy fisaorana Rijadolly.