REGARDER VIDEO Arrivée PM MANGALAZA Eugène à Ivato 10oct09

1. vatofototra ( 11/10/2009 11:04)
REGARDER VIDEO Arrivée du nouveau Premier Ministre MANGALAZA Eugène à Ivato le 10 octobre 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. xxx ( 11/10/2009 11:17)
REPUBLIQUE BANANIERE NO ETO MCAR re vahoka ny @izao a!tokony MISIKINA MAFY ISIKA VAHOAKa fa tsy misy te hahalala an'ireo ,RY ZAREO az miady taolana OHATRAN'NY amboa !!!
3. ndotofetsy ( 11/10/2009 11:55)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 12/10/2009 02:04)
kou efa hita fa vola bôritra sisa
de tohizo ihany ty seza rivotra ty ,fa r'efa hiakaran'ny vahoaka eny Ambohitsorohitra elah tsisy Frantsay eo sao manantena tsy misy eo
5. AndriambyII ( 12/10/2009 02:23)
Ka ahoana no ataonareo aza , dorana ve ny volom-bôtany sa solaina ny lohany sa asiana gidrao sy volomborona dia alefa eny @ kianjan' ny 13 mey sy mahamasina ? Tsy mety kosa izany leana !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.099