ECOUTER Extrait conférence de presse Roindefo 10 oct 09
1. vatofototra
(
10/10/2009 19:22)
ECOUTER Extrait conférence de presse Roindefo 10 oct 09
Extrait conférence de presse Monja Roindefo 10 octobre 2009
Déclarations gendarmerie Fort Duchesne
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i ndotofetsy ny 11/10/2009 19:40
2. ifiona
(
10/10/2009 20:18)
" Tiako ny manambara aminareo fa tsy mpitady seza i Monja Roindefo. Raha izany no izy, tsy ho nahafoy ny aiko aho ho natao sorona teny Ambotsirohitra aho t@ 7 Febroary".
Mivoaka ho azy ny marina an. Amiko io teniny io d'efa mazava:
matoa izy miteny hoe nahafoy ny ainy hanao sorona dia efa mi-reconnaitre izy fa danger ny nankanesana tany Ambotsirohitra. Zany hoe fantany tsara dia tsara mihitsy fa zone rouge, ary fantany avokoa ny risques rehetra sy ny conséquences an'ilay fitondrany olona teny. Otran' moramora ery t@ ilay 7 febroary iny dia hoe:" antsika Ambotsirohitra??? ndao alaina izay antsika". Eisseye e! MAninn anefa raha ts tonga dia ny marina no nolazaina t@ olona toy ny filaza azy @ zao fotoana zao ihany hoe" Handeha hanao sorona ve isika? Ndao ho eny Ambotsirohitra!" Angamba mino aho fa vitsivitsy ny olona nanaraka azy raha zay no nolazainy.
Ary indrindra indrindra, leiry tsy tazana akory rehefa nanomboka nikorontana ny vahoaka teny Ambotsirohitra. Nankaiza lery? Iza no afaka manaporofo fa nanaraka ireo vahoaka teny Ambotsirohitra izy? Tsy misy video aloha afaka manaporofo an'izany. I Dolin zao no hita @ sary, fa tsy Roindefo velively.
Il prend vraiment les gens pour des cons!!!!!!
pffff alefaso ry Ndefo a avoahy daholo ny secrets fa ts mety tonga saina reo tgvistes a
Ity koa no saika lazaiko oe.... io moa zany i Roindefo fa mifikitra mafy @ sezany. I Rajoelina nefa efa ni-remercié azy, zany hoe efa karazan'ny hoe noroasiny. Dia ahoana? ahoana moa no mbola haha- praiministra an'i Roindefo nefa na ny président eo amboniny aza efa tsy mi-reconnaitre azy intsony?
gaigy be ihany izy zany :roll: :roll: :roll:

3. AndriambyII
(
10/10/2009 21:03)
An an an ! tsotra kely ry Ifiona ny solution ,ekena daholo ny fangatahany ; hijanona ho PM parallele ( à titre honorifique ),manao reunion inter-ministeriel ( pour la forme ,ses décisions ne seront pas applicables à la lettre ) , mandefa decrets sy arrétés gouvernementals ( pour étres archivés ilico ) , mametraka projet de loi constitutionel ( transformable en document d\' études mais non applicables aux institutions) bref ; une remise en forme de son personnage ( therapie de groupe ,lifting , relooking \" manucure ,pédicure ,vestimentaire ,manière d\'expression\" ,reconnexion à un site de rencontre , adhérence a un club de méditation \" yoga ,taichi chi ,\".
Et enfin , des cours de musiques et danses de toutes formes \"traditionnelle , modernes , mimetiques , et des scéances de maquillages et embellissements genres masculins ...
Dia hilamina ho azy ny transition-nareo .
:lol: :lol:

4. AndriambyII
(
11/10/2009 08:17)
Jereo kely alou tony ry zareo fa tena mahatalanjona !!
http://fr.biz.yahoo.com/dossier/forbes/forbes-milliardaires-pays.html
Raha mba mahazo ny 10% ny harenan' i Bill gates fotsiny aho dia efa lafatra !! :lol: :lol:

5. xxx
(
11/10/2009 10:43)
Tena MAPALAHELO BE MIITSY ANGE LE toedraharaha eto MCAR ,manamari-tena ilay roindefo nfea IZA MOA TY VAHOAKA LAZAINY NAMETRAKA azy teo ohatran'ny adinony hoe :"COUP D'ETAT NO NAHATONGAVANY teo ,izao ny vahoaka madinika no miaritra ny alikan'ireo mpanogam-panjakana ireo.
TOKONY mitady appui ny firenena vaventy iray RA8 HI déloger-na ireo PUTCHISTE reo fa efa fadiranovana ny vahoka sady tsy mandray karama no miaina @tahotra sy tebiteby lava izao!
Efa ho herintaona ve consensus atsia sy eroa nefa tsisy MAMOKATRA fa miverina compteur zéro lava izao! LE MPITONDRA tsy mieritritra IZAY VAHOAKA MATY NOANA ANY FA SAMY MIARO NY SEZANY ?
OLONA EFA FIRYny matin'ny AVC @TY KRIZY TY MIVAKY LOHA mitady vola hanofana trano ,refa fno olon hatory eny nadalambe sy maty ny hanoanana feno eran'arabe ve vao hisaina ireo MPITADY SEZA MAIKa HANGALATRA sy miady lava @zao vola fanampiny ny any ivelany lava izao ,
Be ny mpangalatra refa very asa le olona di lasa mpagalatra MALHEUREUSEMENT ?BA EFA NOERITRERETIN'ireo faikany EO @POUVOIR nagalarina ve IZANY TO ILAOZAN' MONJA MANADIO TENA FOTSINY tsisy nifidy azy teo fa raha tia tanindrazana izy d miala ampanajana izy sy tgv Vorika MPAMARINA AN-KADY NY FIRENENA .