hoy Monja Roindefo

21. ndotofetsy ( 10/10/2009 21:19)
ifiona:


toa ôtran' ho ela be ery anie zany formation du nouveau gouvernement zany e? sa miketrika sahady ny tsy hanantanterahana izany aingana? (tokony @ semaine du 19 octobre raha ny filazan'i Rajoelina)




19 octobre @taona firy moa tsy taona 2010 ilay izy raha tsy diso aho
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
22. terrywui ( 12/10/2009 10:33)
bravo ndefo
i tgv indray izao no lasitratr'elehy rotsk rotsks
esory i tgv dia mijanona ho pm ialahy
ssssht!! Roindefo ane ry lety fianakams ihany fa tsy olonkafa ee!! ka hanala ny TGV ahoana ?? otran'ny adin'ny mpivady rehetr io ry dondrona a,, vao maika mampateza azy ! hon hon hon hon !!

---ny an'i Ifiona kou ty resak'Ifiononana ka ts mahagaga rah mitaraina foana !!
23. pikatti ( 12/10/2009 12:38)
Diso be elah ry wiwikely,Roindefo zany bandy efa hors la loi hamely bitrovoalavo hors la loi ,aleo lery zany no hanao hampamoaka ,nomena vola be lery hangina fa tsy nanaiky,noherin'ny Andry fa voavidy vola daholo nga ty olona
Maty aho tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352