nipitika i ndefo

1. ndotofetsy ( 09/10/2009 19:31)
tena nipitika kely fa esoriko eo i andry tgv rehefa ho filohampirenena aho hoy ra ndefo
:/ :/ :/ :/ :/ :/
novalian'i locl ny 10/10/2009 09:55
2. Papoose ( 09/10/2009 19:37)
3. feticon ( 09/10/2009 20:05)
aoka izay ny fanaratsiana ny monsieur roindefo soa tonga eo izy miaraka ny lelyson ka hisambotra ahy eto ka ho loza,nefa za io mbola eo hampitadiavana toerana ,minisitry ny mponina no mba faniriako fa io izao no mety tsy ahasorena an'i president Andry no tsy dia misy ady seza firy @ chef de mouvance
sonia fetison
4. xxx ( 09/10/2009 21:17)
Tsy rarahinay zay mahazo anelah any leity a,zay toerana tsy any ny olana,ty mpanongam-panjakana ty no tsy ekena,mamporisika ny any aoriana any io fa tsy maninona fa ekena foana elah avy eo
5. locl ( 10/10/2009 09:55)
Izany no alehany rehefa tena ny lolompo no ao andoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07