Kely fotsiny indray maka monja:

1. tenagasy ( 09/10/2009 16:42)

Mankamamy hatrany!


Dia mbola ngôda be kalongany fa dia aza tsiny mba samy manisakisaka kely fotsiny e!

Mirary soa ! Ho tahian'Andriamanitra!
2. tenagasy ( 09/10/2009 16:43)
3. tenagasy ( 09/10/2009 16:43)
4. tenagasy ( 09/10/2009 16:43)
5. Papoose ( 09/10/2009 16:57)
:-D :-D :-D :-D raha nitondra virus io efa loza no niseho tato
6. feticon ( 09/10/2009 20:07)
tena gasy efa nilamina tao @ carlton ka aoka izay io panneau nao dana mivavaka mba hitondra ambavavaka ny fifanarahana tao @ carlton
mpanao sonia fetison
7. Papoose ( 09/10/2009 20:12)
:lol: :lol: :lol: :lol:
8. feticon ( 09/10/2009 20:16)
aza mihomehy ny fahavoazany hafa anaka ,aleo izy hangorona en tout trankilité
ny panneau ny dia rehefa misy indray magro dia antsoina ihany ianao tsena gasy hamoaka ny panneau anao
9. tenagasy ( 09/10/2009 20:43)
Mankamamy ny namana rehetra.

Torak'izany koa ianao mitondra solon'anarana hoe " feticon" !
Misaotra anao satria dia nametraka marika ianao fa dia namaky dia namaky tokoa ny panneau @ filazanao azy!

Ny olana kely, le Andry ijoroanareo no nanorina orin'asa mpanao azy itony, ka raha tsy ilay orin'asa mihintsy no fongorina sy potehina dia mbola tsy maintsy hisy foana ny Panneau!

OK?

Izao moa izy tadiavin'ny tsy tompo-tanindrazana hambolena eo, ka dia vao maika tsy hitsahatra izany ny panneau tahak'itony satria ny mpamorona azy mihintsy no miha-amahazo faka!

Esory aloha ny mpanongana dia mipirina hoazy ny Panneaux!

Mirary soa!
10. Papoose ( 09/10/2009 20:46)
feticon:

aza mihomehy ny fahavoazany hafa anaka ,aleo izy hangorona en tout trankilité
ny panneau ny dia rehefa misy indray magro dia antsoina ihany ianao tsena gasy hamoaka ny panneau anao


enao no mampihomehy ahy ka!!!


:-D :-D :-D
11. tenagasy ( 09/10/2009 20:47)
"" Papoose ""

Isika kanosa be de tsy mbô sahy mijangajanga, noho izany tsy atahorana hisy VIRUS moa sa Virichy!

Indro misy kadoa kely ho an'i "" feticon ""
12. tenagasy ( 09/10/2009 20:49)
13. feticon ( 09/10/2009 20:51)
misaotra anao tenagasy,aza mikorapaka isika legaliste soa tsy omen'i President Andry toerana ka izay vao ho loza
14. tenagasy ( 09/10/2009 21:00)
Raikitr'eeeeeeeee!
15. xxx ( 09/10/2009 21:02)
Tsy misy miraharah zay toerana na seza avy @ io jiolahim-boto leity n'y tia tanindrazana ry feticon a:-@
Petaho ao mintsy leisy tenagasy a =D>
16. Papoose ( 09/10/2009 21:07)
:-D :-D :-D :-D :-D reto ndray fa mifanena ny ztete sy tzeve! :-D
17. tenagasy ( 09/10/2009 21:16)
zétététézévévé?

lolll

Tsy dia maniry an'izany seza SanKalité izany k'totrany kay moa izah!
Saika hadinoko!

Efa saiky tafapetraka izah zay vô n'tsambôtra beuhhh hoe!

Loooozzzzz
Saika lasa sanKalité ny fitombenakouuuuuu!

Loll
18. vitamatavy ( 09/10/2009 21:18)
sady seza feno tsilo sy seza rivotra be
19. Papoose ( 09/10/2009 21:52)
dia esory zany le seza dia @ zay tsy misy koa, zay koa no anasarotana zvt eo :-P
20. zoam ( 09/10/2009 21:56)
i france ihany anie no possible hanao reconnaissance an'i tgv fa ny UE tsy hanaiky an'io sady tsy misy vola mivoaka ,miankina @ manifestation eo @ magro ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659