LAINGA VARY RARAKA ANY ZANY!!!
21. feticon
(
09/10/2009 20:56)
mangata antsika mpisera mba tsy hamely mafy ny fitondrana izay vao ajoro satria ao anatin'io ihany ny mouvancentsika na dia tsy dia manana responsabilté goavana aza ,aleontsika mihana kely toy izay mandry fotsy,ny minisitry jono ,ny mponina ,tourisme,minisitry ny sport,ny minisitry ny fialamboly no anjarantsika ka izay kely ananana no ahiratra ,mazotoa mivavaka hoan'izay manenjika antsika mpanao sonia fetison
23. Papoose
(
09/10/2009 21:09)
o ry feticon a!!!efa nandry fotsy foana h@ zay koa zahay madinika mila vahaolana eeeee
24. xxx
(
09/10/2009 21:10)
Zao no afatro
Efa betsaka zay tary nody zay hoe hanao zavatra fa nosakanana foana sy gafigafina,perte BE lisany raha tsy mi-associer @ tsotsoka fa tsy revin'ny Malagasy ao an-toerana
BE fialonana loatra tsika tsy hotran'ny Sonoa sy karana miray hina
Nody boriny fotsiny ry zalahy

25. Papoose
(
09/10/2009 21:13)
marina tokoa izany.....aleo rehefa tena manana bagages na vraie politique doa mody @ zay :-P
26. xxx
(
09/10/2009 21:27)
Raha mbola zao instabilité zao foana no misy ao Madagasikara aza mody, miovaova BE ny fitsipika hoan'ny investisseurs
Io ary ny mpitondra manovanova sy manao izay hitiavany ny lalam-panorenana,ary jereo TSARA fa hilatsa ho fidiana io bandikely io raha ekena eo
Io ary ny mpitondra manovanova sy manao izay hitiavany ny lalam-panorenana,ary jereo TSARA fa hilatsa ho fidiana io bandikely io raha ekena eo
27. vitamatavy
(
09/10/2009 21:33)
mipotra ianao ry pikaty fa tsy miafina ao anaty xxx ao ,sahy mijoro ny hevitrao
28. xxx
(
09/10/2009 21:34)
Malagasy firy no niasa tao @ Tiko de satria fotsiny an'iR8 de natal @ fomba rehetra ny nanapotehana azy,zao ny TGV ihany ty no mikolay fa tsy an'asa,tsy naleo ve teo ihany
29. Papoose
(
09/10/2009 21:50)
ka sady mbola taona maromaro koa anie no hanomanan an'ilay bagazy e, fa tsy atao maimaika sy vonjy tavan'andro eo
30. dadabe
(
10/10/2009 00:51)
ouayy leuleu :cry: zah hoaa tia fihavanana gasy d lazanareo fa.... :( :( bouuuhhh bouuhhh
31. maryline
(
10/10/2009 06:13)
feticon:
mangata antsika mpisera mba tsy hamely mafy ny fitondrana izay vao ajoro satria ao anatin'io ihany ny mouvancentsika na dia tsy dia manana responsabilté goavana aza ,aleontsika mihana kely toy izay mandry fotsy,ny minisitry jono ,ny mponina ,tourisme,minisitry ny sport,ny minisitry ny fialamboly no anjarantsika ka izay kely ananana no ahiratra ,mazotoa mivavaka hoan'izay manenjika antsika mpanao sonia fetison
Ö ry Feticon ah! Akoho tsy naneno ohatr' izay lanin'ny Kary e! :-D :-D
33. terrywui
(
10/10/2009 12:06)
marina mitsy io lazain'i Pikatti io fa raha lainga zany de lohany ny TIM tarihiny !! ndray mande isan'andro ian hono ry lerony vo mba miteny ny marina !! be wawawawaw sy wou wouw ouw nef ny aina tsisy !! miala amzay ry pikatti de ny manopanopa olondehibe ato amzay no handanianay lera !! de ny an'i zoam ndray de ny mandefa sary vetaveta mamoafady sy porno sy Xtube ato no tena talentany !! rah zay de manaiky andry zalah TIM ah !! hon hon hon hon
34. zoam
(
10/10/2009 12:20)
inona foana no mpapy wawa an 'ialahy eo dinika tohizana fa tsy mpisera letsy an
36. xxx
(
10/10/2009 13:41)
Ambany saina BE le terrywui 8O 8O Mitovy ihany hoa refa Samy TGV tsisy valera aby
37. maryline
(
11/10/2009 06:07)
xxx:
maneno io fa mbola miandry kely lesy wiwi an
Zah tsy wuiwui ry xxx an! Zah zanak'i dadanay :lol: :lol: :lol: :lol:
Manahy aho hoy i Mahaleo izay . Hivavaka ho anao aho ry Tanindrazako
Enga anie
38. pikatti
(
11/10/2009 23:08)
26. Mpandefa : vitamatavy [ Valio ] 09-10-2009 23:33:52
Lohateny : Re : LAINGA VARY RARAKA ANY ZANY!!!
mipotra ianao ry pikaty fa tsy miafina ao anaty xxx ao ,sahy mijoro ny hevitrao
Zah l'ty tsy mila miafina raha ny hevitro no apotrako sy tohanako
Ny ahy tonga hadi-vomangan'i Kirijavola tndé ny vômasony no potsiriko,tsy be kabary koa na be sermona koa
miala amzay ry pikatti de ny manopanopa olondehibe ato amzay no handanianay lera !! de ny an'i zoam ndray de ny mandefa sary vetaveta mamoafady sy porno sy Xtube ato no tena talentany
refa tsy mahita lazaina lesy elah wiwi de marenina a,aiza elah no tsy hataon'ny kil mirehita ato :-D :-D
Fa ty afera frantsay ty aloha ry zalahy de mbola mitohy raha olona tsisy hazon-damosina hotran'i R8 no ho eo