tetika efa vita ny an'i fetison sy ra8

1. zoam ( 08/10/2009 19:27)
I fetison hiditra ao @ gouvernement ary i ra8 no hanohitra an'i gouvernement izay seul mpanohitra an'ireo gouvernement fantoche
i ratsiraka zafy tgv no ao @ fitondrana dia ravalomanana irery no ho mpanohitra
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 21:26
2. Papoose ( 08/10/2009 19:46)
ny fanontaniko dia hoe est-ce que ca vaut le coup zay fihetsika zay (des 2 cotes io na ra8 mandeha seul na reto eda nanaiky);
3. zoam ( 08/10/2009 19:59)
ianao ve dia hi eritreritra hoe ho mora io transition io na dia ho 14mois voir plus ,ho fandrika an'ireo tendakanina io satria tsy ho mora ny hanavotra an'izany firenena izay tena simba sy ravat@ iny crise politika iny ,aide humanitaire daholo no fanampiana azo @ banky mondial sy ny fmi fa ny grand projet miandry gouvernement legal elu democratique ,toy izany koa ireo grands investisseurs,tsy afaka manao na inona na inona io gouvernement io akoatrany mikarakara fifidianana,be ny ho diso hevitra indrindra ireo mpanohana an'i tgv teny @ 13mai ,samy mijery isika indrindra ireo be vava teto @ serasera hoe handroso i madagasikara fa dia miandry izahay sady mi souhaite bonne chance, saingy 14mois ihany dia ho tsaraina ianareo ireo @ alan'ny fifidianana
4. Papoose ( 08/10/2009 20:09)
non tsy ho mora le transition ka! fa plus milona le fifanekena dia plus hihinan'ny fatiny daholo ny isam-batan'olona!!! miandry zay sitrapon'olom-bitsy lava ny vahoana firy millions!!!! :/
5. zoam ( 08/10/2009 20:14)
le ao anaty transition mihitsy no ho sarotra ,sady tsy ho mora no ahazo an'izay gouverenement eo ,aleo ireo samy eo avy fa i ravalomanana irery no ho mpanohitra azy eo dia ho jerentsika eto ny resultat rehefa misy election eo a condition ka ny GIC no mi garanti azy io
6. zoam ( 08/10/2009 21:34)
ny hiverenan'i ra8 eto dago rapide izay no tena antony nandavan'ny mouvance ravalomanana an'i tgv fa tsy hoe fatahorana azy hilatsaka akory,ary dia hanao sonia ra8 raha miverina rapide aty dago satria ny election araka ny feo mandeha dia hoe avril 2010,aza gaga fa mbola ho betsaka ny surprise
7. zoam ( 08/10/2009 21:35)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
8. fijo ( 08/10/2009 22:47)
ka le resaka olona eto tsy misy dikany,fa ny hivoahana haingana no tanjona.
ny vendrana ihany no hanantena,fa governementa tetezamita dia hanana programa sy hanao asa.
9. Papoose ( 08/10/2009 22:50)
ka zay no blem mampihitsoka eo...mijery tavan'ol, lasa conflit de personnes :/
10. fijo ( 08/10/2009 22:53)
izay mantsy.io resaka olona io tokony hianarana mba hoatao aoriana,fa ny hevitra fototra no mila hianarana jerena
11. Papoose ( 08/10/2009 23:10)
zay ndrindra!!!!
12. pikatti ( 08/10/2009 23:59)
Mbola tsy matotra ara-politika ny Gasy fa hotran'ny hoe mitady làlana fotsiny de miditra tsy olona nianatra nanao science-po fa de maro no autodidactes,
Izy samy mouvances iray ary teo efa mifanjevo be koa vao maika fa vary @ anana ,sady samy mahalala fa rafitra neken'ny GIC sy hafa io de tena misy hanao zay hanafintohana fotsiny zao ao satria mino sy manantena fa tsy voaroakan'ny PM mora fotsiny @ zao
13. Papoose ( 09/10/2009 00:20)
zany indrindra no ieritreretako anaovama sciences po rehefa hiditra versitE
14. pikatti ( 09/10/2009 00:26)
kôzy ve,miandry anao hatao bizotazy zany kou :lol:
15. Papoose ( 09/10/2009 02:32)
zany indrindra no ieritreretako anaovama sciences po rehefa hiditra versitE
16. Papoose ( 09/10/2009 02:33)
:lol:
17. xxx ( 09/10/2009 04:38)
ndana @ izay matory ry papoose soa manofy ratsy eto an
18. fijo ( 09/10/2009 21:04)
ity tatoo ndry ty koa aloha mampatahotra e
19. Papoose ( 09/10/2009 21:26)
xxx, fa maninona no hanofy ratsy??? vao maika aza dodo tsara!!!

mampatahotra maninona fijo??? ko tsy hitako le sary misy an'le ray tiko dia io aloha no napetako fa io no hitako ny sariny ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0721