mitady hira "loso anao"
1. andry
(
08/10/2009 18:47)
ny refrain:
ny elanelantany aza atao mahaketraka e!
aminao lalandava , ny eritreritro e!
aza adino fa atoy e,misy olo tia anao e,
fara faharatsiny
taratasy alefaso
misaotra mialoha
ny elanelantany aza atao mahaketraka e!
aminao lalandava , ny eritreritro e!
aza adino fa atoy e,misy olo tia anao e,
fara faharatsiny
taratasy alefaso
misaotra mialoha
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 19:56
2. fahamarinana
(
08/10/2009 20:10)
:arrow: ato amin'ny RadioVazoGasy misy dia afaka henoinao rehefa avy hangatahana !Mampiasa ny ps hidirana ao !
http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6374
dia mihainoa finaritra e ! (l)
http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6374
dia mihainoa finaritra e ! (l)
3. soanja
(
09/10/2009 01:29)
Ny tadidiko izao dia hoe:
Losogno anao nandeha tsy nimpody e
Zaho araiky foagna atoy
Tsy tafandre isanaligne
Mahatsiaro ny fotoagna
Niarahantsika roe/ niarahagna tatoy e
Izikoa misy tsy foiko e
Donko anao!!!!
Tsy ny elanelan-tany
K' aza atao mahaketrake
Aminao lalandava ny eritreritre
Aza adino fa atoy e
Misy olo tianao o
Farafaharatsiny e
Taratasy alifaso.
Atolotro koa an'ilay lavitra be amin'ny misy ahy koa ity hira ity. Aza alefa taratasy fa sms azafady!
:D :D :D :D :D
Losogno anao nandeha tsy nimpody e
Zaho araiky foagna atoy
Tsy tafandre isanaligne
Mahatsiaro ny fotoagna
Niarahantsika roe/ niarahagna tatoy e
Izikoa misy tsy foiko e
Donko anao!!!!
Tsy ny elanelan-tany
K' aza atao mahaketrake
Aminao lalandava ny eritreritre
Aza adino fa atoy e
Misy olo tianao o
Farafaharatsiny e
Taratasy alifaso.
Atolotro koa an'ilay lavitra be amin'ny misy ahy koa ity hira ity. Aza alefa taratasy fa sms azafady!
:D :D :D :D :D