Ary leuleunn ty ve miteniteny foana é,hotran'ireny nahita maso ireny nedala,basy ve no atohaka an-tampidoha de elah ve tsy hitsinjo ny vady aman-janak'elah no tsy hanao sonia :twisted: :twisted:
Mahavariana tokoa ny tsy nahitan'le patrick 2002 hataovy 2009 fa tara be hoe fanoganam-panjakana iny ZAY ELA BE IZAY VE DIA TSY AZONY IHANY HOE TGVENDRANA NANAKARAMA miaramila dia IZY NO EO @POUVOIR
,ohatran'ny pahina tsy nahita ireny video hitampoko sy firenena reny RAGIDRO NANImBA NY fefin'AMBOHITSOROHITRA IRENY ?tsy efa impiry izay no niditra amboletra niditra teny AMBOHITSOROHITRA ry le ministra ny interieur tgv io, fa ingahy RATSY HONANA TSY VANONA no nanome hevitra azy hoe payer-o ny miaramila dia ambanano basy dia lasa io ra8 io ,MISY OLONA BOUChé eto @sera .
TOY itony pa2002tony ,BEMANANJARA mihintsy no nanambana basy anDRA8 ary miaramila bola tsy sahy nitonona anarana no niteny io ,hitako tany @site hafa koa fa i bemanajara sy tovo Ratovoarisoa no nitsena ny olona nitondra volabe hanonganana anDRA8.
ny FAHAVOAZANdra8 koa d nitoky tena be loatra!