RAVALOMANANA Ã Paris? Ne Commetons JAMAIS cette GRAVE Erreur
21. ketaka67
(
08/10/2009 12:34)
njay ary fa raha izao no motohitohy dia mivarina any daholo raha tsy hoe angaha hijery an'i Chirac izy satria izy sy Chirac mba copain-copain tsara t@ 8 t@izy taty an-toerana! Izy no nahita ny fandrosoan'i firenena!asa aaa!!!!!!!!!!!le Sarkozy tsy mahalala izay fandehan-javatra fa samy ry zareo ao Neuilly mpiray tanàna ao fanoronoro hevi-doza eo! dia manao mouton de panurge fotsiny i Sarkozy! atovy hoe coup d'état dia coup d'état izany ! sans analyser les tenants et les aboutissants des choses! si..... les intéréts de la France!
22. xxx
(
08/10/2009 12:39)
Sarkozy tsy mahalala izay fandehan-javatra fa samy ry zareo ao Neuilly mpiray tanàna ao fanoronoro hevi-doza eo! dia manao mouton de panurge fotsiny i Sarkozy!
=)) =)) =)) =))
23. AndriambyII
(
08/10/2009 13:42)
ha ha ha ha ha !
" manao mouton de panurge fotsiny i Sarkozy! atovy hoe coup d'état dia coup d'état izany ! sans analyser les tenants et les aboutissants des choses! si..... les intéréts de la France! "
hhhhhhuuuummm !!! iééé !!!ka angaha hita atao ahoana moa izy ity ry Ketaka fa dia tsy maintsy evaluer-na foana isanandro ny situation hiharahana @ ireo firenena lehibe ireo !!!
Solution vinany be ny ahy ity
" maninona raha asaina mi-designer president malagasy i Sarkô ? angatahantsika @ fomba ofisialy atao heno manerana ny tany ? , dia aterina any @ foiben' ny ONU ny tatitra fa ny filoha sarkôzy mihintsy no homena alàlana hifidy ny president-n'i Mada ? Aleo ho hitan' izao tontolo izao ny olana mahazo ny vahoaka malagasy @ izay angamba dia hiova ny tantana ?"
Hevitra mety mah'omby nefa mety ho hevitr'akoho !!

24. Papoose
(
08/10/2009 14:07)
pikatti:
sao kosa mba te hampiaraka i papoose :-D :-D
aiza lesy no ahazakako ronono :-P , kapila mangirana maivan-kely aza tsy zakako
25. ketaka67
(
09/10/2009 06:57)
AndriambyII:
ha ha ha ha ha !
" manao mouton de panurge fotsiny i Sarkozy! atovy hoe coup d'état dia coup d'état izany ! sans analyser les tenants et les aboutissants des choses! si..... les intéréts de la France! "
hhhhhhuuuummm !!! iééé !!!ka angaha hita atao ahoana moa izy ity ry Ketaka fa dia tsy maintsy evaluer-na foana isanandro ny situation hiharahana @ ireo firenena lehibe ireo !!!
Solution vinany be ny ahy ity
" maninona raha asaina mi-designer president malagasy i Sarkô ? angatahantsika @ fomba ofisialy atao heno manerana ny tany ? , dia aterina any @ foiben' ny ONU ny tatitra fa ny filoha sarkôzy mihintsy no homena alàlana hifidy ny president-n'i Mada ? Aleo ho hitan' izao tontolo izao ny olana mahazo ny vahoaka malagasy @ izay angamba dia hiova ny tantana ?"
Hevitra mety mah'omby nefa mety ho hevitr'akoho !!
raha ny hevitro: mati-kenamaso @ izao ttlo izao la frantsa fa tsy ni-comdamner dès le départ le coup d'état dia ni se rattraper taty aoriana raha tena ni condamner izy dia ni-vote miaraka ta@ pr Congo tany @ ONU, nangina ry zareo!tadidio fa t@ élection ny présidà Ravalomanana , allemagne sy ny firenena hafa no ni-reconnaître voalohany ny validité ny élection taty aoriana vao mody nanaiky la frantsa! fomba'ny la frantsa io, ary izy efa zatra mi-soutenir ny dictateurs africains rehetra! tsy mahagaga raha izao no manjo ny tanindrazana raha mbola la frantsa foana no ianteherana!