le GTT ,grand perdant

1. patrick2002 ( 07/10/2009 02:51)
Andry TGV president ,izay no vaovao misongadina aloha ,ary dia tsy nampiditra olona mihintsy ny GTT ,tena izay ve no nangatahana sa efa maloto eo anatrehany CI ,ireo milaza tena ,manandra-tena ho tia tanindrazana , Dia nitsahiny CI antapiny loha izany ity hatao hoe ARA-DALANA ,
Inona indray ny paik`ady politika hataony GTT :roll: :roll:
Hiandry fifidianana ve vao hamovokovoka @ 1 er toro dia vita .... :-D :-D :-D
Dia minoa fotsiny ihany aza, Tsy hiteny izaho hoe Aza misosoka halahelo intsony satria le disadisa politique c`est comme une guerre nucleaire il n`a pas de gagnant il n`y a que de survivant . :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 09/10/2009 02:52
2. xxx ( 07/10/2009 03:26)
zay ndray lebadolahy ty de hiteniteny foana eto,ny seza ve moa ry leity tsy efa nojapiny depuis an'iny halatra be iny e, fa hatramin'zao de ekipany dôly ny tao fa zao minana ta.fa miala any ny rakakabe, hitaky ny volany nampindramina t@ iny fanokanam-panjakana iny :roll: :roll:
3. zandikely ( 07/10/2009 03:33)
Tsy misy mpandresy sy ny resy fa dia fahendren'ny tsirairay no nandresy e!
Madagascar iray manontolo nandresy rehefa samy nampandefitra ny ambimpony ny tsirairay.
Aleo amin'izay ny mahasoa ny Malagasy no tadiavina fa tena efa mizaly ny olona e
Izao aza efa tarabe, fa aleo iany aza tara toy izay tsy nisy
4. xxx ( 07/10/2009 03:45)
Izao aza efa tarabe, fa aleo iany aza tara toy izay tsy nisy

=D> =D> =D>
5. ifiona ( 07/10/2009 07:16)
- GTT grand perdant ve?

1°) Tsy mbola nisy zavatra voasonia tao, ary efa nanambara ny ankolafy Ravalomanana fa mitohy ny tolona eny @ MAGRO.

2°) nilaza ireo mpanara-dia an'i Roindefo fa mpamadika tolona i TGV, ary nanome azy 72h hamerina an'i Roindefo.

Ka asa aloha fa za ts mahita hoe grand perdant ny légalistes hatr@ zao, raha ny données hitako @ zao aloha dia Roindefo no perdant ary ho perdant hiaraka aminy i Rajoelina satria tsy ho hamelan'ny mpiara-dia aminy raha tsy mamerina an'i Roindefo.
6. zoam ( 07/10/2009 08:06)
rehefa noreketina izy ity dia tsy maintsy ho tohizana ,izay ihany
7. pikatti ( 07/10/2009 11:02)
Mitohy foana io kah ,mpanongam-panjakana foana no anarany na tiany zany na tsy tiany :-D :-D
8. Mirananirina ( 07/10/2009 12:52)
le GTT ,grand perdant
:? nahoana no sahady e...Efa vita ve ny fifidianana?????Eo vao hita io.
9. tenagasy ( 07/10/2009 13:42)
10. AndriambyII ( 07/10/2009 14:08)
loollllll!! hi hi hi hi hi !!
11. pikatti ( 07/10/2009 14:24)
=)) =)) =)) =)) manafika be
12. fijo ( 07/10/2009 20:53)
raha vita sonia fa tsy mahazo milatsaka rajoelina,dia tsy resy ny gtt,fa raha tsy misy izay sonia izay ,dia tena resy tokoa
13. patrick2002 ( 08/10/2009 03:24)
Io anie mody hekena foana hoe tsy hilatsaka fa rehefa avy eo ....
Abdoulaye Wade aza tsy tokony hilatsaka intsony araky ny constitution senegalais nefa mbola hilatsaka indray :-D :-D :-D ,nefa milaza azy ho tena legaliste ry Wade .
I Ravalomanana tsy tokony hilatsaka intsony ny 2011 nefa milaza fa tsy tapitra hatraminy farany ny mandat faharoa ka tsy maintsy milatsaka izy :-D :-D :-D
Aza taitra ko isika raha hiteny Andry hoe mbola hilatsaka izaho noho ny fangatahany vahoaka =D> =D> =D>
14. pikatti ( 09/10/2009 00:08)
Ah hafa kely ndray zany fandinihan'i Mr patrick2002 zany tena hitako mitombina =D>
Aza taitra ko isika raha hiteny Andry hoe mbola hilatsaka izaho noho ny fangatahany vahoaka

ka zay no tokony tsy hanekena an'io fa lasa tsy voafatitra sy tsy voahaja ny lalam-panorenana
15. patrick2002 ( 09/10/2009 02:21)
ka i Ravalo ve nanaja lala-panorenana
Voalaza fa 2 mandat ihany ny an`i president koa mahita havaly ity presida be valera hoe tsy vita hono ny 2 eme mandat ny ,ka tokony hilatsaka izy :roll: :roll: :roll: , raha izany dia tokony 2 ans sisa izy no eo izany :-D :-D :-D
Zahay koa tsy matahotra fa haleo izy hilatsaka dia ho hita eo hoe firy % no hifidy azy eh ! @ izay ho tapina ny vavanireto gtt ireto.
16. xxx ( 09/10/2009 02:52)
Ny zavatra rehetra misy fihandohany daholo,ary @ izao vanim-potoana izao raha te hiditra @ concert des nations i Madagasikara dia tsy tokony handany fotoana ny hifanongana lava izao
ka zay no tokony tsy hanekena an'io fa lasa tsy voafatitra sy tsy voahaja ny lalam-panorenana

ekena pikatti ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2715