Le net

21. tenagasy ( 07/10/2009 13:43)
22. AndriambyII ( 07/10/2009 14:09)
=)) =)) =)) looooooolllll!!!
23. AndriambyII ( 07/10/2009 14:10)
llllooooooolllllll!!!!
24. pikatti ( 07/10/2009 14:27)
asio sary fe tsy mahay mamaky teny e =)) =)) =))
25. fijo ( 07/10/2009 20:55)
le hoe filoha tetezamita anie ry zalahy ka titre fotsiny e,tsy misy dikany io,ny governementa no mitondra sy manao ny rehetra
26. pikatti ( 07/10/2009 23:41)
ka ny tena olana ry fijo de lery tsy mety manaiky ny hoe tsy hilatsa @ fifidianana manaraka ,ao raha :idea: sady na hosoniaviny azy iny de lazainy fa tsy soniany ndray,
sady titre io no symbole be, ary afaka mandamina ny pions-ny izy mandrapa, fa ny tena mety oz razoam de aleo PM no ho eo fa tsy ity efa mitondra etikety mpangalatra fanjakana ty
27. Papoose ( 08/10/2009 00:59)
conseilleo izy e :lol:
28. pikatti ( 08/10/2009 02:55)
o ry papoose a, tsetratsetra tsy haritra fotsiny iny kah,otran'ilay hoe inona moa zay dikany na hiteny natsia eny @ ONU i Andry ,ary naninona moa i Andry no niady mafy foana ny hiteny ,hatramizao tsinona de mbola tsy misy mahalala ny fitondrany raha tsy misy fifanarahana vita sonia
sady fijo anie olona bekoto maro olatra tsy vaovao @ lery zany kôzy zany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1145