Aiza koa no mbola misy forum hasiana fa mbola mazoto loolll

21. Papoose ( 07/10/2009 03:24)
tiko le zeu de kolera kolera fa tsary omby anle fenetra le soratra ngoda beu dia tsary hitako tsara zay tian'le mesazy ambara!!!
22. xxx ( 07/10/2009 03:31)
papoose ah ,mividiana écran 21" é,raha tsy izany de akisaho hoa le barre ery ambany ery
nifoha sahady ngah isékely :wink:
23. xxx ( 07/10/2009 06:32)
Raha proposition io vaovao io na tena izy dia TSY AZONAY MIHINTSY TY FETISON FETISON TY satria ny SADEC ary tsy d'acord hoe i RADOMELINA no hatao PREZIDA koa nahoana izy no nanaiky. Miandry ny valiteninao iizahay FETISON FA RAHA ENAO NANaIKY HOE HATAO PREZIDARADOMELINA dia enao no tena FOPLE tao ary.
EFA NISY NAMANA AZA teto niahiahy NY MOMBANAO .
aSEHOY AMINAY raha tena TIM marina enao FA TSY MPAMADIKA PALITAO DIA MANAOVA FANAMBARANA fa tsisy DIKANY NY TOLOMBAHOKA NANDRITRY NY 7 VOLANA fa FANESOANA ANKITSIRANO IZAO .
izany hoe KENAO NY "coup d'état" ARY HO FOMABA FANAO IO ATY AORIANA ary isika Malgasy no manome ny MODELE RATSY .
miandry ny kabarinao iZAHAY FETISON ,fa TSY tim MIHINTSY NO hanaiky sous prétexte HOE TSY HILATSAK PREZIDA Radomelina ,tsy hoPREZIDA MANDRAKIZAY IO ?RAISO NY ANDRAIKITRA FETISON fa enao noSOLOTENAN'ny VAHOAKA ARY TSISY VAHOAK HANDRAY an'io DECISION io naoviana 2!!!!
24. pikatti ( 07/10/2009 10:05)
Sao kosa ary de ni-céder @ sirène(sôsy) koa nedala(Fetsison) io :idea:
25. tenagasy ( 07/10/2009 13:38)
26. ifiona ( 07/10/2009 13:51)
ô ry lety tenagasy ô! mba moramora amin'izay moa @ ilay poster fa efa hita tsara izy zay angamba e!
27. tenagasy ( 07/10/2009 14:00)

OK!

Nampiana tohiny kely fotsiny e!

Aza manahy fa tsy hatao dridrangilo e!

Mirary soa!
28. ifiona ( 07/10/2009 14:13)
tenagasy :-* misaotra oo

marina ny anao fa tsy azontsika ekena ho filoha io TGV io e!
29. tenagasy ( 07/10/2009 14:16)


Mankasitraka e!
30. pikatti ( 07/10/2009 14:25)
ary tsy mba misy sary ve any e :-D :-D :-D :-D
31. xxx ( 07/10/2009 20:24)
Tsara le pub nao ry tenagasy ,hasio koa any @siten'i midi mcar sy tribune fa ireny no tena be mpijery ,sy ny courrier madagascar,aza hadino any @sobika ary afrik.com.
Htaovy bdb miitsy ho hitan'izao tontolo izao io VENDRANA MITOMANY PREZIDA io!
32. tenagasy ( 07/10/2009 21:08)

Raikitr'eeeeee!

33. pikatti ( 07/10/2009 23:36)
Moramora ihany elah ry tenagasy fa sao paingorin-dry zalahy :lol:
34. tenagasy ( 07/10/2009 23:46)
Maneho hevitra sy fomba famaky ny zava-misy isika e!

Tsy asiana OMPA sy TENY ratsy isika! Tsy mihantsy!

Ary izay manao tsy maintsy voatsikera. Zavatra bitika itony aza no mba atao efa tahaky ny inona no tsikera sy ny fanaratsiana azo?

Koa ho an'izay tsy mahatanty dia tsotra ihany: aza manao zavatra imasombahoaka intsony fotsiny!

Dia efa olona maivana koa raha itony avy no hanapaingorana olona!

Ampahafirin'ny fametavetana eraky ny tranonkala izao?

Aza mba paingorina izany hoah le bandy fa manjary tsy misy hihomehezan'ny pokona intsony!
35. pikatti ( 07/10/2009 23:49)
Aza mba paingorina izany hoah le bandy fa manjary tsy misy hihomehezan'ny pokona intsony!

=)) =)) =))
36. tenagasy ( 07/10/2009 23:50)
Azafady fa hadino ny tena tiana hambara:

Mankasitraka @ tsy fisoronana sy fampahatsiahivana e!
tsy hita intsony moa nama izy ity fa efa mampiteny irery mihintsy!
hi hi hi

Ny sary : tena tsy manana isika !

Mirary soa!
37. pikatti ( 07/10/2009 23:56)
okay lesy e, de torak'zany ,mahereza,ny zavatra mazava fotsiny dia n'inona ny mety hiseho eo dia voasoratry ny tantara fa i Andry Nirina RAJOELINA dia mpanongam-panjakana,tsy mendrika ny ho filoha
38. Papoose ( 08/10/2009 01:17)
xxx:

papoose ah ,mividiana écran 21" é,raha tsy izany de akisaho hoa le barre ery ambany ery
nifoha sahady ngah isékely :wink:


tena mbola tsisy moyen hividiana an'izany! ka tsy misy anle azo akisakisaka iny ndrindra no tsy ahitako azy!!! ie tsy maintsy mifoha manasa vera koa! tsisy atoriana maraina zany ny fiiainana!


:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503