ECOUTER Résolution 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct09
1. vatofototra
(
06/10/2009 22:34)
ECOUTER Résolution Médiation Réunion 4 mouvances-GIC
Carlton Madagascar 06 octobre 2009
Président de la Transition : Andry RAJOELINA
Premier ministre : MANGALAZA Eugène
Vice président de la transition : Emmanuel RAKOTOVAHINY
Lecture faite par M.Tiébilé Dramé Chef de la médiation
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i xxx ny 07/10/2009 03:33
2. zoam
(
06/10/2009 22:39)
tsy i M Tiébilé Dramé no chef de médition fa chissano ary le radio don bosco sy antsiva
Tiébilé Dramé dia efa ela no fantara mahafransafrika azy ka tsy mahagaga
Tiébilé Dramé dia efa ela no fantara mahafransafrika azy ka tsy mahagaga
3. ifiona
(
06/10/2009 22:58)
nga tsy hoe mbola proposition ny an-dry zalah fa hoe mbola tsy nanaiky ihany ny mouvance Ravalomanana ?
4. AndriambyII
(
06/10/2009 23:00)
Joachim chissano n' a pas à meler ses dents dedans , il risquera de les perdre! hi hi hi !!
7. pikatti
(
06/10/2009 23:43)
mitohy foana ve ny fihatsaram-belatsihy ndry ratsy iraka sy bitrovoalavo ,zay elah ry kelifingotra vao hendasin'ny deba :-D :-D
16. ndenn
(
07/10/2009 00:41)
Eo foana kan , tsy makaiza fa mitaiza ! Manopy maso matetika anareo ato .
17. Papoose
(
07/10/2009 01:00)
!
za ko tsy mila mi s'annoncer be hoe gasy ka :wink:
efa tsy fidiny aza lesy ny punitions nialana tany am-pianarana, kilasy ambany io vao taona vitsy lasa zay koa hamorona eto ndray ve
:-D
i Tenagasy ey sola be fa tsy Papoose intsony ka
za ko tsy mila mi s'annoncer be hoe gasy ka :wink:
vazivazy iny papoose an
ié tenagasy iny kah
efa tsy fidiny aza lesy ny punitions nialana tany am-pianarana, kilasy ambany io vao taona vitsy lasa zay koa hamorona eto ndray ve
:-D
18. tenagasy
(
07/10/2009 01:39)
Izahay izany ilay tsy ampy punition tany ampianarana raha azoko tsara ny resaka an?
19. Papoose
(
07/10/2009 03:30)
zay fandraisanao azy mety aby fa ho ohatran'ny punition ny fandraisako azy! nefa mety ho fialam-boly ho anao :wink:
20. xxx
(
07/10/2009 03:33)
mamazivazy leisy izy ah,tairo ze tairina fa zay rovitra zairina :-D
papoose bediko eo fa ndàna dodo hoa ;-)
papoose bediko eo fa ndàna dodo hoa ;-)