Tsy vahaolana intsony ny kabary politika

1. rabaradaka ( 06/10/2009 06:32)
Voatery i lavanify (Andry TGV io) ka tsy maintsy nanao an'iny kabary tamin'ny alahady iny, fa na izany na tsy izany efa manomana ny hitsoaany koa izy satria raha ny sion-dresaka henoko dia i Monja no ho tazomina fa tsy i Andry. resaka avy ao anaty vilanin'ny 3 mouvances io. Ny tafika izay efa mivaky hatramin'izay dia efa misy anarana vonona ho Filohan'ny Tetezamita any (fa tsy i rabaradaka) ary efa samy miandry ny rehetra.
novalian'i fijo ny 06/10/2009 21:56
2. mitapiwui ( 06/10/2009 07:08)
i andry rajoelina lesy rabadraraka tsy miala eo izany a , efa presque 2millions no nilahatra t@ voalohany nangataka nialany dadany sasany teo ,hon hon hon hon hon hon ka hoe maputo an maputo hon hon hon hon hon esy aho e tim gtt e
3. ifiona ( 06/10/2009 09:22)
mitapiwui :* :* :-D
4. xxx ( 06/10/2009 10:30)
mitabataba tsy @ napĂ  ato fotsiny ry mitapy isany tgv reto,tsy fantatrareo ny miandry an'i kelifingotra ntsoo mampalalelo :* :-D
5. fijo ( 06/10/2009 21:56)
aleo izy ho eo,fa tsy misy ahatahorana intsony ny aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2356