Tsy azo ekena... Fa aoka isika tsy ho voafitaka

1. tsiafoi1 ( 05/10/2009 06:01)
Tsy azo ekena hitondra na dia ny tetezamita aza ny mpandrombaka fahefana, sy mpanao ankeriny. Antony TELO mafonja monja dia ampy :

1- Fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy maro an'isa nifidy izany
2- Fandrodanana ny fiandrianam-pirenena izay soritan'ny constitution
3- Modely ratsy ho an'ny taranaka any afara

Efa mandrangaranga fitaka tsara fono sahady ny devoly :

a)- Mody hoe "ekeny" ny fampiharana ny Maputo
b) - Kanefa dia izy ihany no ho filohan'ny tetezamita : Ity ilay fitaka tsara fono TANDREMO
novalian'i dadabe ny 06/10/2009 15:36
2. Mirananirina ( 05/10/2009 08:47)
Tsy azo ekena marina izany....Fa isika anie ilay atao hoe eo amban'ny fahefany ny dahalo eh..Afaka ho aiza eo ambanin'ny baomba sy ny basy anefa e???Ny mpandroba manko dia azo lazaina fa dahalo na jiolahy.
3. xxx ( 05/10/2009 12:31)
Ataovy mazava sao misy tsy mahazo e : tsy azo ekena hitondra teteza-mita i Andry . Hitako mitady ho fetsy izy io, mody ny PM no tadiaviny soloina nefa izy mihintsy no tsy izy .

Tandremo !!!
4. xxx ( 05/10/2009 15:09)
Tsy mitsahatra ny MANALABARATENA NY VENDRANA ,dia sahiny ny miteny ampahibemaso fa manisy conditions @NY COMMUNAUTé internationale izy ,tena hasehony andro aman'alina fa VENDRANA ,inona ny hirahirahin'ny CI azy ,izy mangata-bola sy reconnaissance indray no mametraka conditions ,tokony mifona andro amaN'alina dia mial teo FA RIDICULE LAVA IZAO .
aRY IZY SY MONJA manao CINEMA FOTSINY f'efa omeny toerana hafa i monja ,ampianarin'ny tsotsoka manao mody miady fa @zay dia TSISY VERY SEZA heveriny FA DONDRINA OHATRA AZY DAHOLO NY MALAGASY,tena hita hoe SANS VALEUR!
5. terrywui ( 05/10/2009 15:18)
otran'ny olona adala reto marina !! mitenten foana !! fa iza ihany moa no nampirisika an'i Andry Rajoelina taminio toerana io ?? tsy isika mianakavy malagasy ihany ?? iééé marina izany ee!! tadidio le fifidianana maire 80% azon'i TGV iny de nirohotra "hianareo"na isika rehetra 2millions de pers teo Analakely teo analakely nanala andravalo !! de izao ndray oaya oaya! ..... mitapy daholo le babakoto ireto mtenten foana !!
6. xxx ( 05/10/2009 15:25)
ny fifidianana maire tana 160.OOO voix no azon'i tgv loin raha mihoatra presque 500.000 azon'i ra8 ?ary olona presque 20.000 no nilahatra teo @ 13mai raha be indrindra fa za maindainga eo e
7. terrywui ( 05/10/2009 15:31)
zay no mahadondrona anareo TIM zay !! tamin'i Ravalomanana namory olona teo tamin 2001-2002 de natao rentany hoe :2millions mihitsy no tonga teo !! fa rehefa tgv no teo de 20.000! zany hoe nihena ny haben'Analakely izany fito taona taty aoriana ! nefa de Analakely iray ihany izao !! mahagaga !!.....de tena hevi-TIM marina ny anlereto kah ......!!!
8. tsiafoi1 ( 05/10/2009 16:09)
Misy mampitombina ny tenin'là aloa ra-terrywui a!!! Nanao erreur tokoa Tana nifidy an'ilaikely io ho Maire de Tana... Tampoham-boninahitra loatra lery, ka avy de nananika teny am-bovonana, nefa ny tokonana aza tsy afaka... Ny fikasan'i Tana ho azy de relève après Ra-8 fa le-Joelina no tsy nahandry ny andro zoma fa maimay toy ny diky entin-driaka, ka zao any an-kady no hiafarany... VITA KETSA
9. dadabe ( 06/10/2009 15:36)
petsa ka :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0867