ECOUTER Déclaration Andry RAJOELINA 04 oct 09
1. vatofototra
(
04/10/2009 21:54)
ECOUTER Déclaration Andry RAJOELINA 04 oct 09
Andry RAJOELINA a promis de respecter les Accords signés à Maputo sous conditions que les sanctions décidées par nos partenaires internationaux soient levées et qu'ils nous promettent par écrit d'aider Madagascar pour la mise en place de la 4ème République.
Andry RAJOELINA attend la proposition des 3 autres mouvances et accepte d'avoir un Premier ministre de consensus.
Il souhaite pour Madagascar d'avoir un Président de la République élu à la 50 ème anniversaire de l'indépendance (26 juin 2010)
Réunion des représentants des 4 mouvances avec la Société Civile le 04 octobre 2009 à Ankerana.
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i max2 ny 06/10/2009 14:43
2. diloo
(
04/10/2009 23:10)
Misaotra an\'i Vatofototra nandefa ny vaovao tselatra.
Mahafinaratra raha tonga saina amin\'\'izay i Andry Rajoelina manaiky ny fampiarana ny Maputo rehefa nidona tami\'ny rindrinina maro.
Mahafinaritra koa rehefa tonga saina, fa tsy misy afatsy ny fampiarana ny lalàna repoblikana ihany ny mampijoro sy hamerenana ny firenentsika ho ara-dalàna manoloana ny firenena eran-tany( ho antsika koa indrindra e).
Mahafinaritra tonga saina fa avela tsy atao otage intsony ny vahoaka roa tapitrisa hoy izy, koa omena azy amin\'ny alalan\'ny fifidianana izay filoha tiany ho raisina ara-pomba izay filoha voafidy ny 26 jona 2010.
Mahafinaritra tonga saina fa ilaina ny fanampiana GIC, CI ara-bola. Ary angatahina ny fahazoana an-tsoratra ireo vola tapitrisa natokana ho an\'ny firenentsika.
Mahafinaritra koa nivavaka, ary tonga saina fa ilaina ny fisian\'ny fandriampalemana eo anivo\'ny vahoaka(Hantenaina izany eto ho sakanana amin\'\'izay ny hetraketrak\'i ra-Sarla, ny Capsat, ny Fis, i Ramaroson Al Capone)
Mahafinaritra ny maheno ireo 4 mouvances, nanamafy ny fampiarana ny accords de Maputo
Mahafinaritra ny fahatsapan\'i Andry Rajoelina, fa ny contrôle de représentation d\'un chef d\'Etat n\'était pas acquis pour sa délégation.
Diso daholo ny thèse sy ny analyse\'ny fianakam\'s: fa ny fiverenan\'ny ordre constitutionnel ihany no mahasoa ny firenentsika.Tsy maninona anefa izany, fa ny important dia ny fanomezan-tsika rehetra ny hevitra ara-demokratika. Setrin\'izany, tsy misy hoe iza no resy sy mandresy, fa ny famerenana ny firenentsika ho ara-dalana no zava-dehibe ho tombotsoantsika malagasy manontolo.Dia ho tanteraka tokoa anie ny fandaminana ny 4 mouvances, ao anatin\'ny fifandeferana ho tombon-tsao an\'i madagaikra malalantsika rehetra.
Ela velona anie Gasikara :-* :-*

4. tsiafoi1
(
05/10/2009 05:21)
Fa tsy azo ekena ny Mpanongam-panjakana no hitondra ny présidence ny transition. Mila olona neutre fa tsy i Joelina
6. xxx
(
05/10/2009 09:01)
tsiafoi1:
Fa tsy azo ekena ny Mpanongam-panjakana no hitondra ny présidence ny transition. Mila olona neutre fa tsy i Joelina
YES YES YES
7. xxx
(
05/10/2009 10:28)
IZY MPANONGAM-PAHEFANA indray ve no HAMETRAKA CONDITIONS je réve !!!
Mailo ,ba mailo re vahoaka fa ny mahafaty azy @fifidianana dia ny hametraka an'i mon ami pierrot,inona moa ny hilaina fifidianana raha izay tonga eo azo hahongana refa tiana hahongana ,fa maninona no tsy tan-dalàna ,tonga dia rresa-bola no mahafaty .
Baiko azony ta@renimalalany indray no mahafaty azy @fifidianana fa iMCAR ?TSY HATAO OHTRAN'i MAURITANIE ary mahaleo-tena fa tsy hapidinina ambany lava ohatran'ny nanaovany andradomelina azy izao ,hita hoe tsy topon'ny tenany mihintsy ty tgv ty fa voapoka atsy sy aro d anio katsaka anio voanjobory ,TSY KILALAO AKORY ny mitondra firenena.
MILA Mailo ny vahaoaka MALAGASY fa tsy nisy nifidy an'io TEO! FA TONGA TA@basy sy LAINGA IZY ka ny miala ny fahendreny dia mody any frantsa!

10. max2
(
06/10/2009 14:43)
fanga anaiky iany joelikely fa tsy nanaraka ny maputo 1 sy 2 ny aiky iany ny foza zany ko tsara rehefa malala tonga saina kaimo efa nahazo sopapa tamin'i ralava sofina ny bitro de zay no natonga azy nanaiky sa efa lany ny vola ry le joely kay mo tsy misy tsony ozy lava sofina fa le arena be ao mada zao no ilaina aingana tena pivarotra tanindrazana le volavo iny kle