EFA TONGA NJAY i endrika01 e!
28. endrika01
(
09/10/2009 04:12)
dadabe> efa majera angamba i papoose zao kou,efa firy taona kosa iz zay no mpikambana tato knou!!! =))
papoose de tratrasoa kou njiko!
papoose de tratrasoa kou njiko!
29. Papoose
(
09/10/2009 20:01)
grand papa, hatraiza hatraiza manontany ahy an'io....fa ahoana lesy??? misy ilaina maika ahy angaha :roll: :^) :-P
enjika, mbola zazabeu za no niditra tato :�)
enjika, mbola zazabeu za no niditra tato :�)
31. endrika01
(
10/10/2009 07:08)
dadabe > fangah fantatry i dadabe we,zah mbola makamaka saina any amoron-dranomasina!!!=)) tsio-drivotra malefaka nge ka milay e :-D
