le tsy fitiavana an'i ra8 ve tena mafy hoanareo tgv

1. zoam ( 02/10/2009 20:57)
lasa ihany ny fisainana satria efa vita ny sonia tany maputo dia izao indray dia hoe hikarakara fifidianana,midika tsotra izao fa fahatahorana an'i ra8 no betsaka an'ireo .
Ekena ny fifidianana le plus vite possible fa tsy 14mois ary ny accord tany maputo no solon'ny constitution hikarakarana ny fifidianana
novalian'i Papoose ny 03/10/2009 20:37
2. xxx ( 02/10/2009 21:57)
Efa hatra@izay reo TSY VALAHARA REO NO MANGOVITRA FA mody be vava foana ange é,inona moa no tsy nataony ,halatra ?LAINGA ?NANABOATRA BAOMBA ???baoba tsy nahafaty aloha fa mapmé ,nanosoka nanova ny anarandran-ra8 ,NOVIDINY zina DRAINARIVELO HANAO ny anarany hoe prezida ,kanjo NEJEHAN'ny RAFAHAMARINANA fa voatsokan'ny SADEC? manetsa be bola ho avy oa ,ny MARINA TSY BA MATY.
3. xxx ( 02/10/2009 22:35)
8O 8O :? :roll: :roll: :wink: :idea: :idea: :?: §§§ --->>>
4. Papoose ( 02/10/2009 23:04)
f'in ko ty 8O
5. AndriambyII ( 03/10/2009 06:33)
:) :)
6. belaza ( 03/10/2009 07:56)
[quote=xxx]
8O 8O :? :roll: :roll: :wink: :idea: :idea: :?: §§§ --->>>
7. yonikafopl ( 03/10/2009 08:10)
hahahahahahhahahaha betsaka mintsy wa ny efa lasalasa ato hihiihiiih :-D :-D
8. ni81 ( 03/10/2009 08:23)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
9. Mirananirina ( 03/10/2009 12:21)
[quote]Lohateny : Re : le tsy fitiavana an'i ra8 ve tena mafy hoanareo tgv
§§§ --->>>
10. terrywui ( 03/10/2009 15:03)
Nipika kou ra-zoam ato zany le !! ga naninnn lety elah zoam a!! ngah ts nihinana calmant ndray tam maraina ??? tokony vao mifoha elah de io aloha no vonjena hanina voalo ,, zao elah lasa nipika otran'i ra-mipikaty!

Na ny dinika alefanlah aza tsy mlamm mitsy !! iza tsony letsy no ho tia andravalo zany a!! 7taona ve izy nampahory ny Malagasy teo de iza no vendrana mbol hanaiky azy eo !!
11. zoam ( 03/10/2009 17:34)
ialahy ihany tgv possible nanao an'io soratroratra io ra wiwi an
12. pink ( 03/10/2009 20:27)
te hanao aminy eo koa.Ny ampamoaka no gravy tsinona
13. Papoose ( 03/10/2009 20:37)

maison maison lol :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547