REGARDER Analyse vidéo
21. sitlo
(
02/10/2009 02:50)
Izaho kosa aloha manohana an'i remahity. Misy an'izay hoe takelaka mahaliana izay ery ambany ery. Dia tokony tany ity no nalefa fa tena tsy hitako mihitsy izay idiran'io amin'ny politika.
22. dadabe
(
02/10/2009 03:01)
vita ihany ve ny mariazin'i pikatti sy wiwi e :^) :^) :-D
23. pikatti
(
02/10/2009 06:23)
kou elah hanao témoin aza tsy tonga de naleony nedala naka sonoa,fa ahoana hoe mbola raikitra ve le kalt @ sabotsy zao é :-D :-D
24. Mirananirina
(
02/10/2009 09:27)
ary nedala de io miova loko io foana mantsy , efa lazaina mba mananà hazon-damosina , nitombo ndray zany ny fianakams,niteraka wiwi be de be
Ka dia be ny fianakams e.sady amin'izay jumeau..non ka jumeaux, triplés, quadruplés, quintuplés...
mihitsy anie wiwi e.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0459