asiko foana

1. dadabe ( 01/10/2009 09:43)
izay rehetra mitady hampisara bazana ny malagasy na mitady handrava ny fihanvanana malagasy na iza izy na iza dia miala tsiny aho fa ho avy dadabe hamely an'ilaisany

aoka re izay tompoko oo "
1-toy ny landimoatavo ny malagasy ka raha fotorana dia iray ihany"

2- aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalkalam-pihavanana

3-...ny fihavanana malagasy no tandrovy...
novalian'i dadabe ny 03/10/2009 01:03
2. xxx ( 01/10/2009 09:56)
Na dia efa fihavanana sarintsariny aza ve ry dadabe dia mbola hizizoana hotohizana eo ihany ! Efa "faux" ve dia mbola hotohizana tsy vao maika mamosavy ? Aleo hivoaka izay maharary sy tsy tanty fa raha toa ka entina @ fihatsaram-belatsihy fotsiny dia aoka ihany fa mbola hipoaka foana indray andro any
3. vitamatavy ( 01/10/2009 10:18)
i dadabe tezitra ery raha vao miteny mafi2 momba ny hat,fa taiza ianao ry dadabe t@ ireny provocation roindefo,tgv ,viva sy ny sisa sy ny ny teto @ serasera ,
4. Mirananirina ( 01/10/2009 11:01)
aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalkalam-pihavanana

3-...ny fihavanana malagasy no tandrovy...
dadabe ô,efa dila ny ela sy ela izany ankehitriny...angamba olona 10 ao anatiny 100 sisa mitandro io,dia ireo any ambanivohitra.Satry tokoa hihavana,saingy ampiadian'ny vola sy ny fitadiavantseza.Raha tsy izany ve ny aina atakalo vola sy toerana izao. :( :( :( :( :(
5. xxx ( 01/10/2009 11:11)
Raha tena MPANDALA FIHAVANANA NY MALAGASY ry dadabe dia tsy nisy ny hatao hoe COUP D'ETAT SAINGY indrisy ny FAHAFAHAMBARAKA @firenena any ivelany a@zany MANGINY FOTSINY!
IZA IZAO AMINAO NO MI PROFITER ITY COUP D'ETAT TY ? DIA HITANAO RARAINY VE NY BOIS DE ROSE SY NY P2TROLE VALEUR6NA MILLIARDS d'euros halaian'ny vahiny 90 % DIA NY 10 % ANDramalagasy tompon'NY HARENA ?DIA AVY EO MODY ?dia hatao ampaosy drizareo pitondra eto amintsika ny 5 na 7 %,dia ny ambony mody hanaovana hopitaly é,i MCAR ange refa resahin'ny mpanao GAZETY VAHINY ireo vitsy izay mba honnéte d gaga ry zareo sady miteny hoe pays TOKONY MPANAKARENA INDRINDRA NA ANISAN'ny MPANANKARENA KANEFA MAHAGaGA FA DIA PAYS MAHANTRA INDRINDRA ?izany rehetra izany noho ny loha pokaty ny mpitondra eto amintsika SATRIA MANAIKY HAMABAKAINA fa indrindra reto mpanonga-panjakana ireto dia andevozin'ny VAHINY ?hapihadiana dia manaiky HOTSETSEFINY NY HARENA BE ?tsy mapaninona ny Malagasy toa azy mitsimpona fako eo vao mody manome fanapina 2 na 3 millions d'euros le vahiny d hoe tsara fanahy nefa harena 120milliards d'euros no RAOFINY @Pétrole fotsiny io!af tsy ny bois d rose sy ny pierre précieuse!!!!
6. Papoose ( 01/10/2009 13:32)
dadabe:

izay rehetra mitady hampisara bazana ny malagasy na mitady handrava ny fihanvanana malagasy na iza izy na iza dia miala tsiny aho fa ho avy dadabe hamely an'ilaisany

aoka re izay tompoko oo "
1-toy ny landimoatavo ny malagasy ka raha fotorana dia iray ihany"

2- aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalkalam-pihavanana

3-...ny fihavanana malagasy no tandrovy...



raha mbola corrompus toy izao lesy ny Malagasy tsy tafa io a!

7. xxx ( 01/10/2009 16:01)
aza mbola asinareo kosa i wiwi e,aleo hampiakarina fitsarana aloha nedala


dia miala tsiny aho fa ho avy dadabe hamely an'ilaisany
8. dadabe ( 01/10/2009 16:49)
2. Mpandefa : vitamatavy [ Valio ] 01-10-2009 12:18:37
Lohateny : Re : asiko foana
i dadabe tezitra ery raha vao miteny mafi2 momba ny hat,fa taiza ianao ry dadabe t@ ireny provocation roindefo,tgv ,viva sy ny sisa sy ny ny teto @ serasera ,

oviana ary taiza ??? azafady fa zah nanomboka 2002 no efa tsy tany dago a donk tsy misy hidirako @ fanjakana malagasy sady tsy ny fanjakana malagasy no mamelona ahy donk tsy dia hivakiko loha saingy ny mampalehlo ahy ary tsy hamelako raha tsy tafaverina dia ilay fihavanana malagasy , ilay nampiavaka ny malagasy @ izxao tontolo izao.

milaza isika aty andafy ireo raha misy sahy mamaly ny vazaha ?? satria matahotra ny ho voaroka any antanin'oll nefa ny malgasy mpiray ra aminao raha manao hadisoana hanaovanao tsidrio fa lavo, zah tsy miaro na iza na iza na ra8 na hat na andry tgv fa ny hany haiko dia te hamerina ilay fihavanana malagasy aho ary isika eto @ itony serasera itony no tokony hanomboka azy.

jereo anie ny fihavanana sinoa e ?? raha nahita t@ fahita lavitra ianao dia nahatsapa ny FIRAISANKINA an'i vahoka sinoa
9. dadabe ( 01/10/2009 17:04)
sosokevitra omeko : mila manao revolisionina anatiny isika ohatra vitsivitsy
1-betsaka ireo bandy (eny @ basse quartier ohatyra isotry) mahay manmboatra radio, manao reparateur ny marina kokoa nefa tsy mba nadeha tany andafy ..tokony omena "subvention"izy ireny hananganany orin'as madinika ho azy(sahala @ nataon'i sinoa)

2-betsaka ireo bandy no mahay manmboatra bisikileta na ny marina kokoa mahay manao "assemblage" bisikileta..tokony oemn'i fanjakana "subvention" haingana izy ireny hitomboany haingana

oahtra anakiroa ireo fotsiny dia mety hahatafavoaka ny "basse quartier " ary tsy maintsy hangalana "tax" izy mba ho fidiramola ho an'i fanjakana "IO ILAY ATERO KA ALAO"

10. bazylou ( 01/10/2009 17:18)
asio foana fa efa loaka e, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Belle ( 01/10/2009 17:28)
Asio ao foana dadabe a!

Toa nofinofy ihany ny anao ilay ohatra revolisiona anatiny. Ka ny bitika indrindra azo atao amin'io lazainao io, tokony hanombohana azy aza tsy vitantsika gasy akory knou! ny MIFANAJA. Mahonena...

Am-bava homana, am-po mieritra!
12. pikatti ( 01/10/2009 23:47)
asio foana fa efa loaka e,

ozy i beurrrrk,sambany leity vao mba tonga saina fa goaga le tgvendrana klé :-D :-D
13. dadabe ( 02/10/2009 02:55)
pikatti leuleu tsss :-D :-D

belle ..mampahonena mihitsy, nijery ilay defile nataon'ny miaramila sinoa aho (Beijing 2009) fa te hitomany iery sady nanao anakampo hoe rahoviana isika gasy vao hitovy @ sinoa??? :roll: , raha vao miala ny aeroport maany @ Tian'an men square ilay nanaovana defile ianao (distance =40km ) angamba fa sahala @ any paradisa kle, nefa ny "matiere premiere" rehetra nanakolokoloin'i sinoa azy ananantsika gasy avokoa "ohatra marbre, vato azo anamboarna simenitra sns...
14. dadabe ( 02/10/2009 03:04)
zao marina raha toa ka zavatra kely sy bitika sahala @ izany aza tsy vitaika gasy ahona moa no ahafahatsika hamorona ZANABOLANA ??? theorie fotsiny no be :roll: .
15. pikatti ( 02/10/2009 06:29)
ahona moa no ahafahatsika hamorona ZANABOLANA ??? theorie fotsiny no be

aza manao an'zany lah dadabe fa misy tgvendrana ato mino sy manantena kobaka am-bavan'i TGV de manompo fatratra ery ry zalahy
efa any an-kady vao ho tonga saina :-D :-D
16. bazylou ( 02/10/2009 08:48)
tgv for ever e
17. xxx ( 02/10/2009 09:06)
Tgvendrana! tsisy valera! =))
18. dadabe ( 03/10/2009 01:03)
tss aoka mo less ry bainn a ..andao mo hifankatie e ...fa tsy mitovy @ fitiavan'i wiwiw sy pikati a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552