force de changement tsy manaiky an'i maputo

1. vitamatavy ( 30/09/2009 20:17)
ireo tsy nety lany mihitsy raha vo misy election, groupe de looser
tsy maaiky an'i maputo e
novalian'i fijo ny 01/10/2009 21:18
2. fijo ( 30/09/2009 20:20)
ka ireo anie no tena loza e,matahotra satria tsy misy fanantenana ny hoaviny intsony
3. locl ( 30/09/2009 20:27)
Ka na hilaza izy fa tsy mila Maputo dia miala foana ny anarany, sady ireo ange le tsy mijery tombotsoa vahoaka fa ny paosiny ihany e
4. zoam ( 30/09/2009 20:28)
matahotra ny ho vita matavy e
i roindefo aza tsy tahotra tsy henatra mangataka fanazavana Ban Ki-moon heveriny fa meme sokajy aza angamba :-D :-D :-D
5. fijo ( 30/09/2009 20:29)
sady tsy misy mpihaino izany ireo e,na i lavanify aza tsy mihaino an'ireo
6. zoam ( 30/09/2009 20:37)
mety hisaraka ihany izany le frere siamois politika malagasy.Ho avy any dr GIC hanao ny fandidiana :-D :-D
7. fijo ( 30/09/2009 20:43)
tsimaintsy tafasaraka ireo e,izao ny ilany efa mitady tsotsoka aty amin'i le jamba sahady ko
8. Papoose ( 30/09/2009 20:45)
9. xxx ( 30/09/2009 20:52)
ka izy tsy hisaraka mihitsy e,mivoaka daholo ny secret 26janvier ny 7fevrier,miaro ny bois de rose tsy ho tapaka ireny e :-D :-D :-D
10. bazylou ( 01/10/2009 17:28)
vive tgv
11. zoam ( 01/10/2009 20:57)
izay no mba hain 'elahy manoratra
12. fijo ( 01/10/2009 21:18)
ka ny secret tsimaintsy mivoak afoana na tian ana tsy tiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439