Ny UNIVERS

21. ndenn ( 01/10/2009 18:21)
Anjaso kely koouss klou kan !! araky ny finoana sasany dé misy asany (interactions astrales eo amin\'ireo planeta efa fantatra ireo), Lune, neptune , mars, mercure,jupiter ,dia manana pouvoir de perenisation @ elements chimiques izay efa hita hatramin\' izao , dia iretoavy izany , ataoko @ symbole chimique izy ireo : H ,LI , Be, Na,Mg ,B,C,N,O, F,Ne,Cl ,K,Ca,Sc,Ge , Nb,Mo ,Rh ,Ni, Ge ,In, Pd ,Cd, In , dia ireto planeta manaraka ireto indray dia manana pouvoir reconstituant sy transposition rotative stellaire , uranus , venus, pluton , saturne , izany hoe mahatonga ny fiakaran\' ny ranomasina sy ny irruptions volcaniques sy ny glaciations noho ny fihodiny @ tenany sy ny fihodiny @ masoandro .Mahatonga kou ny extension des projections ,mampisy ny cycles aphéliques ,ary koa régulateurs des pressions de barrieres astrales ananan\' ireo planeta misy manodidina ny masoandro ( atmosphere pour la terre )Mbola azo tanisaina ny ambiny , fa ny tiko tenenina dé hoe , infini ny espace , tsy mety ho takatra , ny galaxie antsika no eritreretina fa manana tàna 100 000 année lumières ,ary nny any ankoatr\' izany dé mbola any ihany , tsy misy mpahalala , mety ho taovan\' Andriamanitra angamba ity tany ity , na koa mety hatsembohany fotsiny , na koa zavatra hafa . Ny fahendrena dia ny mandinika sy mianantra ihany , mitady hatrany !!

:-D :-D
22. rakapy ( 01/10/2009 20:05)
Misaotra anao Ndenn t@ valiteninao. Misy lesona azo raisina tokoa na dia somary t@ endriny ara fizika sy simia aza.
Fa ny lohahevitra moa dia fivavahana sy finoana ka dia tsy hiala lavitra izany angamba isika mba hampirindra ny adihevitra.
23. rakaroka ( 01/10/2009 21:51)
Raha araka i Hegel izay ara-tsiansa koa ny "finoana"
24. soanja ( 02/10/2009 05:24)
ndenn:

Anjaso kely koouss klou kan !! araky ny finoana sasany dé misy asany (interactions astrales eo amin\'ireo planeta efa fantatra ireo), Lune, neptune , mars, mercure,jupiter ,dia manana pouvoir de perenisation @ elements chimiques izay efa hita hatramin\' izao , dia iretoavy izany , ataoko @ symbole chimique izy ireo : H ,LI , Be, Na,Mg ,B,C,N,O, F,Ne,Cl ,K,Ca,Sc,Ge , Nb,Mo ,Rh ,Ni, Ge ,In, Pd ,Cd, In , dia ireto planeta manaraka ireto indray dia manana pouvoir reconstituant sy transposition rotative stellaire , uranus , venus, pluton , saturne , izany hoe mahatonga ny fiakaran\' ny ranomasina sy ny irruptions volcaniques sy ny glaciations noho ny fihodiny @ tenany sy ny fihodiny @ masoandro .Mahatonga kou ny extension des projections ,mampisy ny cycles aphéliques ,ary koa régulateurs des pressions de barrieres astrales ananan\' ireo planeta misy manodidina ny masoandro ( atmosphere pour la terre )Mbola azo tanisaina ny ambiny , fa ny tiko tenenina dé hoe , infini ny espace , tsy mety ho takatra , ny galaxie antsika no eritreretina fa manana tàna 100 000 année lumières ,ary nny any ankoatr\' izany dé mbola any ihany , tsy misy mpahalala , mety ho taovan\' Andriamanitra angamba ity tany ity , na koa mety hatsembohany fotsiny , na koa zavatra hafa . Ny fahendrena dia ny mandinika sy mianantra ihany , mitady hatrany !!

:-D :-D


Ka ireo aloha efa iaraha mahalala na dia tsy misy resaka finoana aza. Fa ny tena mahaliana dia raha mba misy resaka planeta hafa ao anaty baiboly dia vonona koa aho handray ny baiboliko mba handalina haingana izany sao misy mahasoa ahy any ho any.

Araka ny finoako dia :" The Kingdom of Heaven is within. I am fully aware of this. And I fully experience the Kingdom right here, right now. "
Raha te hamangy ny Universe aho dia tsy mila veso spatialy fa dia ny tenako avao dia mahatody ahy any ary tsy mbola andraso andraso fa zao dia izao dia efa any sady aty!

Bonne nuit aby tompoko! Tough laundry aby !


:D :-* :-* (l)
25. ni81 ( 02/10/2009 10:35)
Toa lasa toa kilalao fampiesonan-jaza ity resaka finona ity ry ni81 marina?
tokoa ve? :)
mbo aiza aza no misy prog hoe "hoentina mitsidika planeta izay voavonjy
Aiza ho aiza ao hono ko
Mahaliana izy izany!
Toa mba efa nahavaky ilay "baiboly" izay de A à Z aho fa asa na misy pejy tsy ampy ve ny baiboliko sa ahoana aza?...
Efa tena zava-dehibe akia izany aloha a!
Io rakaroka fa tazako avy ety @ planeta mars kle...oooops kay mo octobre zao

:lol: :lol:
26. soanja ( 02/10/2009 15:28)
Laozan'i Ni81 mihomehy fotsiny ny raharaha :-D :-D
:-* :-* (l)
27. ravonjison ( 02/10/2009 16:26)


Mahaliana dia mahaliana ahy itý resaka itý , saingy tsy maintsy mody aloha, fa tena noana. @ alatsinainy manao misimisy.
28. cutie ( 02/10/2009 21:48)
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xan

tsy haiko :-D
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS


ze hitanao sy tsapanao ihany io
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?

Nahona moa izy no tsy hanan-jo???

29. xxx ( 03/10/2009 03:28)
rakapy:

Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toerana ireny.
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS?
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xana?
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?


Ka ny zava-misy eto an-tany aza tsy araky ny loha ka andeha hanaka-danitra ahoana ary ity ianao. Sa hijery dark matter, na ny last 7 dimensions of string theory, sa bing bang, black hole, sa light particles.

Saingy na ny vatikanina aza nandany vola nanaganana telescope hijerena izay mety hiavin'ny farandro

Ny virus no mpanjakan'ny zavaboahary ka

Ahahahahhahaha

30. AndriambyII ( 03/10/2009 13:37)
Mbola misy ihany anefa ny doute momba ny infinité de la matière an!
Hatramin' izao aloha dia ny quarks no hita maso farany taorian' ny nucleon sy proton ary ny neutron .
Ny @ bing bang st ny trou noir dia tsy dia mbola voafehy tanteraka ny hevitra miresaka ireo .
Ny particules lumineuses dia azo atao ny mandinika ireny raha manana microscope sy telescope mety hahatratra X 999 milliard de milliard de milliard d' agrandissement .
Ny @ 7D sy ny virus dia mbola en voie d' etudes foana efa ho 2 siecles izay .
31. ndenn ( 03/10/2009 14:24)
\"Infinité matérielle\" , d\' abord il y a 2 ou 3 choses qu\'il faudrait savoir en parlant de matière en général cher ami ,il y a les matières inertes ( fossiles ) ,et ensuite les matières animées dotées d\'autonomies moteurs internes ou externes selon les espèces (animales ou végétales ou bien d\' autres qu\' on peut ignorer encore de nos jours ), et puis l\' antimatière vantée par les informations fictionnelles dont nos sociétés d\' aujourd\'hui se dotent fantastiquement,de méme pour la théorie de bing bang ,sur ce bing bang précisément , l\' existence d\'une explosion créant les mouvement des étoiles et planètes dans notre soi-disante galaxie relève d\' une création plutôt mythomane ,de la part des astrophysiciens en manque de découverte .
En imaginant la forme de la galaxie comme une soucoupe géante en dilatation et d\' expansion vers l\'infini , le bing bang est juste une pure supposition théorique se basant sur d\' improbables véracités des faits.
En ce qui concerne les trous noirs çà doit étre simple de faire des approches tout près de la réalité , de l\'espace vidé ( sans gaz ni d\' autres éléments naturels spatial évident ) dû au mouvement des astres et des planètes .
Les particules lumineuses , rien de plus jolies que les petits bout de météorites qui se détaches de leurs endroits initial naturellement.

32. ravonjison ( 04/10/2009 09:09)
rakapy:

Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon\'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toerana ireny.
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan\'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan\'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran\'ny UNIVERS?
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan\'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin\'ny mpino xana?
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?




Raha ny fomba fijery kristianina no ampiharantsika dia somary sarotra ny hamaly ny fanontaniana. Satria ny baiboly dia nosoratana t@ fotoana izay tsy mbola betsaka ny fahalalána eo @ zavaboary ( volazan\' i Soanja ). Eo @ io rasaka Univers io izany dia tokony mbola hitady doctrine , na fanazavana na hiova fomba fijery ny kristianina. Mitovy @ hoe : ny musilmans dia efa tokony hiova fomba fijery @ resaka droits des femmes , tranainy loatra mantsy ilay fomba fisainana ( io fiována io dia efa nandalovan\' ny kristianina ).
Toy izay koa ny fomba fijery kristianina, tokony hisy fiována eo @ resaka univers.

Ny olombelona mantsy dia tsy mpanjakan\' ny zavaboary, fa kosa \" element \" iray fotsiny ihany ao @ zavaboary.
Noho izany, ny valinetny dia mety hita ao @ resaka fivoarana ( evolution ).

Manan-jo hitsidika ireny ve ny olombelona ?
Io dia mitovy @ hoe: mana-jo hivoaka ny trano ho any andalana na hitazana ny mpifanolobodirindrina ve ny zazakely vao manomboka mandeha ?

Ny valinetny dia eny: voajanahary izany . Raha sakanana mantsy izy dia hijanona ny fivoarany. Noho izany ny azo atao dia ny manaramaso azy mba tsy hisy accident, fa ny fanakanana kosa tsy mety.

Ny fylogenese ( fivoaran\' ny olombelona ) sy ny ontogenese ( ny fivoaran\' ny olona iray hatrany ankibo ) mantsy dia mitovy sy parallele tokoa.
Io fivoarana io dia voajanahary, noho izany tsy azo sakanana, ary tsy ho voasakana izany, fa ny mi-guider azy no azo atao araka ny fahalalana misy.

Na ho ela na ho aingana noho ny fivoarana , tsy maintsy handehandeha eny @ unuvers sy planete ireny ny olombelona. Ny fanakanana izany dia mitovy @ hoe : ny zazakely manomboka mahay mandeha dia sakananao, ny vokany dia simba ny fivoarany ara-tsaina sy ara-fizika, manjary tsy mahay mandeha tsara izy any aoriana any.
33. soanja ( 04/10/2009 14:00)
ravonjison:



Na ho ela na ho aingana noho ny fivoarana , tsy maintsy handehandeha eny @ unuvers sy planete ireny ny olombelona. Ny fanakanana izany dia mitovy @ hoe : ny zazakely manomboka mahay mandeha dia sakananao, ny vokany dia simba ny fivoarany ara-tsaina sy ara-fizika, manjary tsy mahay mandeha tsara izy any aoriana any.



Marina tanteraka.


34. rakaroka ( 04/10/2009 20:13)
Mahafinaritra ny fanazavan-dRavonjison : =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^

[quote=ravonjison]

Toy izay koa ny fomba fijery kristianina, tokony hisy fiována eo @ resaka univers.

MIOMBON-KEVITRA!

35. ndenn ( 04/10/2009 20:27)
c' est logique .
36. majesty ( 05/10/2009 06:13)
rakapy : lasa lavitra be ntsika raha ntsika no mpanjakan'ny univers :) fa ny tena dikan'io dia hoe hikarakara ny voary izay nomena antsika, jereo ny nataon'i Adama e, niasa sy nitandrina ny saha!
37. rakapy ( 05/10/2009 13:47)
Hoy i Majesty
rakapy : lasa lavitra be ntsika raha ntsika no mpanjakan'ny univers fa ny tena dikan'io dia hoe hikarakara ny voary izay nomena antsika, jereo ny nataon'i Adama e, niasa sy nitandrina ny saha!

Fanotaniana no napetrako fa izaho akory tsy nilaza fa izay no marina. Fanotaniana napetrako ho an'ireo xana namana satria ny baiboly dia nilaza fa hoe hanjakao ny zava-boahary ary ny olombelona no mpanjakan'ny zavaboahary.
Ny fanotaniana dia hoe hatraiza ny fetran'ilay fanjakana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1937