Vendrana toko ra ts zan ts nahazo ny Fanjakan'iDADA donto
1. terrywui
(
29/09/2009 16:55)
tsetsoka ery ry TIM milaza oe Vendrana e!! dondrona e! tsy mahay ninoninn ee! voaroaka ts mahazo miteny e! foza e! orana e!
--zavatra tena tsy hita ane ze mba misongadina amzany mba ventesinareo rehetra ato zany e!! inona ary ?? voaverina ve le Fanjakan'i DADANAREO azonay tamikafetsena ??hon hon hon hon !! tsy zahay zao no tena FAVY eto amin tanana ???
---izay nareo TIM kely tifirinay ny basy fotsiny ireo ve de mba hoe Milay ?.????
---raha mafy de ataovy ze ahatafaverina haingana ny Fanjakanareo lasanay fa tsy eto no be vava eto fotsiny !!!
---maninona no vao nisy zavatra kely de nanao RESERVISTES 5000lahy tamin'ny 2002 nandripahana ny Tanindrana ?? naninona tsy namorona intsony izao ?? sa tsary misy olona koa ?? her her her her !!!

novalian'i terrywui ny 30/09/2009 15:15
2. ifiona
(
29/09/2009 17:06)
zao fotsiny ilay izy ra wiwi a! toy ny mpianatra an-dakilasy ihany io! misy ireo olona tsara naoty sy tonga @ tanjona niriana satria niasa mafy, ary tsy mba mangala-tahaka @ namana fa ny hasasarany ihany no mahatonga azy tafita! misy kosa anefa ireo olona laozany mitriche foana mba hahazoana naoty tsara! dia tena azo tokoa moa ny naoty tsara avy eo, dia mizesita ery! mety hoe naharesy ireo ankizy tsy mitriche aza indraindray! nefa inn moa no mba valeur-ny amin'izany??? hitondra azy aiza moa ty triché lava ity? eo no eo ihany izy no tafita fa tena milamina ve ny sainy amin'izany??? sady hita eo ihany anie izy hoe tena tsy mahavoa ireo nianatra tsara e! na ho ela na ho aingana!
inona no hidiran'i TGV amin'izany ve? i TGV ilay olona mpitriche lava, nampian'ny capsat sy ilay firenena izay tsy tononina anarana vao tafita ny fanonganam-panjakana!!! nga izy io tafa mitsy raha tsy teo ny capsat ??? dia teo dia be zesta ery ny sasany hoe izahay tsy vendrana fa nandrodaka ny dadanareo! zany eo ihany fa nenjehan'ny avendranany izy noho ny taty aoriana, afa baraka tany @ ONU marina mafy! tsy nisy capsat niaro azy ntsony teny kouuuu!! nga hita fa nialan'ilay firenena tsy tononina anarana izy tany fa tsy te ho afa-baraka miaraka aminy!
hon hon hon
:lol: 8) :miam: :snif: :-D

3. zoam
(
29/09/2009 17:55)
lisany izao le favy be lazainy afrikanina hoe sans qualité,dia mba izay aloha mba qualité lisany :-D :-D :-D
f anga mbola tsy azo ihany le fitondrana :-D :-D :-D
f anga mbola tsy azo ihany le fitondrana :-D :-D :-D
6. xxx
(
29/09/2009 18:49)
faly ery hoe nahazo fitondrana ,koa inona mbola hitarainana e,izay iray tsaran'ny tantara eto.izahay velona foana na 35000fmg ny kilao vary fa lisany mpihavy miseho tompony tanana ireo, miverina ny @ morotsiraka hamboly coco
7. diloo
(
29/09/2009 19:59)
Hanao copie-coller an'i Moussa Dadis Camara izao ny leaderan'i Terrywui.
Mialona indray izao i ra-Sarla fa resin'ny miaramila Gineana ny isan'ny sorom-pirenena malagasy. Raha eo 100 eo ny matin'i ra-Sarla , dia ny an'ny Guineana 157 tués et 1200 bléssés.
Ho avy izao lery hanao entrainement habituel hitifitra à balles réelles vao misy mivory kely.
Izao reny malala vao tonga saina mikasika ny putchistes izay notohanany:
Le carnage de Conakry sonne en France l'heure d'un réveil brutal. D'autant que l'ancienne puissance coloniale a longtemps fait preuve d'une excessive mansuétude envers Moussa Dadis Camara et sa clique.
Ampiako hoe: identiquement comme le cas du français appuyé par l'Elysée et le quai d'orsay, alias:Andry TGV.
Une certitude: l'ère de la mansuétude est révolue. Vu de Paris, "MDC" est bel et bien "cramé". "La responsabilité de la junte, et celle de Dadis Camara en particulier, sont pleinement engagées , juge-t-on dans l'entourage de Bernard Kouchner. Il faut hâter le retour d'un pouvoir civil, tout en veillant à ne pas sombrer dans l'anarchie." Un, facile à dire. Deux, on aurait pu y songer un chouïa plus tôt.
Dia izao koa no miandry an'i Andry TGV atsy ho atsy, fa tonga saina ny vozongo:
Sady i lekely koa hoy ry vozongo, nana-waina teny ONU, sady tena tsisy valera=)). Izao manjary nidina ny image-'ny lobbies ny france-afrique.
Izany no alehany ry reny malala rehefa tsy mahay mitaiza ny zanakareo ianareo an! =))
Aza manody marina ny komissa. =))
http://www.lexpress.fr/actualite/monde/afrique/les-embarras-de-paris-en-guinee_791116.html
Dia ataovy tsara ny fanoarana fa io no miandry an'i reny malala eto Gasikara manoloana ireo Gineana gasy toa an-dra-sarla sy andry ary ireo drakaka mpanaraka sy mpomba azy ireo.
Mety iato amin'izay izany izao ny coopération militaire ny frantsa amin'ny capsat.
Hmm,misy ho petsa eto atsy ho atsy =))

Une certitude: l'ère de la mansuétude est révolue. Vu de Paris, "ATGV" est bel et bien "cramé". "La responsabilité de la junte, et celle de Andry Rajoelina en particulier, sont pleinement engagées , juge-t-on dans l'entourage de Bernard Kouchner. Il faut hâter le retour d'un pouvoir civil, tout en veillant à ne pas sombrer dans l'anarchie." Un, facile à dire. Deux, on aurait pu y songer un chouïa plus tôt.
Sady i lekely koa hoy ry vozongo, nana-waina teny ONU, sady tena tsisy valera=)). Izao manjary nidina ny image-'ny lobbies ny france-afrique.
Izany no alehany ry reny malala rehefa tsy mahay mitaiza ny zanakareo ianareo an! =))
Aza manody marina ny komissa. =))
http://www.lexpress.fr/actualite/monde/afrique/les-embarras-de-paris-en-guinee_791116.html
Dia ataovy tsara ny fanoarana fa io no miandry an'i reny malala eto Gasikara manoloana ireo Gineana gasy toa an-dra-sarla sy andry ary ireo drakaka mpanaraka sy mpomba azy ireo.
Mety iato amin'izay izany izao ny coopération militaire ny frantsa amin'ny capsat.
Hmm,misy ho petsa eto atsy ho atsy =))
8. xxx
(
29/09/2009 20:10)
resin'i moussa camara ndray ra8 tamin'iny klé! ny an ravalo firy fotsiny ny voan'lery teo ambotsirohitra, ny an'i moussa 157...!!
9. AndriambyII
(
29/09/2009 23:19)
@io resaka politika europe afrique io dia izao no tadidio .
L'eradication sera irreversible.
Tant pis pour les guinéens et les autres d' avoir contribuer à cet systeme merdique qui avait detruit beaucoup de vies et de nations, On est fin prét pour éliminer les pantins et les guignols .
"resin'i moussa camara ndray ra8 tamin'iny klé! ny an ravalo firy fotsiny ny voan'lery teo ambotsirohitra, ny an'i moussa 157...!! "
Aza afangaro @ maloto ny tolona vao manomboka ra xxx .
Mifandaka be ireo zavatra roa ireo.OK ? :oops:

10. pikatti
(
29/09/2009 23:47)
hoy locl
ary marina loatra fa tsy wiwi rery fa zay tgv eto de hita fa trena tsisy valera mintsiny
:-D
terrywi VENDRANA, DONDRONA TSY MISY QUALITE
ary marina loatra fa tsy wiwi rery fa zay tgv eto de hita fa trena tsisy valera mintsiny
:-D
12. diloo
(
30/09/2009 00:36)
Andriamby-->
Néanmoins, c'est embarassant pour les pro-TGV, la similitude entre les putchistes ménagés par la France.
Attendons de voir l'assise du putchisme cher à la France ou le retour à l'ordre constitutionel. :wink:
Attendons pour voir l'evolution de la situation !
Néanmoins, c'est embarassant pour les pro-TGV, la similitude entre les putchistes ménagés par la France.
Attendons de voir l'assise du putchisme cher à la France ou le retour à l'ordre constitutionel. :wink:
13. xxx
(
30/09/2009 01:38)
Ce qui est dommage avec les politiciens malagasy actuel ,on se croit a un spectacle theatral de contexte à l\' inconvivialité des grands chefs cuisiniers preparant une petite partie de grillade au jardin de la nation , on assiste a un drôle de melting pot dont les composants ne sont pas trier du tout , des ingrédients incompatibles entre eux ,du sel , du sucre , du lait , de la morve ,de la sue , de l\' alcool ,des excréments d\' animaux ,du miel ,du calcaire ,des insectes ,des fibres de métaux , donc c\'est forcé de n\'y point comprendre dedans .En plus les cuisiniers et les chefs d\' hôtel n\' ont pas l\'habitude de mettre en ordre les ustensiles de cuisines et les services de couverts ,on substitue la machette a la place du couteau de table ,le bol à la place du verre à eau ,la louche a la cuillere ,la pelle a la louche , la fourche a la fourchette ,la pelle à la cuillere de service ,du chiffon à la serviette de table ,et comme guise d\'apperitifs des acides nitriques et urines de bétails , les cadavres des victimes sont mijoteés à petit feu pour le dessert, et leurs sangs comme digestifs.
14. papala
(
30/09/2009 07:47)
SANS VALEUR DAHOLO ZE TGV : manomboka @ le andry rajoelina, monja roindefo sns...................ireo HAT maimbo efa antitra be de be ireo LAINGA FOTSINY ZANY HOE TIA TANINDRAZANA IZANY. fa ze hampanan'azy mianankavy no hataony ,mamba noana ry SARERAKA. FA HAFA MIHHINTSY I DADA : IZY EFA MILLIARDERE, COMMMERCIALE, ZAY vao nitondra nofidin'ny olona natao président. FA NOHO NY FIALONANA DE natao zay nialany teo.
15. michouh
(
30/09/2009 11:57)
Aza be resaka ianareo TIM pro-Ravalo ireo, fa na inona na inona filazanareo ny TGV dia aminay io TGV io ihany no anay sy itokisanay. Hita miharihary fa ratsy fiteny sy ratsy fomba ianareo, matoa ireny tany amin'ny ONU ireny no nitranga dia noho ny gafy ataonareo sy ny mpitarika anareo. Tadiavina daholo izay hevitra rehetra haminganana ny TGV sy ny Tetezamita satria tsy mahatanty resy.
Izahay tsy mila intsony pro-Ravalo mpambotry vahoaka. Efa naloanay izany.
Vive TGV. Na mazana aza ny faminganana ataonareo dia tsarovy fa tsy maintsy mandresy ny Tolona, tsy maintsy mandresy ny Tetezamita tarihin'i Filoha Andry satria mamim-bahoaka. Ny Vahoaka no Andriamanjaka.
Misaotra Wiwi a ! vive TGV !

16. Bazily
(
30/09/2009 12:07)
Hita miharihary fa ratsy fiteny sy ratsy fomba ianareo, matoa ireny tany amin'ny ONU ireny no nitranga dia noho ny gafy ataonareo sy ny mpitarika anareoOmeo aloha ny porofo fa izahay no nahatonga anareo tsy hahazo fitenenana, Efa hitampoko hitampirenena fa mpanao kôdétà koa mbola inn ndray, sa lany henatra ry michouh-foka ka mbola hi-tchouh-foka @ kilôty tery ihany.
Tadiavina daholo izay hevitra rehetra haminganana ny TGV sy ny Tetezamita satria tsy mahatanty resy.Tsy ianareo izao no manao izay hevitra haminganana ny fanehoankevitra ataon'ny vahoaka? Izao ferana tsy azo hanaovana fihetsiketsehana endrika polotika i Mahamasina, Ambohijatovo ( izay notokanana fa ho place de democratie ) Sa rehefa ianareo no maneho hevitra dia democratika fa rehefa ny hafa dia mpanakorontana. Naninn zao raha navel hilamm tao @ Mahamasina ny 3mvs dia mora kokoa ny nifehy ay toy izay ety andalambe no enjehina. Mmpitombo ny sakoroka, ny tsy tokony hi-sakoroka voatery tsy maintsy hisakoroka fa hitono tena ho may ohatry ny lolofotsy?
Na mazana aza ny faminganana ataonareo dia tsarovy fa tsy maintsy mandresy ny Tolona, tsy maintsy mandresy ny Tetezamita tarihin'i Filoha Andry satria mamim-bahoaka. Ny Vahoaka no Andriamanjaka.Ewah! Vahoaka marina! Ho hita eo izay tena mamimbahoaka fa rehefa mividy vary 40000fmg ny kg ianao dia mamy foana i Andry.
Ary tsarovy fa mbola hisy farany ny zv-drehetra. Tsy ho ela fa ny capsat nataony tohatra niakarany ihany no ho tohatra hidinany eo.
17. terrywui
(
30/09/2009 15:15)
MICHOUH :* :* :* :* :* tena izay aho vao nahita ilay vehivavy izay voafidin'ny foko marina !!! miciii michouh a ! za ane sasatra ny mananatra andry zalah sy milaza ny marina fa de rano alefa andamosin'ny gisa michouh a! ry lerony rahateo efa gisa sy gana daholo !! fa ny mba nahatsara azy kely alou def mba nisy an'i Pikatti sy zoam sy Ompapi mba efa resiresi-lahatra ihany oe votany le TIM ,, misaotra ry zalah a ! ho tahiana laisany !! fa ireto ambiny manoko be tsary mety miova ireto no tena mandreraka !! ha ha ha!!! :-D :-D :-D :-D :-D